Ny olona maimbo heloka

61. melody ( 06/12/2006 16:04)
mba tohizo moa ilay resaka ry watafon f'aza himehezana fotsiny a:wink:
62. watafon ( 09/12/2006 19:40)
andraso ary e! tena mety mihitsy ilay ALAMO k ! fa tsy salamo na salama akory ! :-D:-D:-D:-D
63. melody ( 10/12/2006 16:17)
:-D:-D:-D:-D m'ci e!
64. Papoose ( 11/12/2006 07:48)
ty ny alamo oh! ty ny alamo oh! ty ny alamo oh!
arizato ny alamo ohhhhhhhhhhhhhhhhhh!
sesi-kodoro oh!sesi-kidoro oh!:-D:-D:-D:-D:-D
65. melody ( 11/12/2006 17:46)
inona daholo izany ry papoose?:-D
66. niryna ( 25/12/2006 01:11)
Efa naheno olona ianareo miteny hoe malany,na maimbo olombelona? Any anaty ny tenenan\'ilay olona mihitsy io koa fadiana ny mihinana tongolo na gasy na vazaha,esorina ny volon-kelika, ny akanjo nanaova indray mandeha dia tsy azo anaovana intsony, misotro rano betsaka fa ilay hatsembohana dia rano very ihany koa, mila mandro isan-andro fa tsy ny helika irery ihany,fafana tsara ny elika ary toy izany koa ny tongotra,hosorana karibonetra dia kobanina tsy indraindray, manana serviette manokana fa tsy miaraka amin\'ny olona, toy izany koa ny tongotra fafana tsara ny elanelany ary avela ho maina vao manao kiraro,misy famafana tongotra manokana koa, tsy maintsy manao ba kiraro cottona fotsy ary hosorana poudre ny elakelan\'ny tongotra, misolo kiraro matetika,ary misolo ba isan\'andro ka tsy averina anaovana intsony iny,fonosy ao anaty fasiana lamba maloto tsara ilay izy fa tena-potika ny fofon-trano, raha tsemboka lava ianao dia mitondra akanjo hafa ho soloina fa ilay hatsembohana no tena mampamofona
67. tianne ( 26/12/2006 08:40)
nareo reto tena mapime mintsy ka:-D:-D:-D, fa zao e, le raygasy aiz e? toa tsi manome torohevitra akory e?.
fa zao ry reto a in no manala ilay tsemboka @ helika iny fa misy ny olona na tsy maimbo aza ny helika dia tsemboka be ihany dia ohatra nyoe voretra foana e!.
68. niryna ( 21/01/2007 05:49)
Toa marary koa ireny tianne a fa tena miraraka manodidina ny teneny manontolo mihitsy ny hatsembohona,misy aza olona maina foana ny molony dia iny vavany iny misy diana rora fotsifotsy foana.Manao akanjo tergal no tena fadiana ireny maimbo helika ireny sy ny jerse,mila asiana akanjo vita amin'ny cotton foana ao anatiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2193