Ny olona maimbo heloka

41. watafon ( 13/11/2006 18:27)
hein , tena henjana mihitsy k !
42. melody ( 14/11/2006 11:54)
o ry watafon, henoko fa hoe ny salamo hono mamono fofona helika? marina v io?
43. ari.malala ( 16/11/2006 06:31)
inon ty salamo?
44. melody ( 16/11/2006 14:52)
hoay, azafady, ALAMO no tiako lazaina fa lasa salamo indray :oops::oops::oops::oops:
45. botrabotra ( 17/11/2006 14:13)
mba maimbo helika kosa fa diso tsipelina e!ny fisasana tsra isan'andro na 2, 3 isan'andro dia madio isika e!
46. watafon ( 19/11/2006 13:30)
melody ::-D:-D:-D:-D mitady hitory teny ndray an ! efa gaga za oe mila mamaky salamo zany v d afaka ny fofo-kelika ! :-D:-D:-D
47. nolalaina ( 19/11/2006 14:10)
:-D :-D
48. watafon ( 19/11/2006 16:18)
:-D:-D:-D
49. kelly13 ( 19/11/2006 16:22)
ny citron kou hono tsy mampisy fofona, na helika na tongotra na hafa :lol:=))
50. melody ( 19/11/2006 16:38)
watafon::-D:-D:-D:-D enao ity kou ou, mampmé mihintsiny!
51. watafon ( 25/11/2006 19:58)
melody :za zany mihitsy k ! =))=))=))
kelly 13 : tsy mangirifiry b v any kle :roll:=))=))=))=))
52. melody ( 26/11/2006 14:19)
:-*:-*:-*
53. watafon ( 27/11/2006 19:21)
io ary za efa tsy d mapme tsony hono kou !:-*
54. mimich ( 29/11/2006 08:52)
tara njay za teto marina

melody>:-D:-D:-D salama fahafiry hono
55. watafon ( 03/12/2006 05:28)
mimich : salama ftsn d ampy fa tsy misy fahafiry zany k ! =))=))=))=))
56. mimich ( 04/12/2006 09:04)
oups , salamo anie ilay izy fa tsy salama ee
za koa diso fanoratra indray
57. melody ( 04/12/2006 18:02)
mimich: na salama na salamo, tsy mapaninona satria samy diso daholo ireo k=))
ALAMO hoa ilay izy e
58. tywa68 ( 06/12/2006 11:26)
hay mbola tsy vita foana ty resaka ty ? toa tapa-tsinay indray aza fa nitatra salamo :-D:-D
59. melody ( 06/12/2006 13:42)
nga hita e!:-D
60. watafon ( 06/12/2006 16:01)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3099