Ny olona maimbo heloka

21. watafon ( 09/10/2006 15:58)
fijo ? :roll::roll::?::-D:-D
22. Ruby ( 11/10/2006 17:13)
ary ity resaka ity moa izany dia tsy novalian i raygasy akory? izy toa hita ary ambadika ary ihany mamaly resaka fa ampiresahiny eto fotsiny isika dia avy eo izy mitsoaka:^)
23. Fiffi ( 11/10/2006 18:07)
aiza tokoa izy fa toa tsy hita intsony ?
24. fijo ( 12/10/2006 20:32)
ity aho e;tsy le izy maiombo be iny anie ,fa le izy tsemboka iny,tiako ka.manaitaitra vatana izany
25. watafon ( 12/10/2006 20:35)
hay v e! heveriko fa le fofona iny mitsy no tianlà k gaga aho !
26. fijo ( 12/10/2006 21:38)
an an ,gay aiza kosa le.
27. watafon ( 17/10/2006 10:49)
hahaha ! iza no mahita kou ! :-D:-D
28. fijo ( 17/10/2006 21:30)
an an,kle,le iray car amin'ireny tena olana be mihintsy kle
29. kelly13 ( 21/10/2006 13:12)
mbola safotry ny fofona hono i raygasy e
30. andry08 ( 21/10/2006 15:37)
:-D:-D:-D
31. watafon ( 23/10/2006 10:44)
ny ahy ny tena tsy tantiko refa haka tension iny za d mampiakatra ny tànany ilay olona fa tena misy tena mahasafotra mitsy kle ! fa za aloha miteny e!
32. melody ( 23/10/2006 17:50)
watafon a, tonga dia mihomàna rehefa maka tension ary e...manaova ireny maska ireny fa so dia enao indray no vonjendry zalahy eo vo miasa gravy be - bouche à bouche=))=))=))
33. watafon ( 24/10/2006 06:26)
melody: misaotra fa mety tokoa zay kle :-D:-D:-D
34. melody ( 26/10/2006 20:28)
mila mivonona fona ry watafona:-D
35. watafon ( 30/10/2006 07:32)
efa vonona fona k ! :-D:-D
36. melody ( 31/10/2006 14:14)
eny hoa e, ianareo indray ve moa no hatoro an'izany :oops::oops:
37. watafon ( 08/11/2006 07:29)
k efa hiainana anie le izy d mila mailo e! :-D:-D:-D
38. fijo ( 09/11/2006 22:34)
wata an,manaova hoatra an'i raoul "mahaleo"hi hi hi lery avy dia directa be mihintsy miteny ny olona
39. watafon ( 13/11/2006 14:26)
za ndray mahasà miteny raha vao resaka hygiène k !
40. melody ( 13/11/2006 16:08)
surtout hoe andro mafana izao, hai3, mampitsoka o?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1329