Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salmo
(
06/10/2006 14:57)
resam-bevavy ao ampianarana
Ny ahy alou tiako fa zah alou akia tsy hande hanambady zany fa lehilahy ray ve aky no hiarahana mandrakizay. saody makaleo ny toetrany rehefa avy eo kou :-D:-Dmisy bandy roa aoariana=D=D . ...
tohiny
novalian'i randria2 ny 29/12/2006 19:39
quartermoon
(
06/10/2006 14:09)
mila namana hanao formation
bonjour! sao d mba misy mazoto hanao formation ao am croix rouge hiaraka amiko ahazoana C.S.S na Certificat Secourisme et Sauvetage? Tsy izany mantsy fa mila olona eo am 5 eo izy vao afaka mampanao fo...
tohiny
novalian'i kitjo ny 16/11/2006 15:13
mananasy
(
06/10/2006 12:50)
iza no mihra azy?
mpihira vao haingana.
Lehilahy mihira hoe: sambatra aho manana anao......, be be feo zay izy, milamina le hira, mbola tanora angamba izy.
hafa indray. Vehivavy fohy volo mitovitovy @ i Poopy nipetra...
tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 16:01
Ralay
(
06/10/2006 10:04)
Beatbox
Mba mahaliana tokoa ny talentan'ireto olona mpanao beatbox ka raha mba te hialavoly kely ianao dia http://www.youtube.com/results?search_query=beatbox fa mampiaiky tokoa.
Mbola ilaina ve ny instrume...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 09/10/2006 10:13
xxx
(
06/10/2006 08:57)
Ahoana ianareo @ bandy tsy sahy manao 1er pas ?
Betsaka no efa tratran'io cas io angamba an!...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 25/11/2006 18:01
Fiffi
(
06/10/2006 06:57)
Inona no hitranga ao Toamasina ?
Roso ka tsy mipody intsony ny fanapahan-kevitra izay noraisin’Ingahy Pierrot Rajaonarivelo hiverina sy hitodi-doha an-tanindrazana. Tsy kivazivazy ny raharaham-pirenena sy ny fanaovana pôlitika, ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/10/2006 17:59
Lejim
(
06/10/2006 00:17)
Antso avo amin'ny vahoakan'ny Tamatave
Amin'ny maha-zanaka Tamatave ny tenako no angatahako aminareo rehetra any ny tsy hikorontanana raha toa ka tonga any Andriamatoa Pierrot Rajaonarivelo.
Hisy fisamborana ary hisy miaramila maro ho ton...
tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 15:03
fijo
(
05/10/2006 23:14)
namana tia sy mpanaraka politika
ity loahevitra iray ity no isan'ny loahevitra ahitana mpanaraka be sy tsy ahitana vazivazy firy eto amin'ny namana.(sy ny fahasalamana)
ny hany mba tiako lazaina dia,aoka samy halalaka isika eto hane...
tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 14:42
fijo
(
05/10/2006 22:58)
io koa ny hasina fa manampy.
"tribune" nilaza ny hasina,fa ny fialan dravalo ihany no tsy hampisy ny korontana sy ady an trano ao mada........
hita sy tsapa izao,fa zavatra efa vohizina mafy io korontana io,ary ry zafy sy ry ndr...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 11:48
lagoon
(
05/10/2006 21:04)
Hira vaovao
TAXIMAN RE: PIERROT INDIGNE
05/10/2006 à 21:36
Pierrot va bientôt rentréeeee!!
Et sera arrétéeeeeeeeeeeeeeee!!
Pask'il a détournéeeeeeeeeeee!!
Pask'il a voléeeeeeeeeeeeeeee!!
Et ...
tohiny
novalian'i prime ny 16/10/2006 14:37
salmo
(
05/10/2006 18:23)
Bandy miavona @ sipa
Tena map:-Dmintsy rehefa mandinika anireny sipa mila resadresaka sy ''Confianza'' nefa tsy dia tena milay:P:P...
tohiny
novalian'i belaza ny 17/10/2006 11:47
Aino
(
05/10/2006 18:03)
aza mba maika ny hoany eh!!
ny ankabehazany vhv ankehitsiny dia kely manambady!!
de tsy haiko aotra hoe inn no maha maika ny @ izany, ny fianarana tsy vita ny taona kely nefa maika ny ho any!!
misy moa ny sasany dia 15 ans dia...
tohiny
novalian'i Aino ny 07/10/2006 20:52
dailynews
(
05/10/2006 17:52)
atody
raha tia mihinana atody dia tsarovy fa hoy ny dokotera hoe atody dimy fara fahabetsany hono no azo hohanina anty herinandro fa raha mihoatra izay dia be loatra.
ny cholesterole izay azo hohanina hon...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/11/2006 16:55
Aino
(
05/10/2006 17:36)
tiako raha tahaka izany avy ny tsiray ray
si tu recu cette message sache que je pense a toi chaque instant,seconde,minute tu es ma raison de vivre [quote]sans toi je préfère mourire[/quote] , je remercie dieu d'avoir m'offrire le plus beau ...
tohiny
novalian'i Aino ny 24/10/2006 14:03
salmo
(
05/10/2006 17:36)
vhv be kiana @ lhl
isika vhv sy lhl ve mitovy sa tsia? iza milaza fa samy afa ary iza milaza fa mitovy (tanjaka, fahaizana, toe-tsaina, sns...)?????...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/10/2006 20:30
raygasy
(
05/10/2006 16:39)
Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
Efa tonga aty New York ny tarika MAHALEO koa mba andao ry reto zay mba afaka hiaraka hanala azy any e!dia mba mikikika mihira eo e!.......
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/10/2006 05:49
tsiokatimo
(
05/10/2006 15:45)
mba mitady tonokira
Manao daolo e!!
Mba mitady ny tonokirany mahaleo re za azafady le "namana" iny sy ilay "ny tanany mama".
Misotra meloha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 17:48
Aino
(
05/10/2006 15:27)
inn no antony?
izaho aloha dia anisany olona lasa saina sy be eritreritra momba itony zavatra miseho itony eh!!
fa dia inn laotra no mahatonga ny akabehazany lhl hanolana zaza tsy ampy taona na zaza kely, nefa vhv ...
tohiny
novalian'i ninih ny 09/10/2006 13:38
vivi
(
05/10/2006 15:21)
lasopy sinoazy gasy
mba omeo recette fanaovana anilay ranon'ny lasopy chinoise any dago iny we ry reto e! , fa tena t ihinana b za zany , vao maika tsra moa raha ny recette ny lasopy mihintsy , misaotra mialoha !...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/11/2006 19:22
tezitra
(
05/10/2006 15:15)
R8 et radidy,la copie et l'original
zavatra
1)methodologie:
a-ny azo ampitahaina no apitahao, 1er mandat radidy contre 1er mandat r8
3) radidy=ra8,je persiste:
RADIDY
a)militarisation de l'administration
-pds fianarantsoa: ralaik...
tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 15:22
