Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
alvo ( 10/10/2006 16:05)
Femme au foyer
Manaona daol Za d ol tsy miasa fa mitaiza ny zanako ato antrano. Mba mila namana iresahana hanalana andro fa henjana le fitaizana. D misotra mialo.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/12/2006 20:34
robot ( 10/10/2006 12:37)
aza dia fitahina loatra re ny fitiavana ao anatinao ao eh!
slt !dol an:D misy manko ny ol sasany milaza fa refa mifanaritarika eny rehatra eny ry zareo (vehivavy sy lehilahy io an:*)de hoe izany hono no atao hoe mifankatia sy miaraka ry zareo :evil: ao mo... tohiny
novalian'i soanava ny 02/11/2006 07:24
tezitra ( 10/10/2006 12:33)
R8 mpivarotra ronono nanankarena
ra8 niasa mafy,nifoha maraina, dia nanakarena, angano angano arira arira:Tsy mitombina io fanazavana: 1)avant 1997 tsy nahafantatra andRa8, tampoka nisy ny harena,hummm! 2)Tsy manainky hanao tobamp... tohiny
novalian'i tezitra ny 26/10/2006 13:29
dylan007 ( 10/10/2006 11:19)
rotsin'i mamabelo ( rad'z kroutamboul sy raslem jah)
mba omeo an'io rangaha fa tena efa nikaroka hatraiza fa tsy nahita mihintsy an ... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/10/2006 21:11
Aino ( 10/10/2006 10:25)
malahelo
malahelo any sasa fa tsy tazana hintsony izy izay efa ela ela ihany izay tsy nahitako azy!!! tena lasa nanambady izy marina dia hadino isika:(... tohiny
novalian'i fanaina ny 07/11/2006 21:05
tezitra ( 10/10/2006 09:55)
Rajaonarivelo,toamasina, ivato, barazy 2002, barazy 2006:?
1)Pkoi tamatave mais pas ivato: Tsy azo anaovana manif intsony ao Tana, voavono ianao @ ireo mercenairen-dra8 ( nouvelle version TTS), Tsy ny vahoaka no namono ny opposition (president,deputé,etc..... tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2006 20:54
ikalakintina ( 10/10/2006 09:18)
be fitetika
hoatr'izao le tantara: nilalao le sipakely de niakatra teo ambony hazo, de sendra nandalo le mopera de gaga raha nahita azy teo ambony hazo: mopera: fa inona ity ataonao eny ry zanako, midina iana... tohiny
novalian'i vale ny 18/10/2006 11:20
cristal ( 10/10/2006 08:54)
Hoanareo any ivelany any,aiza i VOLOLONA?
(l)(l)(l)Mitady an'i VOLOLONA na efa madama aza izy izao dia izao no moba azy: Nianatra tao amin'ny sekoly Ambohijatovo avaratra izy ny kilasy famaranana Teny anjanahary izy no nipetra eo ... tohiny
novalian'i velosoa ny 10/10/2006 15:07
nydiary ( 10/10/2006 08:51)
bevohoka tsy manambady
bevohoka aho 2mois mahery, ny rain-janako nefa tsy te ahalala anay tsony, ny analako ny zanako ary no asesiny amiko, tsy nanaiky nefa aho fa tazomiko ny zaza, kivy nefa aho ankehitriny refa mieritreri... tohiny
novalian'i randria2 ny 29/12/2006 19:35
laracroft ( 09/10/2006 23:32)
Fa nankaiza hay!!!!!!!!!??
manahoana daholo indray eh, :( nandefa dinika momba ny resaka isa ato @ serasera ho ah za ary tsy hitako intsony ilay izy:roll:, nefa tsy nisy teny ratsy ny nosoratako tao na fanompaina,ary nataok... tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 16:03
rakotoline ( 09/10/2006 17:57)
Mba mailo daolo e
salama daolo.no izao zava-misy any dago izao dia tokony hifanipy afatra isika tsirairay avy mba hisorohana ny korotana eo amin'ny samy gasy satria resaka politika io ary tsy ny samy gasy no tokony hif... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 18:32
salmo ( 09/10/2006 17:15)
Bandy bogosy sy Joba milay
Ny fahatsarany zanak'olom-belona ve mitondrany tsy fahasalamana:?: mino aho fa ''tsia'', nefa misy ny ''eny'' . fa eritreritro dia soa ho an-tsika aty an-tany :-D:-D:-D ... tohiny
novalian'i ninih ny 11/10/2006 16:04
lapino ( 09/10/2006 16:26)
Vendrana ve isika ?
Fomba handrefesana ny intelligence-n'ny olona hono ny QI. Tsy voatery ho tena marina sy rigoureux anefa io an! Fa raha atao hoe raisina araka izay ary ... http://www.douance.org/qi/qicorrel.htm mis... tohiny
zandikely ( 09/10/2006 15:01)
VERY FITADIDINA SAHADY NY MPITONDRA
Efa samy niaika ny rehetra fa tsy nety ny fanaovana barazy tamin'ny taona 2002. Izao dia efa adinon'ireo mpitondra sahady na odian'izy ireo tsy fantatra fa ny zavatra notoherina no averin'izy ireo iza... tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2006 21:13
lapino ( 09/10/2006 14:55)
Sondage fifidianana
Araka ny sondage nataon'ny sobika.com izay nisy olona nifidy miisa 2300 eo ho eo, dia Ravalomanana no mitarika, ary 2è tour amin'ny "[i]1er tour dia vita[/i]" io fifidianana io. http://www.sobika... tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:48
salmo ( 09/10/2006 14:27)
zah mba gaga
Nahoana no vhv anakiray ihany no tokony hatao sambatra, fa tsy efatra? :-P sa ilay efatra aleo ho hijaly any? ... tohiny
Aino ( 09/10/2006 13:28)
any ho any
sendra lavitra anao ny olon-tianao. dia hita eny dol ny fihetsiky ny tsirairay na lhl na vhv hoatra!! misy ny sasany vao maika mitombo ny fitiavany any ilay olon-tiany @ falavirana. misy ny lasa v... tohiny
novalian'i Aino ny 24/10/2006 14:00
nirvana ( 09/10/2006 12:40)
SGS
fahasalamana daholo o ! aona ny fahitanareo an ilay orinasa hoe SGS e ? ... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 12:51
xxx ( 09/10/2006 11:31)
voateny foana
Ahoana no hevitrareo raha ianareo no eo amin'ny toerako.Manambady za ary tsy manan-janaka ,efa ho 10 taona izao ny fanambadianay .Efa nisy ezaka natao ny amin'ny ahazoana zanaka fa tsy mbola nisy hatr... tohiny
novalian'i HESHA ny 12/10/2006 15:15
booboo ( 09/10/2006 11:18)
Mitady namana scout (Paris)
Aia aby ny scouts taloha mipetraka ao Paris ô ? Ndao hiverina hanao scout indray(na finona inona tsy olana zany), hanao Responsable no tena marina kokoa :°)ao @ zareo Tily ao Paris. Ny ataon'i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/10/2006 18:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8373