malahelo

1. Aino ( 10/10/2006 10:25)
malahelo any sasa fa tsy tazana hintsony izy izay efa ela ela ihany izay tsy nahitako azy!!!
tena lasa nanambady izy marina dia hadino isika:(
novalian'i fanaina ny 07/11/2006 21:05
2. Aino ( 10/10/2006 10:26)
tsy mandalo eto @ dinika hintsony no tiako lazaina!!
fa izy mandalo any @ hafatra sns faona.:°)
3. diamondra27 ( 10/10/2006 11:17)
aino: ary ndry ty raha mba be sentimaka an! tandremo akia fa sao de marary fo @io a!

any @ resaka olondehibe any angamba no ahitandry azy , sady e! izy efa nanambady izany fa ny antsika eto mbola diniky ny zaza, miady, mifanenjika, mitsikanikany mbola tsy matotra st tsy misy hatao lol
:-D:-D:-D
4. ninih ( 10/10/2006 12:41)
ary raha handefasana hafatra hoe mba miverena indray ao @ dinika e! 8)
5. prime ( 10/10/2006 13:07)
diams> :-D:-D:-D
6. diamondra27 ( 10/10/2006 13:10)
prime: maninona indray izao za:oops::oops::-D:-D:-D
7. Ruby ( 10/10/2006 13:42)
diamondra27:

aino: ary ndry ty raha mba be sentimaka an! tandremo akia fa sao de marary fo @io a!

any @ resaka olondehibe any angamba no ahitandry azy , sady e! izy efa nanambady izany fa ny antsika eto mbola diniky ny zaza, miady, mifanenjika, mitsikanikany mbola tsy matotra st tsy misy hatao lol
:-D:-D:-D


fa zaza ahoana ary isika? fa angaha tsy hoe 1936 ny ankamaroany no teraka?

8. Ruby ( 10/10/2006 13:43)
ary hono hoa ahoana aloha ny mankany amin izany resaka olondehibe izany e
9. Aino ( 10/10/2006 13:56)
diams ie somary be be sentiment izay ihany aho!! hihih fa tsy mbola narary foho!!
10. raygasy ( 10/10/2006 14:02)
Aino>Mbola aty izy fa asa na rapitso no mdy e!misetoa tokana fotsiny dia tsarony ianao e!mino aho fa mihevina izy @zay, dia hifandray ny setonareo e!Goog luck!
11. ninih ( 11/10/2006 12:47)
mba henoy ihany any antokotany any sao de misy misioka e! tonga ao antsiko mantsy le hira iny hoe: "misy misioka ao antokontany ao, namana..."
12. diamondra27 ( 11/10/2006 13:31)
ruby: mankanesa eo ankavianao, de misy hoe:
dinika manokana hitanao eo, de klik iny, de misokatra ; dia avy eo @ izay mangataka miditra ao fa tsy maintsy manome ps sy mdp
de bon surf enao an!
sao de tsy ampy taona aloha ruby fa izay no antony hanokanana azy any fa tsy eto e!

any misy resak'olondehibe sns... De raha mbola zaza toa ahy de eto foana no miditra fa tsy any.
Raha te-ho lehibe haingana i ruby de ataovy né en 1936 ny année de naissance de tafidtra any:-P

de tantarao anay le resaka alohan'ny hatory ;-)
13. Aino ( 11/10/2006 17:12)
diams hummm de izay aloha izany de efa tsy kaontiny hintsony ko, njy aza ve mbola sty tafiditra any ko vao maika fa izay.
14. ninih ( 12/10/2006 07:21)
izahya ko izany koa izany de tsy zafaka miditra any ko! indrisy
15. fasaly ( 12/10/2006 12:03)
iza indray no niteny hoe nanambady i sasa???:roll::roll:
16. ninih ( 12/10/2006 12:21)
:lol:
17. prime ( 12/10/2006 14:00)
diams> manao resa-jaza nefa olon-dehibe...:lol::-D:-D
18. diamondra27 ( 12/10/2006 14:59)
prime: :-D:-D

za mbola zazakely fa tsy olondebe an , za tsy tafiditra any @ resa'olodebe any

za nefa liana be mitsy;-);-):-P
19. Aino ( 12/10/2006 15:51)
diams tsy mahazo miheno reken-olondehibe any hono hoe:)
20. ninih ( 13/10/2006 12:58)
fa firy taona kay vô tafiditra ho olon-dehibe e! fangaha tsy refa manana karapanondro!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8403