malahelo

21. Aino ( 14/10/2006 08:00)
eny hoa mba firy taona marina vao tafiditra any?
izay aloha tsy kaontiny fa @izay mba fatatra hoe afalka firy taona vao mahazo miditra any.
22. ninih ( 16/10/2006 08:34)
ka iany mintsy anie mba ahalala mintsy hoe afaka firy taona no tafiditra @ zany!
23. sarobidy ( 17/10/2006 07:28)
Aino
24. diamondra27 ( 17/10/2006 08:45)
Aino:

Mpandefa : Aino [ Valio ] 12-10-2006 17:51:13
Lohateny : Re : malahelo
diams tsy mahazo miheno reken-olondehibe any hono hoe
HIHIHI

:-D:-D de aona fotsiny zany letia E

mipitrapitra kely ve?:roll::roll::(:(
25. Aino ( 17/10/2006 11:00)
diams ka bedy ny dada sy neny ao njy ah!! ravo miresaka ny lehibe de hoe andana makany @ hevitranonao na mandehana milalao :-D:-D
de aleoko aloha raha izaho milalao eto @ resaky ny ankizy ko!! mbola tsy nahazo permis manko.
26. ninih ( 17/10/2006 14:52)
ny tsy tanty ko anie le hoe aza mihaino resak\'olondehibe eo e! eto izany tsy mihaino fa mamaky! :oops:
27. Aino ( 17/10/2006 17:42)
ninih hihihi ka samy mbola akizy tsika eto ko!! rehefa mamaky ny maso dia miheno sy misaina ny loha.:roll:
28. ninih ( 18/10/2006 08:55)
Aino: ka ny kely kosa no mihalehibe ko! mba atao voankazo anala ze vakina fa tsy enarana daolo akory anie e! :)
29. Aino ( 18/10/2006 10:11)
mandehana aza njy mihera any @ ry zareo lehibe hoe mba afaka miditra ve izay sa mbola ho avelanareo aty hivelany aty ihany ooo.:cry:
30. ninih ( 18/10/2006 12:42)
matahatsa be za, sao de hataon-dreo hoe a a a! za ngamba na antitra aza de eto ihany. :oops:
31. Aino ( 25/10/2006 21:47)
Mpandefa : ninih [ Valio ] 18-10-2006 14:42:34
Lohateny : Re : malahelo
matahatsa be za, sao de hataon-dreo hoe a a a! za ngamba na antitra aza de eto ihany.
:-D:-D
eto koa anie mafinaritra eh!!
32. sasa ( 26/10/2006 05:30)
Aino:

malahelo any sasa fa tsy tazana hintsony izy izay efa ela ela ihany izay tsy nahitako azy!!!
tena lasa nanambady izy marina dia hadino isika:(

Aza malahelo njy fa za eto foana, mijaly be fotsiny za amzao fa simba ny ordi-ko efa ho 1mois izay d tsy mbola nahazo solony aho fa vao miandry ilay vaovao ho avy atsy ho atsy, mindrana ordi foana za vao mamaly eto.Ilay hoe manambady aloha vazivazy le any am momba an'ahy hi hi hi hi ary miova isan-taona iny, mandalo kely eto za d mandalo any am karajia koa rehefa isaky ny maraina sy atoandro ihany.
Aino :-*:-*:-*:-*:-*

33. sasa ( 26/10/2006 05:34)
fasaly:

iza indray no niteny hoe nanambady i sasa???:roll::roll:


ka le any am momba an'ahy akia novaiko efa tam janvier 2006 hoe nahazo vady teto za hih ihih ihihih d iny no lazain'i Aino nefa tsy mbola misy anzany fa ny an'ahy io tsinona miova isan-taona d am janvier 2007 io izao miova indray, fa en réalité tsy mbola manambady Sasa
Fasaly biz njy :-*:-*


34. mimich ( 26/10/2006 06:15)
hihih> mahafinaritra ahy mihitsy ity Aino sy ny fitiavana ny olon-drehetra ity ka :-*:-*:-*
mpitady ny very sy manangona ny rehetra mba ho ao anaty valan'ondry iray
35. fasaly ( 26/10/2006 06:16)
:-D:-D:-D:-Defa hitako io ka! fa fatako we tsy manambady de zay no nilazàko io!:wink:
36. Aino ( 26/10/2006 09:41)
sasa ka izaho nihevitra fa efa lasa ko8)

mimich ka izay ilay teny hoe tiavo ny namana tahaka ny tenanao, dia rehefa tia ahy dia tiaviko @fo madio!!
izay le hoe Aime moi et je t'aimerai
37. sasa ( 30/10/2006 05:12)
Aino :-* efa lasa akia za d henondry eo ihany, sady na hoe lasa manambady aza, angamba tsy hanadino an'ity site ity mintsy fa mandalo eto foana rehefa afaka akia.
Bizz mimich e:-*
Fasaly :-*
38. fanaina ( 07/11/2006 21:05)
humm merci anjy houraaaa faly be:D:D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1858