Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
savinna
(
13/10/2006 09:34)
mitady ilay namako taloha
Izaho Savinna dia mitady ilay namako atao hoe Malalatiana ny anarany ary avy any Behenjy ry zareo no misy ray aman-dreniny fa nipetraka teny Imerinafovony ry zareo tao aorina nahitako ary farany ka 8...
suite
répondu par benangy le 31/05/2007 09:19
boubounezy
(
13/10/2006 09:17)
fitiavana fahiny
ra niaraka t@ oull 1 enao talou, dé tena nifankaty tsy nisy otrizany. nisaraka tsy misy maratra nefa no sady tsy nifampitana alaelo na de wé mbola mifankaty be aza satry votery no ny fiainana. efa s...
suite
répondu par dailynews le 19/10/2006 18:14
lapino
(
13/10/2006 08:44)
1 Million Dollars
Milay be le joker nakana derna :-D:-D:-D
http://www.dailymotion.com/cluster/fun/video/xhif9_qui-veut-gagner-des-millions...
suite
répondu par lapino le 18/10/2006 09:00
diamondra27
(
13/10/2006 08:17)
efa nandeha fa mba tiako...le humour
http://dragon2madagascar.over-blog.com/archive-2-2006.html
de mazotoa mijery ô...
suite
répondu par prime le 18/10/2006 13:26
sipagasy
(
13/10/2006 07:38)
fangatahana fanampiana
Miarahaba ny rehetra e!
Mba manoratra ho antsika diaspora ny tenako fa misy izao toe-javatra izao e!
Misaotra mialoha ho an'ireo hanohana ny antso!
...
suite
répondu par xxx le 12/12/2006 14:48
Fiffi
(
13/10/2006 07:02)
Vendredi 13 et superstition.
Lasa indray ny heritreritro @ ity Vendredi 13 ity !
Mino an'zany ve ianareo fa andro ratsy io ? Ny heritreritro aloha de hoe raha toa ka mino hoe tena andro hisehoan'ny ratsy , na loza na zavatr...
suite
répondu par Fiffi le 20/10/2006 15:01
LazaDaddy
(
13/10/2006 04:03)
Litorjia
Angamba tokony havaozina tanteraka ny "litorjia" @ ireo fiangonana gasy REHETRA fa nanjary lasa fombafomba ivelany DAHOLO, fa tsy tora-po.
Mety ho tsara raha asiana fanomanana "worship team / worsh...
suite
répondu par prime le 29/11/2006 09:21
Herimiafina
(
12/10/2006 23:44)
Inona marina ny fahasambarana sy fiadanana?
[b]Ny maha-manakarena na maha-tany mandroso ny firenena iray ve no hitenenana fa mampiadana ny mponina ao aminy?[/b]
Ny ONU sy ny mpikaroka sasany dia namoaka ny antsoina hoe Indice du bien-être na...
suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:03
xxx
(
12/10/2006 21:48)
mampirafy
ahoana no hahafantarana fa mampirafy ny vadinao?...
suite
répondu par Ryhaj le 29/11/2018 16:48
Ruby
(
12/10/2006 19:40)
tara ami ny star
nareo ve efa nisy tara tamina star? izaho tara be t@ olombelo ricky taloha:D ...
suite
répondu par mimich le 25/10/2006 13:52
xxx
(
12/10/2006 19:20)
\\je t\'aime
toa lasa madeh ho azy fotsiny le fitenenna ny lay "je t'aime"lolol @zao fotoana zao
na dia tsy misy fitiavana akory ao am-po fa lasa2 fotsiny!!
nareo ve tsy mahatsapa zany
indrindra 2 ny lhl
ny ...
suite
répondu par racox le 18/11/2006 08:30
dailynews
(
12/10/2006 17:37)
dinika fanampiny
inona koa ry reto no dinika azo ampiana eto?
izaho izao mahita ohatra. satria fianakaviana tsy ho voatery any amin ny fanabeazana na fitiavana
dia inona koa?
-fianakaviana
-boky(tsy ho voatery a...
suite
répondu par Fiffi le 19/10/2006 08:29
Fiffi
(
12/10/2006 17:28)
Salon de l'automobile 2006 .
Hummm ! andao indray isika hitsidika kely ny salon de l'automobile 2006 an! iza no tianareo ? :)http://fr.cars.yahoo.com/mondial-auto-2006/photos/...
suite
répondu par bilakarenjy le 29/12/2006 21:43
lagoon
(
12/10/2006 17:13)
Empêché indray i Pierrot androany!!Aiza i "tezitra"?
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tsy nahazo niakatra ny vol Port-Louis/Tana aninkeo maraina.
Ity ny lien fa sao dia lazaina fa mampiesona aho an.Mbola tsy hananako ny talentan'i Ny Haina ...
suite
répondu par fijo le 17/10/2006 22:19
Aino
(
12/10/2006 15:50)
ny aminko!!
ho anareo namana n akoa izay efa nahita ny ray t@ sariko miboridana mahamoa fady dia aoka mba hilaza eto raha efa nisy any izany tao!!!
io aloha no tiako ho fatatra fa mety mbola ande eo dol koa ny...
suite
répondu par ninih le 19/10/2006 15:43
HESHA
(
12/10/2006 14:16)
METY HISY GREVE GENERALE VE ?
Salama daholo,
Mahita ireo hevitra mandeha eto am serasera sy ny resaka eran ny tanana aho de mba saika hanainga antsika mpikambana ato am serasera hanome ny hevitsika momba ny mety hisiana na tsy ...
suite
répondu par prime le 30/10/2006 11:39
hjaune
(
12/10/2006 13:42)
mahay miteny haingana
Miseho azy ho mahay miteny haingana ireto olona roa ka dia nasaina nifaninana. Nomena teny iray avy mba ho teneniny sy averimberiny haingakaingana.
- Ny an'ny iray hoe "BORITSINOTA"
- Ny an'ny iray ...
suite
répondu par zoklbfkfk le 16/10/2006 07:09
dailynews
(
12/10/2006 13:38)
andefimandry
maninona ry reto ny vady no antsoina ihany koa hoe andefimandry? avy aiza io teny io sns......
suite
répondu par raryjaz le 23/11/2006 10:44
tezitra
(
12/10/2006 12:41)
pierro=1, marco=0, 2è mi-temps le 13 octobre
ho an'i rehetra:
meeting opposition nov 2005 feno stadium barikadimy
16 dec 2005 nogadraina VGE
17 DEC 2005 voavono ny opposition teo @ 13 MAi
Tsy ny vahoaka no nanao ireny fa olona voakarama,to...
suite
répondu par vetsoko le 21/10/2006 14:54
Aino
(
12/10/2006 11:58)
mody manofy
nisy pisipa hono izany niady ry zareo dia misaradamba fa ny fandriana kely laotra dia voatery tsy maintsy.
tonga ny misasank-alina ka mody nanory nedala tonga dia nitolona any le vhv ilay iray manaki...
suite
répondu par Aino le 30/10/2006 12:48
