mahay miteny haingana

1. hjaune ( 12/10/2006 13:42)
Miseho azy ho mahay miteny haingana ireto olona roa ka dia nasaina nifaninana. Nomena teny iray avy mba ho teneniny sy averimberiny haingakaingana.
- Ny an'ny iray hoe "BORITSINOTA"
- Ny an'ny iray hoe "BORITSAKATA"
Mba andramo anie e!:lol::lol:
novalian'i zoklbfkfk ny 16/10/2006 07:09
2. Fiffi ( 12/10/2006 14:32)
:-D
3. watafon ( 12/10/2006 15:59)
hjaune:za tsy hanao fa mampiteniteny foana zany kle ! :-D:-D:-D
4. Fiffi ( 12/10/2006 20:09)
:-D
5. vale ( 12/10/2006 23:07)
:-D:-D:-D
hjaune: le boritsinota no tena tsara! hahahahahahaha!!:lol:
6. lapino ( 13/10/2006 08:42)
vale:
le boritsinota no tena tsara!

:-w:-w
:-D:-D:-D
7. ikalakintina ( 13/10/2006 09:05)
misambaradidaka ho azy le izy ko!:-D:-D
8. hjaune ( 13/10/2006 09:05)
watafon< kay nareo nanao ihany ko!:-D
9. hjaune ( 13/10/2006 09:07)
fa im-piry naverina ny an'i ikalakintina??
10. ikalakintina ( 13/10/2006 09:14)
toa mbola tsy nahavita betsaka akory d'efa nisamboaradidaka de :lol::lol::-D:-D, fa milay be ka!
11. pissoa ( 13/10/2006 09:30)
vale :roll:=))=))=))
12. dolby ( 13/10/2006 10:24)
:D:D:D:D:D:D:D:D

Ilay faharoa no izay vao hitako
13. jennifer2 ( 13/10/2006 10:52)
tsy misy ilana azy ny anareo!:x:x:x
14. rnjak ( 13/10/2006 11:24)
fiteny avy aiza io fa haiko ny dikan'io fa ndao hana paré (tsy carré na boribory)
15. kala ( 13/10/2006 13:31)
hjaune > :roll::roll::roll::roll:

de nanao tokoa ny vend...(zà io an!):-D:-D:-D:-D:-D
16. vale ( 14/10/2006 20:14)
pissoa: :-D:-D:-D njy angah tsy nanandrana ? :-D:-D, tsara be marina e:lol::lol::lol:

jennifer2::lol: mampiteniteny foana ve? :-D:-D:-D:-D:wink:
17. vale ( 14/10/2006 20:16)
lapino::-D:-D:-D, :-P :-Dle boritsataka tsy de tiko mamerimberina azy :-D:-D:wink:
18. zoklbfkfk ( 16/10/2006 07:09)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1136