mahay miteny haingana
1. hjaune
(
12/10/2006 13:42)
Miseho azy ho mahay miteny haingana ireto olona roa ka dia nasaina nifaninana. Nomena teny iray avy mba ho teneniny sy averimberiny haingakaingana.
- Ny an'ny iray hoe "BORITSINOTA"
- Ny an'ny iray hoe "BORITSAKATA"
Mba andramo anie e!:lol::lol:
- Ny an'ny iray hoe "BORITSINOTA"
- Ny an'ny iray hoe "BORITSAKATA"
Mba andramo anie e!:lol::lol:
répondu par zoklbfkfk le 16/10/2006 07:09
10. ikalakintina
(
13/10/2006 09:14)
toa mbola tsy nahavita betsaka akory d'efa nisamboaradidaka de :lol::lol::-D:-D, fa milay be ka!
14. rnjak
(
13/10/2006 11:24)
fiteny avy aiza io fa haiko ny dikan'io fa ndao hana paré (tsy carré na boribory)
16. vale
(
14/10/2006 20:14)
pissoa: :-D:-D:-D njy angah tsy nanandrana ? :-D:-D, tsara be marina e:lol::lol::lol:
jennifer2::lol: mampiteniteny foana ve? :-D:-D:-D:-D:wink:
jennifer2::lol: mampiteniteny foana ve? :-D:-D:-D:-D:wink:
17. vale
(
14/10/2006 20:16)
lapino::-D:-D:-D, :-P :-Dle boritsataka tsy de tiko mamerimberina azy :-D:-D:wink: