Liste des messages

Liste des messages, inserés par zoklbfkfk, par ordre de date
zoklbfkfk ( 02/09/2007 12:11)
Miarahaba an'i kala
Miarahaba an'i kala manokana nohon'ny nahazoany fahasalamana tanteraka ka afaka manohy ny asa aman'andraikiny indray. Enga anie hitohy izany fahsalamanana izany ka Andriamanitra hitantana ny dianao sy... suite
répondu par UB40 le 20/09/2007 01:43
zoklbfkfk ( 08/01/2007 07:10)
bônaniverisera i kala
Bônaniverisera ireo namana rehetra eto amin'ny serasera manana fety anio. Miarahaba manokana an'i kala sady manao :* mamy be. Dia alefaso ilay gatô na J&B azo atoraka any. :wink: ... suite
répondu par kala le 26/01/2007 06:48
zoklbfkfk ( 08/05/2006 06:02)
mitady an'i Rajaonson Ambinintsoa Joelle
Miarahaba antsika rehetra! Mitady an'i Joelle na i Zo : Mpianatra tao amin'ny Nanisana tamin'ny taona 1994-1996 tany hoany. Raha mba sendra mamaky an'ity akia ndry ry Zo dia mba anoraty ê! Manant... suite
répondu par mamafara le 09/05/2006 04:26
zoklbfkfk ( 20/03/2006 11:27)
mandrava fitiavana ve ny finoana
salama daholo ve nareo? sambasamba aloha zah manoratra nefa ataoko fa mba afaka milaza izay tena tiako hambara ihany ny tenako. Raha misy olona roa mifankatia. amin'ny fotoana ifankahitany aloha tsy... suite
répondu par kd le 08/04/2006 09:49
zoklbfkfk ( 09/02/2006 04:42)
Patrick mon chéri - Sheila
Sali daholo Tena mba vonjeo rangahy fa mitady mafy le hiran'i Sheila "Patrick mon chéri" zay mba manana fa hataoko cadeau n'i neninay merci ê! de:-*... suite
répondu par Fiffi le 13/03/2006 20:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0635