mandrava fitiavana ve ny finoana

1. zoklbfkfk
(
20/03/2006 11:27)
salama daholo ve nareo?
sambasamba aloha zah manoratra nefa ataoko fa mba afaka milaza izay tena tiako hambara ihany ny tenako.
Raha misy olona roa mifankatia. amin'ny fotoana ifankahitany aloha tsy hisy avy dia ndeha hanontany hoe inona no finoanao fa siora aho fa famborahana fitiavana sy fanangolena ilay iray ho tia azy no atao mazava hoazy.
Rehefa aty aoriana anefa dia tonga amin'izay izao karazana fanontaniana hafa rehetra izao.
Fa ny tiako ho fantatra dia ity :
a- ny fahasamihafana foto-pinoana ve ampy handrava ny fifankatiavana efa naorina?
b- inona no tokony hatao mba hampirindra ny fiarahana raha toa ka mitohy ihany ilay fiarahana?
d- misaotra anareo sahady izay hamaly.
zoklbfkfk

novalian'i kd ny 08/04/2006 09:49

2. ari.malala
(
20/03/2006 12:36)
Tsia, tsy tokony handarva fiarahana ny finoana, satria tsy ny finoana no antony niarahana fa ny fitiavana. Ohatra ahy manokana zao, za Katôlika fa ny vadiko protestant, fa tsisy olana ny fiarahanay :) Mametraka olana ny any @ mpitondra fivavahana (ny aty @ côté ako) fa zahay tsy manisy olana ka :)

3. jentilisa
(
20/03/2006 13:17)
Raha tena manajaka tokoa ny fitiavana tsy misy afaka handrava fitiavana izany. Saingy misy ny tranga maro mety hampihena be dia be izany. Jereo ireny film nilaza tantara marina ireny. Finoana tena tsy nitovy mihitsy no narahiny saingy ny kolontsaina samihafa sy misy mifandaka eo amin-dry zareo dia niteraka olana be dia be teo amin'ny fiarahana.
dia mazotoa razokilahy be fikafika a!
dia mazotoa razokilahy be fikafika a!

4. booboo
(
20/03/2006 14:59)
a- ié ampy handrava ny fifankatiavana raha vao tsy miray hina izy roa. Ny nahazo ilay isan'ny fianakaviako izay dia nisaraka zareo dia mifampiverina dia misara dia ohatra izany foana. Ny antony ? ilay fianakavian'ilay ramatoa ( mafana fo beeeeeeeee ireny ) nanao pression foana t@ ndreo ( ilay rangahy kristiana fa tsy mpiditra fiangonana)hoe tsy araka ny Soratra Masina hono ny couple...
b-Mila mifampiresaka mazava foana ny @ raha mety tsy hitovizana. Ny fifandeferana sy ny fifanaja atao matanjaka tsara @ zay mafy orina ny fifankatiavanareo.
b-Mila mifampiresaka mazava foana ny @ raha mety tsy hitovizana. Ny fifandeferana sy ny fifanaja atao matanjaka tsara @ zay mafy orina ny fifankatiavanareo.

5. kala
(
20/03/2006 15:07)
- fahasamihafana foto-pinoana mandrava fitiavana? amiko ndray aloha de tsy tokony handrava ny fitiavana efa misy ny fahasamihafana eo @ foto-pinoana raha mbola Andriamanitra iray ihany no ivavahana...:)
Mifankatia,mino an'Andriamanitra de miara-mivavaka handresy ny zvt rehetra mety hanelingelina.:D:D:D
Mahereza fa sedra-pitiavana daholo zany ê! mila mandresy fotsiny no tanjona...
ny vavan'ny olona koa ange tsy maintsy manatsatso foana ê! enao tompony no manisy siramamy azy:wink:

6. diamondra27
(
20/03/2006 15:41)
tantara doly 'zany ry zklbfkfk a!
jereo fa misy témoignage indraindray momba an'io; fa tafaraka foana ry zareo....
refa mino an'Atra de 'zay sa sao de tsy kristiana razoky
jereo fa misy témoignage indraindray momba an'io; fa tafaraka foana ry zareo....
refa mino an'Atra de 'zay sa sao de tsy kristiana razoky

7. nani
(
20/03/2006 16:05)
salut !!!
Io dia miankina aminareo roa ihany ka , refa samy mihenjana ianareo roa na mifankatia tahakan inona ary de ho tonga foana ni pblm resaka finoana , fa ny mety indrindra de hajao ni finoan ilay olo tiana , de mba tokony hajainy koa ny anao , mifandefera , ary aza dia miditra amin resaka finoana loatra fa tena sarotra be io , raha ohatra catho sy protestant aloha mety mbola tsy maninona mintsy fa misy musulman de zay no mety hanahirana be !
ka dia mifandefera fa aza mijirijiry loatra , hajao ny finoan ilay namanao mba hanajani ny anao koa !!
Dia mazoto ary ee

9. xxx
(
20/03/2006 19:05)
ié , misy marina daholo ny tenyvoalazanareo rehetra teo , fa tadidio fa ny finoana tsy voafetra ho protest sy catho ihany misy ny musulman ary misy koa ny milaza ho " kristianina " nefa manavaka fa hoe tsy mitovy aminy ianao ....eo amin' ny fomba amampanao..... zavatra efa niainana izany fa na inona ataonao : na mikipy ianao , na mandefitra sns .... tsy mety .... na dia toy inona aza ny fifankatiavana ... mety mihen-danja izany ary mety miafara @ ny fisarahana @ ny farany....fa tsara ny manadihady aloha....fa ny fitiavana anie mora hafindra e! toy ny fitiavanao momosa .....

11. kala
(
21/03/2006 04:31)
sa xxx ve aloha lhl sa vhv fa toa :-w:-w:-w:-w:-w
zokl > ento mora leisy ny fitiavana fa raha tena tia le olona iray accepter-ny foana io..:wink::wink::wink:
zokl > ento mora leisy ny fitiavana fa raha tena tia le olona iray accepter-ny foana io..:wink::wink::wink:

12. pissoa
(
21/03/2006 05:18)
Izaho miombon-kevitra amin'i xxx.
Tsy Katolika sy Protestant ihany ny finoana. Izaho tsy miteny hoe tsy handeha mihitsy, fa betsaka kokoa ny chance haharava ny fitiavan'olon-droa samy hafa finoana, ohatra hoe Silamo sy Kristianina.
Tsy Katolika sy Protestant ihany ny finoana. Izaho tsy miteny hoe tsy handeha mihitsy, fa betsaka kokoa ny chance haharava ny fitiavan'olon-droa samy hafa finoana, ohatra hoe Silamo sy Kristianina.

13. Fiffi
(
21/03/2006 05:37)
alohan'ny hiarahana aloha dia tokony efa nisy ny resaka fanadihadiana , ohatra fotsiny hoe miasa ve ianao , tsy vao2 @ tsika aloha ny fanadihadihana eh! dia tsy maintsy tonga any @ finohana io dia alohan'ny hanohizana ny fiharahana dia mandinika tsara ny pour sy ny contre sy ny olana mety hitranga . zah ve ry zareo ohatra io an! hoe misy bandy maharaiky ahy , ny zavatra hataoko voalohany aloha dia ny manadihady ny momba azy , raha toa ka fantatro hoe silamo ohatra fotsiny io an! tonga dia hajanoko nefa moa samy manana ny fiheritreretany avokoa ny tsirairay.

14. diamondra27
(
21/03/2006 06:49)
indraindray ange mahajamba le fitiavana e!Refa tia njy tsy mi-poser kestion 'zany, fa tia fotsiny 'zao, 'zay le maha danz azy! tarihin'ny fo fa tsy saina. Kanefa na izany aza de miankina @ le anakiray io raha tsy macho le 'iray de mety vita ho azy ihany , tafaraka soa amantsara , fa raha oe: ny ahy ihany no marina , de humm mampieritreritra fa mety hisaraka any aoriana.
Indraindray anefa de mangataka vavaka @Atra nefa le vavaka atao de miandrandra valiny mba ho araka ny hevitrao , de lazainao fa sitrapon'Atra io e!satria mi s'arranger anao.
Indraindray anefa de mangataka vavaka @Atra nefa le vavaka atao de miandrandra valiny mba ho araka ny hevitrao , de lazainao fa sitrapon'Atra io e!satria mi s'arranger anao.

17. xxx
(
21/03/2006 14:19)
Misy fotompinoana tsy manaiky ny fanambadiana hafa finoana noho izy. Asa raha hitanareo fa ao amin'ny testamenta taloha ao zao misy tranga sahala amin'zany. Nifona tamin'Andriamanitra ny israélita fa nanambady vehivavy hafa firenena.Hafa firenena izy eto fa ny atao hoe jiosy(israelita) dia taranak'Abrahama kanefa ny kristianina aty aoriana dia taranak'Abrahama ihany koa ao amin'i Kristy, zany hoe lasa israelita ao @ Kristy ny kristianina ka dia tokony ho israelita ao @ Kristy ihany koa no vadiana. Raha tsy diso aho dia ao amin'ny Ezra ao no misy io tranga io.

18. Veloo
(
21/03/2006 17:06)
ny olombelona eto an-tany dia samy manana finoana doly na Xtiana na tsy... satria omeko example fotsiny nareo:
mahita seza ny olona iray ... maninn iny olona iny no mipetra eo ambony seza??????8O
mahita seza ny olona iray ... maninn iny olona iny no mipetra eo ambony seza??????8O

20. kala
(
22/03/2006 05:07)
refa tsy hita ny vahaolana momba an'io resaka tsy fitoviana foto-pinoana io aloha raha zà no anontaniana ny hevitro farany de zao :
- tohizako ny fifankatiavana :*:*
- samy manaja ny anazy raha izay no hampipetraka tsara ny fifankatiavana....8)8)8)
- tsy mifanome fanafintohina momba ny resaka finoana
MPIFANKATIA KOA VE HIFANOME KIRIZY @ RESAKA FINOANA Ê!:wink: