mandrava fitiavana ve ny finoana
21. ari.malala
(
22/03/2006 06:16)
F'hita wa ky ry kala! Tsy antony tokony hisarahana mintsy amiko alo ny fahasamihafana finoana e! Raha sanatria tsy kristiana indray ilay olona dia zavatra hafa, fa tant que miditra am-piangonana sy mino an'Andriamanitra d efa OK zay amiko
22. diamondra27
(
22/03/2006 06:24)
raha vao milamina ny resaka finoana de miditra indray ny resaka blèma fianakams!!! :wink: sa HS zà:-D:-D
24. ari.malala
(
22/03/2006 09:37)
diamondra27, tsssssssss! :-D:-D:-D ko ra ts in kosa aky ko!! ts afaka hiaina ampilaminana zany?:-D:-D:-D
25. kally
(
22/03/2006 12:44)
Finoana, Fanantenana ary Fitiavana, fa ny Fitiavana no lehibe indrindra. Raha tsy maharesy an'ireo dia tsy fitiavana.
26. zoklbfkfk
(
23/03/2006 10:56)
manja lay fiarahana midinika na dia izao ndray vao afaka miresaka eto fa namangy teto fotsiny nijery sy naka ny toro-hevitra mety handaitra
:) dia ampy ve? ndao ary :-*
:) dia ampy ve? ndao ary :-*
27. Angolaina
(
23/03/2006 12:27)
zay mitsy ry zoklbfkfk a! :D de ampy ! de misorira manaraka an'io ny rehetra e! raha tsy izany ve ny score syny shoprite hampiasa an'io e ! :D :D :D
28. xxx
(
23/03/2006 12:51)
zà efa niaina zavatra ohatran'izany. Za protestant d izy katolika d niady foana. Ny marimaritra niraisanay? niara-nivadika ho loterana izahay : io mantsy sady maka ny fombafombam-pivavahana katolika no maka koa ny protestant.
Andramo sao mahasoa!
Andramo sao mahasoa!
29. Ragadona
(
23/03/2006 22:48)
Tsy dia tena finoana maha resy lahatra loatra zany ny anareo fa azo ovaovana araka izay itaritan ny filam piaraha monina.
32. Fiffi
(
24/03/2006 05:45)
xxx: raha hoe katolika sy protestanta , tsy hitako izay hiadivana @ zany!:roll:
33. ikalakintina
(
24/03/2006 21:01)
andriamanitra anie iray ihany e!, refa samy miantso azy daholo d'efa mety , tokony tsy de bleme be lo zany e!mais ca depend!misy fivavahana tsy de mety amindry zareo raha tsy samy mpiara mivavaka!, de.....
35. ikalakintina
(
24/03/2006 21:07)
veloo anga mbola tsy naheno oe refa manambady zahay na miaraka de zay samy ao ampengonana ihany?
38. Fiffi
(
26/03/2006 16:28)
ikalakintana: to.....be ! inona ? :roll::roll::roll:tohizo hatramin'ny farany izay tianao lazaina !!
39. radeeds
(
27/03/2006 03:37)
salut zokilahibefikafika :D
eny mety handrava fitiavana ny fahasamihafana !:cry:
izany anefa de miankina amin'ny tsi1 1 :):)
rava ny fitiavanao raha ambany degreny !
inona no hatao !:?:
aza mamono eritreritra be amy zany rava ny fitiavana amy fotoana tokony aharava azy !:-*:roll:
eny mety handrava fitiavana ny fahasamihafana !:cry:
izany anefa de miankina amin'ny tsi1 1 :):)
rava ny fitiavanao raha ambany degreny !
inona no hatao !:?:
aza mamono eritreritra be amy zany rava ny fitiavana amy fotoana tokony aharava azy !:-*:roll:
