mandrava fitiavana ve ny finoana

41. ikalakintina ( 27/03/2006 11:14)
fiffi, toa mieritreritra be njy!, alaiko sary antsaina ny pozinjy de ohatra miteny we de aona toko mo zany? sa diso ve ny fijeriko!
42. totofy ( 27/03/2006 19:32)
ny hevitro indray aloha dia hoe, tsara raha jerena ny zavatra hitovizana alohan' ny miaraka, ohatra eo @ io finoana io , tsara ny fifankatiavana fa jereo tsara ny ohatra raisin' ny maro eto dia hoe catho sy protest foana fa na ireo aza mba valio kely ny fanontaniana apetrako anareo : rehefa lehibe ny zaza ataonareo inona atao batisa sa atao cominio 1 sa atao inona iza no handefitra amin' ny olona roa sa hoe avelao ny zaza hifidy ????? nefa ny andraikitry ny RAD dia manabe azy eo @ "finoana" ???? eo tsy misy hoe izao ny degré an' ny fitiavako anao ry malala fa momba ny zaza no jerena eto ary ny hoaviny mihintsy aza, tsy tsara ve ny fananana finoana maro fa anankiray ihany no tsy maintsy fidina ho azy (raha tsy hoe kala be ngah dé té-hanao fety foana dia atao batisa izy dia manao fety dé atao cominio 1 izy dia manao fety dé atao confirmation izy dé manao fety ....) ??? tsara angamba raha misy zavatra iraisana, ankaotran' ny fitiavana ... .
43. Veloo ( 28/03/2006 03:17)
44. Fiffi ( 28/03/2006 06:53)
hoy ikalakintana:
ary injy fiffi to ........be!
io no tiakao lazaindry hoe tohizo rehefa milaza zavatra fa tsy hajanona tahak'izao ......
45. kala ( 28/03/2006 11:17)
8O:roll::-w
46. onjah ( 28/03/2006 13:12)
Sady eny no tsia no valiny.

Eny satria raha samy mitazona ny azy dia tsy hisy zavatra vanona mihitsy eo indrindra raha misy ny tsy fitoviam-pijery eo amin'izy roa na koa eo amin'ny manodidina azy(fianakaviana, fiangonana, sns).

Tsia ihany koa anefa satria. Ny ohatra akaiky azoko omena dia: Dadanay Protestant, mamanay Katolika, nanaraka an'i dadanay nankany amin'ny Protestant mamanay, Tsy misy ny olana hatramin'izao.
47. ikalakintina ( 28/03/2006 14:00)
ka misy ange le tsy mety manaraka e!
48. totofy ( 28/03/2006 16:02)
ikalakintina : ka misy ange le tsy mety manaraka e!

ka eo indrindra anie ny fanontaniana é : mandrava fitiavana ve ny finoana ???? arakaraka ny olona ilay izy ny ts11 no afka mamaly ny fanontaniana handeha sa tsy handeha anaraka ny olon-tiana ???? io aloha ny tena solution é !!!! dia ny maman manaraka ny papa .... io ilay fandeferana angamba ô !!!!! mamy ny miaina raha afaka mifanaraka tsara daholo ny olona ô ....nnnnddddrrrriiisssyyy
49. radeeds ( 31/03/2006 04:45)
le finoana angamba tsara aritana !
amy izao fotoana izao indrindra ho an'ny malagasy !de tsy resaka protestant sy katolika no mibahana
fa raha ohatra kosa ka silamo sy kristianina de mbola hafa ny fandraisana azy .na ny marina kokoa de we samy hafa andriamanitra lol
50. kala ( 31/03/2006 06:12)
fa io moa refa tena tia de tsy hitako zay olana.
Tsy nisy fandrarana ange le fitiavana ê ny fo iray mitepo fitiavana angaha mahalala hoe ity protestant, na katôlika, na angikana, na advantista, na silamo...sa efa nisy olona nanana izany karazana fo izany ê!:roll::roll::roll:
nenà ndray aloha mazava ny hevitra asosoko ê!
Tsy ny tsy maha izao na izao anao no jereko sy banjiniko fa ilay fitiavako no omeko fahalalahana..

tsy mampaninona koa ange na athée koa aza ilay olona tiavina refa tsy manivaiva ny finoako de ./.

anjaranao sisa no mi-jongle ny tohiny 8)8)8)
51. Fiffi ( 02/04/2006 11:45)
samy manana ny fahitany an'io ny tsirairay !
52. kd ( 08/04/2006 09:49)
Amiko aloha na inona anaram-piangonana misy ahy sy ny olona hafa dia tsy hitako zay olana satria Andriamanitra mitovy no ivavahana, ny fomba no samy manana ny azy fa ny Andriamanitra antsoina dia mitovy ihany ka tsy hitako zay problème @ zany ary tsy tokony atao sakana @ fitiavana izany, ok!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0762