bônaniverisera i kala

1. zoklbfkfk ( 08/01/2007 07:10)
Bônaniverisera ireo namana rehetra eto amin'ny serasera manana fety anio.
Miarahaba manokana an'i kala sady manao :* mamy be.
Dia alefaso ilay gatô na J&B azo atoraka any.
:wink:
novalian'i kala ny 26/01/2007 06:48
2. booboo ( 08/01/2007 08:33)
zoaééé zaniversera Kala :-*:-*...sy ny namana hafa tonga fety anio:D
3. finihavana ( 08/01/2007 09:08)
:milay kosa zany an!
4. ratonga ( 08/01/2007 10:01)

bônaniverisera i kala:*:*:*
5. diamondra27 ( 08/01/2007 12:27)
bonne anniversaire akia kala a!

de bisous à la menthe tahaka ny mahazatra an!
(l):-*:-*:-*:-*:-*(l)

de 'ty avy any @ dadabe :*:*:*:*:*:*:wink:
de aza miady tsony fa fety ny andro sao miady gatô ao:D
6. Aino ( 08/01/2007 12:33)
bona nifff i kala sy missnirina sy ny namana rehetra :-*:-*:-*
:*biz kala;)
7. Fiffi ( 08/01/2007 12:34)
miarahaba ireo namana rehetra zay androany ny annif-ny ...
8. kelly13 ( 08/01/2007 13:50)
bon annif zany kala d mirary soa e
9. totofy ( 08/01/2007 21:31)
bonaniverséra i kala ary é !(l)(l):wink:
10. pissoa ( 08/01/2007 21:56)
Bony fety Kala :twisted: Oops :-*:-*:-*:-*:-* kanjony e :-*

Ity njay le efa natoroko anjy iny ihany fa mba tena mahatsikaiky ahy io : http://vetso.serasera.org/index.php?rub=vetso/vetso&vid=v431a192d5cd42

:-D:-D:-D
11. mpindrana ( 09/01/2007 14:55)
Dia miarahaba tratra ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao ry kala a!:-*:-*:-*:-*:-*,dia mbola hitsingeringerina hatrany izany andro izany ,dia mahafinaritra be foana no iainana e! ,de :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* bedabe no kado avy aty amiko .
12. diamondra27 ( 09/01/2007 17:32)
reraky ny fety le kala de mbola tsy tonga foana :lol:

mifohaza @zay ndry e!
jereo reto olona mahatsiaro andriako
13. xxx ( 09/01/2007 17:52)
Noheveriko fa hiteny i diamondra hoe siora ve i zoklbfkfk fa aniveriserany androany :roll:
14. diamondra27 ( 09/01/2007 18:54)
xxx: mba ovaovàna kosa ny morse fa aiza ve dia atao mitovy foana?:-D:-D

Ary sao de mba olona fantako ihany aloha i xxx e!:-P
15. exdadabe ( 10/01/2007 00:08)
kala :*:*:*:*:* pour toi seul
16. kala ( 11/01/2007 07:14)
ô ry reto â! misaotra betsaka amin'ny firariantsoa. :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* hoanareo rehetra tsy ankanavaka, na ireo tsy nanoratra teto fa nandefa hafatra mitokana

mankasitraka ê!

ialako tsiny raha izao vao tafiditra eto an! tsy sanatria hoe dizina na valaky ny fety fa tena sempotra ny asa.

ny gatô sy vatomamy, any amin'i fiffi alaina fa izy no manamboatra azy ao :wink:

ratonga > misaotra amin'ny gatô fa io anefa tsy ampy antsika rehetra eto ê! sa samy mileladelaka kely fotsiny dia efa ao zay.

:) de ampy ê!

hoatrany mbola misy fofona bisous à la menthe zà zany, fa milay an! :-D :-D :-D

17. ratonga ( 11/01/2007 08:47)
kala: tsy ampy an-toi ngà lé kiléladélaka sy mitsaingontsaingotsa:lol::wink:draso antsona ary i Fiffi:-D:-D:-D:-D
Fiffi an!!! ampio lé bé krème bé hono azafady ô!ô!ô!!!:D:D:D
18. Fiffi ( 11/01/2007 09:09)
19. ratonga ( 11/01/2007 09:35)
^:^misôtra Fiffi, ho hita eo zany na ampy na tsy ampy an'i kala reo=D=D=D
20. Fiffi ( 11/01/2007 09:44)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1755