mitady an'i Rajaonson Ambinintsoa Joelle

1. zoklbfkfk ( 08/05/2006 06:02)
Miarahaba antsika rehetra!
Mitady an'i Joelle na i Zo : Mpianatra tao amin'ny Nanisana tamin'ny taona 1994-1996 tany hoany.
Raha mba sendra mamaky an'ity akia ndry ry Zo dia mba anoraty ê!
Manantena valiny
novalian'i mamafara ny 09/05/2006 04:26
2. Fiffi ( 08/05/2006 11:30)
tena tsy mahafantatra fa courage eh!
3. sasa ( 09/05/2006 03:49)
mahereza mitady tena tsy haiko le olona
4. mamafara ( 09/05/2006 04:26)
tsy mba misy indice hafa ve ahafantarana an'io olona io, ohatra hoe nipetraka taiza sns
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1933