Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Ruby, milahatra araka ny daty
Ruby
(
29/12/2006 00:50)
oniversite antananarivo
efa mba nihatsara ny siten ny oniverite. sa ahoana. mbola misy tokony hampiana ve?
http://www.univ-antananarivo.mg/...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2007 07:21
Ruby
(
28/12/2006 21:24)
ranabaviko masaka
lasa saina foana aho hoe: fa inona no mba tena dikan iny hiran ricky hoe ranabaviko masaka iny e? olona nifamototra ve?...
tohiny
novalian'i soanja ny 29/12/2006 00:29
Ruby
(
30/10/2006 17:46)
saika namana taloha no tadiavina
Izaho ihany koa dia mitady bandy izay efa ho valotaona lasa izay.(aza mihomehy an, sao dia mba namana eto izy, iza no mahalala?)
Tao amin ny CITE ambohijatovo no nahitako anao voalohany fa nanao expo...
tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 13:26
Ruby
(
12/10/2006 19:40)
tara ami ny star
nareo ve efa nisy tara tamina star? izaho tara be t@ olombelo ricky taloha:D ...
tohiny
novalian'i mimich ny 25/10/2006 13:52
