dinika fanampiny
1. dailynews
(
12/10/2006 17:37)
inona koa ry reto no dinika azo ampiana eto?
izaho izao mahita ohatra. satria fianakaviana tsy ho voatery any amin ny fanabeazana na fitiavana
dia inona koa?
-fianakaviana
-boky(tsy ho voatery any amin ny kolotsaina fa tahaka ny hoe sarimihetsika ihany dia afaka mizara izay boky novakiana eto koa)
-oniversite( ho an ny olona izay mitady hoe inona ny filiere hataony sy miresaka izay tany ampianarana sns..)
-dia anareo ny manampy

novalian'i Fiffi ny 19/10/2006 08:29
4. simplex
(
12/10/2006 20:26)
efa voaray ao @ le efa misy ao doly reo ra miditra details @ le fonosiny enao, en qlq sorte.
ohatra:
- fianakaviana: arakaraky izay olana na hevitra tianao ambara. ohatra hoe fivoriam-pianakaviana ohatra d azao atao ao @ fety sy fihaonana. ady eo @ samy mpirahalahy zao azo atao any @ antson'ny fo na fitiavana...
-boky: izay zavatra novakianao tao anatiny no ametrahana azy. ohatra hoe Harlequin zao any @ fitiavana azo hiresahana azy ra le tantara ao anatiny no tiana resahina. Fa ra "qualite" an'le boky, de mety hoe takelaka mahaliana na hoe kolotsaina... Boky fianarana any @ fanabeazana na kolo-tsaina. Magazine any @ mahaliana na hoe ze zavatra resahiny ao. Porn any @ olon-dehibe...
- Oniversite: fanabeazana (mercie Fiffi)...
5. Fiffi
(
13/10/2006 05:41)
ny fahitako azy aloha de efa azo hahitana zay tiana lazaina daholo ny eto an!
Mitovy hevitra @ simplex zah an!
Mitovy hevitra @ simplex zah an!
6. hery
(
13/10/2006 07:23)
Izaho indray mieritreritra hoe tokony havondrona, hatambatra izay mitovitovy.
Ohatra Antson'ny Fo atambatra ao amin'ny Fitiavana
Tetsy sy teroa + Vaovao tselatra
Sosokevitra + Momba ny takelaka
Ohatra Antson'ny Fo atambatra ao amin'ny Fitiavana
Tetsy sy teroa + Vaovao tselatra
Sosokevitra + Momba ny takelaka
7. booboo
(
13/10/2006 07:25)
hitako mety nefa ilay toy ny @ zao satria mazava tsara ny sizé tiana ampita @ zay...
8. Fiffi
(
13/10/2006 09:58)
hery:ié ! tena mety ny fitambaran'ireo @ zay manko mba voatsidika foana ohatra tetsy sy tero sy ny vao2 tselatra !
Izaho indray mieritreritra hoe tokony havondrona, hatambatra izay mitovitovy.
Ohatra Antson'ny Fo atambatra ao amin'ny Fitiavana
Tetsy sy teroa + Vaovao tselatra
Sosokevitra + Momba ny takelaka
9. ninih
(
13/10/2006 13:54)
de afangaro ve izany? tsy aleo ve hitokana de anjaran' ny mpamaky no mifidy ze tiany tsidihina!
14. Fiffi
(
16/10/2006 17:58)
heu....mino aho fa tsy hisy akia zany an! raha tsy zany efa nolazaina teto !