mody manofy
1. Aino
(
12/10/2006 11:58)
nisy pisipa hono izany niady ry zareo dia misaradamba fa ny fandriana kely laotra dia voatery tsy maintsy.
tonga ny misasank-alina ka mody nanory nedala tonga dia nitolona any le vhv ilay iray manakifika izy tsy miala fa mody manofy hoe miady mitolona...
maraina ny andro ny azy mody nataony tonga aloha ny teniny hoe! tena nanofy milay be aho alina.:-D

répondu par Aino le 30/10/2006 12:48
2. iriko
(
12/10/2006 14:31)
resaka nofy ihany ity, izaho indray tena nanonofy ary matetika aho no manonofy bibilava na rano, vao haingana aho no nanonofy bibilava kely be d be nefa tsy maninona ahy izy ireo fa mahasosotra ahy fotsiny, mamparikoditra ahy ny mijery azy, toy izany koa ny rano madio mangarahara, mandeha ao anatiny aho na mahita fotsiny. Misy mahay milaza ny hevitrin'ny nofy ve?
8O8O
8O8O
5. raygasy
(
12/10/2006 15:06)
fa dia ahoana ary aloha raha toa ka avadika ilay nofy dia y Aino ilay vhv e!dia aona ny nataona ary ?
7. Aino
(
12/10/2006 15:47)
Mpandefa : raygasy [ Valio ] 12-10-2006 17:06:33
Lohateny : Re : mody manofy
fa dia ahoana ary aloha raha toa ka avadika ilay nofy dia y Aino ilay vhv e!dia aona ny nataona ary ?
ah ah ah!! aza ampidirana any izany aho!!
9. robot
(
12/10/2006 16:00)
ry raygasy zany tena mitady te hampanao film any aino an :-D:-D:-D:-D
sady tiany hitohy lavitra le nofy an hahahaha!!!!
sady tiany hitohy lavitra le nofy an hahahaha!!!!
11. fiderana
(
13/10/2006 09:34)
Izany izany ilay hatao hoa mandady miherotra,sady izao koa ê!, tsy milay kosa aloha ilay miray fandrina nefa samy hafa lamba izany ê!, raha izaho koa no teo @ ilay toeran'ilay tary dia mba nanao toy izany aho, hatahorana ho lasa lavitra ary:lol::lol:, mody hampiana manonofy mifanoroka dia ndao ary.....!:lol::lol:
12. ikalakintina
(
13/10/2006 09:50)
iriko: refa manofy rano hono de te hipipy!hono io an:lol:
fiderana: marina mitry io
fiderana: marina mitry io
13. Aino
(
13/10/2006 12:03)
ragaigy :roll:
kiali aza be aniany eo hoe!!
dia inn aza ilay nofy eh?
fiderana :twisted:
ikalankitina aza mba tratrany iny marina.
kiali aza be aniany eo hoe!!
dia inn aza ilay nofy eh?
fiderana :twisted:
ikalankitina aza mba tratrany iny marina.
14. fiderana
(
16/10/2006 07:20)
Aino:>>:roll: aleo :-*, sa ahoana hoy ianao?, marina moa io ê!. manajary maha=(( fontsiny ^:^tsin'nona!
15. zoklbfkfk
(
16/10/2006 08:26)
ny ahy ndray ny efa nofiko aloha, tena nofy ity an , fa tsy tena izy.
Nanao excursion tany amin'ny toerana misy rano be sy fotaka be hono indray andro.Rehefa hisakafo hono dia nomen'i pissoa (nefa aza i pissoa mbola tsy fantatro sy hitako akory an!) hena be zany. Matavy be ery le izy, nefa zaho tsy tia matavy akory.
Dia nohaniko le izy, nikiakiaka be ny sipako tamin'izay, kay ny sandriny no nataoko tany am-bava
Tsy sahy nitantara ilay nofy aho hatramin'izao.... Loza ity fifanahihaniana eto amin'ny forum ity zalahy.
Hay moa resa-behivavy izy ity, oaina be zany ny bandy :oops:

16. fiderana
(
17/10/2006 10:42)
ngaha tsy dia ngeza ny sandrin'ny sipanao zoklbfkfk?
..:D? tonde sirika ianao izany satria fara faharatsiny hoe nangalam-pihinana tany an-dakozia fahina , fa izy aloha tsy hino hoe sao romotra ianao ê!.
..:D? tonde sirika ianao izany satria fara faharatsiny hoe nangalam-pihinana tany an-dakozia fahina , fa izy aloha tsy hino hoe sao romotra ianao ê!.
18. fiderana
(
18/10/2006 12:52)
Aino >> raha i an.... kosa aloha, no lasa sipako na vadiko , ka manao tezitra eo ao am-pandriana dia mody manao manonofy mahafinaritra foana aho:lol::D8)!.
19. mimich
(
18/10/2006 13:55)
Aino:
nisy pisipa hono izany niady ry zareo dia misaradamba fa ny fandriana kely laotra dia voatery tsy maintsy.
tonga ny misasank-alina ka mody nanory nedala tonga dia nitolona any le vhv ilay iray manakifika izy tsy miala fa mody manofy hoe miady mitolona...
maraina ny andro ny azy mody nataony tonga aloha ny teniny hoe! tena nanofy milay be aho alina.:-D
aino> :-D:-D:-D:-D:-D:-D miaiky an-jy ty mihitsy aho am ze size alefan-jy eto ka!!!
20. Aino
(
19/10/2006 09:18)
: fiderana [ Valio ] 18-10-2006 14:52:39hhahahahaha manonofy mafinaritra ahoana izany?
Lohateny : Re : mody manofy
Aino >> raha i an.... kosa aloha, no lasa sipako na vadiko , ka manao tezitra eo ao am-pandriana dia mody manao manonofy mahafinaritra foana aho!.
mimich maninona anky?:lol: