mody manofy

21. mimich ( 19/10/2006 12:52)
aino> tena mahita zvtr hafa no ny rehetra foana ka!!! njy ngamba tena manokana fotoana mintsy we inn njay re ny zbtr hao hamalifaliana ny fianakaviam-porum ao ee:-D:-D:-D:-D
22. Aino ( 23/10/2006 17:16)
mimich :-D njy izany faly faly ao hihihi.
23. mihoby ( 25/10/2006 11:42)
zako ankia efa nanao mody nanonofy indray mandeha izay , nisy zavatra mampihome be izay nataoko de isakin\'ny mitamberina ao antsaiko iny de toranime foana aho, kay alina sendra taitra aho de lasa tany ny saiko , de nihome aho ka tsy tanako le izy de lasa nikakakaka tampoka izany aho , de taitra ny olona de nolazaiko hoe ,kay za nanonofy
24. fiderana ( 25/10/2006 12:38)
Aino > manao manonofy mahafinaritra ka, mifanohitra @ mahasorena na mahasosotra, " ohatra hoe mifankatia loatra, sady hatahorana @ 8 maraina vao tapitra ilay nofy dia tara @ toeram-piasana, dia bedy, dia manonofy mahafinaritra indray zah ny hariva dia tsy manao tara indray aloha ny am-pitso:lol:
25. Aino ( 30/10/2006 12:48)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457