fitiavana fahiny

1. boubounezy ( 13/10/2006 09:17)
ra niaraka t@ oull 1 enao talou, dé tena nifankaty tsy nisy otrizany. nisaraka tsy misy maratra nefa no sady tsy nifampitana alaelo na de wé mbola mifankaty be aza satry votery no ny fiainana. efa samy nanambady @zay taty aorina, taloany zay nefa de refa miona de mifampiresaka tsara ary ita fa mbola mifankaty fa tsy misy sa mifanantona, dé refa efa sany nanambady niona ndray dé mbola mifampiresaka iany fa misy distance de nefa mbola fantatra fa mbola mifankaty fona, de ra taty aorina ka miona @ rery ndray enao ka izy zany angataka anao iaraka atory @ na 1 alina fotsiny aza enao ve anaiky nefa enao manambady amanjanaka, izy kou manambady amanjanaka. dé ho fadisona ve ra oatra ka nanaiky azy enao?
novalian'i dailynews ny 19/10/2006 18:14
2. ikalakintina ( 13/10/2006 09:34)
arakarakenao ihany io boubounezy a!, fa ra za manokana alou matahotra za oe so de manao hotran'io ko le vadiko , satria tsy tiako atao amiko de tsy ataoko azy e!,
3. boubounezy ( 13/10/2006 09:52)
ary ra manaiky nefa za zany de mety ho afaka le fitiavana be hatramizay e! mety zay kou ngamba ny fanafodiny.(l)(l)
4. diamondra27 ( 13/10/2006 09:55)
faisons l'amour avant de nous dire adieu zany koa

sa ahoana


fa tsy azo atao kosa ny misaraka @vadinareo tsirairay avy an
5. boubounezy ( 13/10/2006 10:24)
ie za mintsy diam=D=D=D=D
6. fiderana ( 13/10/2006 10:44)
Mba mampalahelo kosa ilay lhl ao an-trano raha izany..:evil:
7. ramialy ( 13/10/2006 10:54)
boubonezy:
mety ho afaka le fitiavana be hatramizay e! mety zay kou ngamba ny fanafodiny
Tsy afaka izany kia a vao maika ary ndry mety ho tia ilay iray ? Sarotra be aloha izany e Raha za manokana de tsy te hifanena @ sipako taloha intsony Fa raha hoe tsy maintsy ve :{:{
8. diamondra27 ( 13/10/2006 11:00)
fiderana: ka samy tsy misy mahalala nge na ny andaniny na ny ankilany e!ra ny fahazoako azy e!

fa raha hanimba zavatra aloha de aleo tsy asiana amour 'zany e!

nena aleoko tsy asiana relation zany aloha refa misy tentation
9. boubounezy ( 13/10/2006 11:25)
Mpandefa : ramialy [ Valio ] 13-10-2006 12:54:55
Lohateny : Re : fitiavana fahiny
Hoy i boubonezy:
mety ho afaka le fitiavana be hatramizay e! mety zay kou ngamba ny fanafodiny
Tsy afaka izany kia a vao maika ary ndry mety ho tia ilay iray ? Sarotra be aloha izany e Raha za manokana de tsy te hifanena @ sipako taloha intsony Fa raha hoe tsy maintsy ve

[color blue]de aona njay zany de tsy raikitra njay zany le fotonanay rariva kou:cry:[/color]
10. diamondra27 ( 13/10/2006 11:26)
ramialy:k mety oetsy fidiny le fihaonana
11. bibilax ( 13/10/2006 11:34)
raha za aloha asiko e
12. fiderana ( 13/10/2006 11:36)
Diam>> tsy milay ilay izy na tsy misy mahalala ary ny rehetra afa-tsy izireo,fa raha fantatro aloha, dia any Anosy mifankahita ê! na manao koa aho, atsoiko daholo ny sipako taloha rehetra, marina moa!:evil:
13. diamondra27 ( 13/10/2006 11:44)
fiderana: za tsy mamporisika ange e!
za contre ny mampirafy na de indray mande aza
14. ramialy ( 13/10/2006 11:54)
Bbnz raha hiara-hisakafo fotsiny ve moa ndry hanin ?:-D
Diamondra27 refa tsy fidiny ve moa atao ahoana fa mba anjaran-dry no mi-éviter an'le sns :idea:
15. lapino ( 13/10/2006 12:05)
Boubounezy > manao fahadisoana be amin'ny vadinao ianao raha manao an'izany!
16. hafaly ( 13/10/2006 12:23)
Fa mbola misy tsy vita angaha t@ andro taloha sa hoe aleo rehefa samy manambady indray vao miaraka.Fa raha za aloha dia tsy vitako ny hijery ny vadiko tsy nanao n'inona2 tao antrano.Za mantsy efa niaina cas otr'izany fa ny vadiko indray no nanao ny nataony, izany hoe efa t@ 85 tany ho any no niaraka ry zareo dia tsy nifankahita intsony fa lasa tany Lyon ilay sipa.Taty aoriana nefa zany hoe t@ 93 tany dia notadiaviny ny adiresy i sipa dia azony ny n°tel, izany hoe tao la reunion izy t@zay.Dia niresaka ry zareo ary teo vao nifanazava ny antony rehetra nahatapaka ny relation.Dia t@ 93 ry zareo nihaona tao Paris ary noentin'i sipa tany aminy le vadiko dondrona(manabady vazaha i sipa dia micomprendre ilay vazaha hoe namako io.Dia izay e.Taty aoriana t@95 na 96 tany vao azoko tsara ny tantara satria hitako tampoka ny carte nalefa i sipa t@ anniversaire ny vadiko.Ka izao, tsy dia nasiako prbm firy satria nazavain'ny vadiko tsara tamiko ny tantara, ary ohatrany le hoe nisaraka tsisy naratra saingy izay tsy nolazainy ahy no tsy azoko nefa micomprendre azy ihany aho.@zao dia mifanoratra mail ry zareo, mifampiantso tel rehefa matsiaro ary madefa bonjour ho ahy sy ny zanako.Efa nisy fotoana aza nifankahita izahay couples roa.Dia izay e. Ny ahy dia ny aza tratra ihany magalatra fitia ihany fa manimba zvtra betsaka ary aleo mitandrina koa e!
Lava loatra fa aoka izay.BISOU DAHOLO
17. andry08 ( 13/10/2006 12:26)
Amiko dia ny androany dia tsy rahampitso re an!
Efa lasa elabe ilay tantara taloha ka maninona raha ny rahampitso no jerena?:)
18. kala ( 13/10/2006 12:32)
boubounezy > ny ahy indray "tena aoka ihany aloha, satria efa vita ny antsika, efa lasa ny zavatra taloha, aleo samy manaja ny azy amin'izay"
Tsy midika akory hoe tsy fantatry ny ankilany dia hararaotina! ary raha mifankahita amin'ireo sipany taloha koa izy dia lasa izao, toa zà no victime voalohany.
Hasoavina zay anjaran'ny tena ê!

diam > mitady hobedesiko ndry zany :-*:-*
19. diamondra27 ( 13/10/2006 12:35)
za aloha saro-piaro be fa tsy asiana zany resaka taloha 'zany tsony e! ny ho avy no banjinina.
Raha mbola nisy tsy vita de tokony sy miaraka amiko.
Aza atao tratrako sy fantako fotsiny fa hum:evil::evil:=((=((

Raha mbola miaraka eo nareo de lasa fisainana any @ le taloha ny saina , de raha sendra oe: nisy olana kely t@iny andro nihaonanareo iny de mety ho rava ihany le tokatranao satria matsiaro ny taloha.Asa anefa...
Ny irariana de tsy hisy izany.

Aza manaiky rebirebena zany refa manambady.
Matoa ianao manambady de vonona izay, hatr@farany raha tsy hoe: mise en danger d'autrui ngah, tsy azo ialàna.
20. boubounezy ( 13/10/2006 13:09)
ary ra samy misy olana @ lé tokatrano ny andaniny sy ny ankiilany de aonandray zany ny tokony atao?:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1743