fitiavana fahiny
42. titis
(
14/10/2006 21:00)
Ny tena olana @ io deh raha ty ka lasa mifankatia be tsy mifanary intsony nareo?deh ahoana le vady an-trano?le zanaka koa etsy an-daniny.Ela notoratorahana eo vao humm!!tandremo!!
43. diamondra27
(
15/10/2006 07:12)
bbnz: mipetraka tsara ndry ry bbnz fa tsy mandende 'zany an!
za akia tsy mba mahay mitazona relation @ olona efa tsy nifanaraka tamiko izany a!
Sambatra ndry mbola mahatazona ilay relation-nareo @ fianakavian'i ex.
Mba atoroy hevitra fa sao de mahasoa ihany.
Ny ahy rehefa vita dia vita fa tsy misy miverina 'zany intsony. Dia coupé ny relation rehetra mba tsy hisian'ny olana.

44. vivi
(
15/10/2006 17:14)
ilay izy aloha fahadisoana ,fa mety mbola tsy nisy resaka sex angamba ny anareo d lasa ts vita zany ny anareo , zay fotsiny io ka ! raha mahafaka anizany , fiodinana 1andro aloha d tsy koi , mihintsyu e! fa fahadisoana aloha !
48. xxx
(
16/10/2006 16:04)
boubounezy:
ra niaraka t@ oull 1 enao talou, dé tena nifankaty tsy nisy otrizany. nisaraka tsy misy maratra nefa no sady tsy nifampitana alaelo na de wé mbola mifankaty be aza satry votery no ny fiainana. efa samy nanambady @zay taty aorina, taloany zay nefa de refa miona de mifampiresaka tsara ary ita fa mbola mifankaty fa tsy misy sa mifanantona, dé refa efa sany nanambady niona ndray dé mbola mifampiresaka iany fa misy distance de nefa mbola fantatra fa mbola mifankaty fona, de ra taty aorina ka miona @ rery ndray enao ka izy zany angataka anao iaraka atory @ na 1 alina fotsiny aza enao ve anaiky nefa enao manambady amanjanaka, izy kou manambady amanjanaka. dé ho fadisona ve ra oatra ka nanaiky azy enao?
ohatry ny hoe miresaka ny cas ko ianao.
ny olako dia tena niaraka mihitsy izahay nandritra ny volana maromaro ary tena nifankatia tahaka ny taloha ary nanao ratsy saina mihitsy hoe samy hisaraka amin ny vadinay avy... saingy soa ihany fa tonga saina rehefa nisara toerana indray. Izao aho manenina tongotra aman tanana hoe inona ary iny nataoko iny? fijangajangana rano fotsiny izao ary misy ny famaizan'Atra avy eo na dia tsy izao aza...ny ahy efa azoko ny anjarako ary tsy tsara ilay izy.
50. xxx
(
16/10/2006 16:09)
sarotra ny tonga saina amin ny cas tahaka io raha tsy tafasara toerana indray ianareo hahazoanao misaina sy mijery avy ety ivelany ny zavatra natao..
jamba be mihitsy rehefa ao anatiny ao
jamba be mihitsy rehefa ao anatiny ao
51. fiaritiana
(
16/10/2006 17:12)
eritrereto tsara ry bounezy reo voalazan ny namana reo a!!zany an!!
raha ny hevitro dé hoe aza miara matory zany ka...tsssssss sô dé hanimba zavatra zany, sô dé koa mahazo an iny lé 1 dé tamàna foana dé hiara hatory tsisy farany...tsy haiko alou fa an dry ny décision e! sa aôna?
biz be

52. fiderana
(
17/10/2006 15:59)
boubounezy >> jereo ihany aloha sao ho marina loatra ilay size hoe:" aza fitahina loatra ilay fitiavana ao anatinao ao êh!".
boubounezy, tsy mifanohitra ny zavatra hambarako, fa marina tokoa : "... ny fitiavana no ambony indrindra ..." .
isika hatao hifanoro hevitra boubounezy, sady mifampisaotra rehefa mety ny hevitra.
ambava homana am-po mitsakotsako io ê!.
ny olon-kendry no hanarina, ary ny hevitra tsy azo raha tsy @ ny olom-belona.8)

53. dailynews
(
19/10/2006 18:14)
mahery ny fitiavana fahiny kah fa rehefa fantatrao fa tsy mahatanty dia ataovy izay tsy hifanenana sy hifaneraserana amin' io olona io. mora kely ny milatsaka anaty fakampanahy fa ny manarina azy rehefa avy eo no tena grave be.