fitiavana fahiny

21. vale ( 13/10/2006 13:14)
boubounezy:

ra niaraka t@ oull 1 enao talou, dé tena nifankaty tsy nisy otrizany. nisaraka tsy misy maratra nefa no sady tsy nifampitana alaelo na de wé mbola mifankaty be aza satry votery no ny fiainana. efa samy nanambady @zay taty aorina, taloany zay nefa de refa miona de mifampiresaka tsara ary ita fa mbola mifankaty fa tsy misy sa mifanantona, dé refa efa sany nanambady niona ndray dé mbola mifampiresaka iany fa misy distance de nefa mbola fantatra fa mbola mifankaty fona, de ra taty aorina ka miona @ rery ndray enao ka izy zany angataka anao iaraka atory @ na 1 alina fotsiny aza enao ve anaiky nefa enao manambady amanjanaka, izy kou manambady amanjanaka. dé ho fadisona ve ra oatra ka nanaiky azy enao?
diso aky izany satria mamitaka ilay olona 2 samy vadinareo nareo a, ny mifankatia hoe ao ampo iny tsy azo ferana ny fo tsy azo baikoina sady tsy ratsy nifanaovana fa saingy ny miara-matory aloha tena tsy mety e, ..nefa arakarany tsi 11 ihany kou , raha tsy kristiana fa manana finoana hafa mety hafa indray koa ny fipetrany!!:D


22. lapino ( 13/10/2006 13:19)
boubounezy,
- raha tsy manao an'io ianao, dia ho verinao ilay taloha
- raha manao an'io ianao, dia hoverinao daholo na ilay taloha na ny vadinao amin'izao, na ny zanakao koa aza
23. vale ( 13/10/2006 13:23)
boubounezy:

ary ra samy misy olana @ lé tokatrano ny andaniny sy ny ankiilany de aonandray zany ny tokony atao?:lol:
hay ve eh:lol:,,raha tsy vita mariazy sy soratra tsisy tsiny eo anatrehan'ny lalàna aloha e, nefa asa e!!!


24. vale ( 13/10/2006 13:25)
ny tokony hatao aky de samy misaraka @ le vady nareo nareo (raha cas ndry io:wink:) de miaraka kou:lol::wink:
25. ari.malala ( 13/10/2006 13:30)
efa lasa ny omaly akyu boubounezy a! na inona na inona olana eo @ tokantrano tsy misy tsy vitan'ny fifampiresahana entre anareo mivady ihany fa aza manitsaka tokantrano izany. Faux pas kely fotsiny anie fa mety animbana zavatra betsaka e! mety amoizana tokantrano, vady, zanaka, nefa ireo no efa nandaniana ny fiainana iray manontolo! tsy fahafinaretana indray alina no hanomezan'ny taranaka tsiny mandrakizay andry marina e! torohevitra ihany moa ny anay fa ny fanapahankevitra andry ihany e! nefa enga anie ka ny feon'ny fahendrena no hanjaka ao amindry aky a! :-*:-*:-*:-* mankahery raha sanatria ka misy olana e!
26. xxx ( 13/10/2006 13:43)
Boubounezy ah!

Aoka ny lasa homba ny lasa.
Ny ho avy akia atrehina ah, matetika koa ange refa taloha izay dia idélaiser-na be ery ilay relation taloha dia refa tafaverina ao indry na "pour se dire adieu" aza dia manenina e , ka torohevitra fa io safidin-dry ihany:
Aza maka fanahy ny tenan-dry rehefa fantatr'indry fa tsy hahatohitra indry.
Ho sarotra amindry ny hanatrika ny vadindry refa avy eo.

Courage!
27. vale ( 13/10/2006 13:48)
bibilax:

raha za aloha asiko e
bibilax marina..:roll:


28. xxx ( 13/10/2006 14:37)
Alefaso aloha dia andana misasa rehefa avy eo koa. Dia aza miteniteny mihitsy na @ iza na @ iza, na amin'ny namana faran'izay akaiky aza fa ireny no tena tay !!
29. diamondra27 ( 13/10/2006 14:47)
kala: bedeso fa mitady haditra;-);-):-P
za ve akia de hanao an'izany a, hitady raharaha sy chagrin d'amour, ntsssss namako lhl be de be de maha-ampy anah
Ze olona sendra mandalo iny ve no anariko ny efa nisasarako antaonany maro?




30. bobone ( 13/10/2006 15:23)
arahaba ririnina izany e! samy vita !
izany hoe taloha koa inona indray ary!
tsiky de ampy e!:D:D:D
31. ninih ( 13/10/2006 16:07)
toa tadidiko le hiran' i mahaleo hoe "aleo ianao mody sao manody izao ditra izao." sao de ditra kosa e!
32. KeySolutions ( 13/10/2006 16:29)
Tsy indroa no miaina ka ataovy izay mahafaly amin'ny fiainana.
Jereo hoe iza no tena tianao dia izay mety atao. Ny fitiavana ahavitana zavatra betsaka e!
33. boubounezy ( 13/10/2006 19:47)
tena marina dôly ny teninareo fa de ny fahendrena zany ny zavadebé e! na marary aza lé (l) de tsy itady fankampanah @ zany fa ny fanah ny maoull nefa @ maoull kou de ho sarotra be niany le izy ny tena marina ngamba aleo tena ho diniana tsara iany fa sô dé ny fou no lasa miteny fa tsy ny fanah e!:(
34. vale ( 13/10/2006 22:30)
:(:-*:-*,,boubounezy , ny tena hitako vahaolana dia misaraka avy @ vadinareo tsirairay nareo raha toa ka ny anareo no hitanareo fa marina (eo @ fitiavana dia mila mihaino ny fo> fô écouter le(l)) dia raha hitanao fa ny anareo taloha ireo indray no tena mafy koukou noho ny anareo sy ny vadinareo tsi 11 de samy misaraka dia nareo 2 no mivady, tsisy maratsy an'izany mintsy, fa raha hoe hangalam-pinana ftsn de tena tsy fitiavana ihany izany satria tsisy mahafoy le vady nareo ianareo!! zay no mba fijeriko alou fa ndry ihany no mahalala hoe iza no tena tiandry de andry ny safidy!:-*
35. vale ( 13/10/2006 22:32)
ooops:oops: nisy diso kely: "raha ny anareo no hitanareo fa mahery" no tiko tenenina ky ah!(tsy nanao an'ilay jereo aloha za hihi:oops:)
36. boubounezy ( 13/10/2006 22:59)
hihihi mety marina iany kou zany an!:idea::?::?:
37. diamondra27 ( 14/10/2006 08:20)
vale: humm , mampiasaraka olona ndry an!


bbnz: f'angah de tsy maintsy mihaona @ le kof taloha e!

za mbô nanana sipa izay ihany taloha, nisaraka tsy nisy naratra , de nifanena afaka herintaona , nanana sipa izy de toa lasa vadiny le izy ; de za koa mba nanana ny ahy fa tsy nifampiresaka intsony izahay.
Mifanao toy ny olona tsy mifankafantatra.

Mety arakaraka le raison nampisaraka anareo ihany angamba le izy ka!Matoa mbola misy tavela tao, de tsy afapo nareo t@ période niarahanareo , de voan'ny coup de foudre taty aoriana, sa voan'ny retour de flamme
:-D:-D:-D

mangitikitika be nge le zavatra?

Tsy aleo ve mitazona ny eo ampelatanana e!
38. boubounezy ( 14/10/2006 10:35)
ny anah ny exko retra alou de mbola miresaka @ko dôly e! na ny manambady na ny tsy manana. ny ex rafozako retra ko de mbola miresaka @ tsara dôly afa tsy 1 iany no tsy tiko niresahana mandrakizay;-)
39. miangalyandria ( 14/10/2006 11:26)
ary tena succes story mihitsy anie izany ry bbnezy e ! :-P:-P
40. boubounezy ( 14/10/2006 13:39)
miangaly:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429