Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
16/10/2006 20:13)
LISITRA FIFIDIANANA
Dia ireto zany ny lisitrin'ny olona nilatsaka @ fifidianana ka de ahoana @ zay ny pronostika ?
1-Marc Ravalomanana
2-Jean Lahiniriko
3-Norbert Lala Ratsirahonana
4-Roland Ratsiraka
5- Herizo R...
tohiny
novalian'i tenagasy ny 21/10/2006 23:35
Aino
(
16/10/2006 20:11)
mampilaza anao namako!!
Miala tsiny be indrindra moa raha eto no mandefa ity filazana ity!!!
ho any ninimalala,Binou,Lalaina sns...
ho any hireo namana any mada na eto france dia mampilaza anareo namana ny tenako, fa tsy a...
tohiny
novalian'i Aino ny 25/10/2006 21:42
kiali
(
16/10/2006 20:11)
lasa aiza kala !
lasa aiza woa i kala-ko zay fa efa tsy de hitako firy tsony! andefasako hevitra any @ antsoin'i fo i kala ny farany an!!!...
tohiny
novalian'i antsotokana ny 23/10/2006 13:04
xxx
(
16/10/2006 17:06)
pilote modem EM9000
sao dia mba misy afaka manome pilote modem Em 9000 (modem externe) ianareo . tao tsy hita mantsy ny taloha
misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i Lazar ny 25/10/2006 07:25
xxx
(
16/10/2006 16:57)
fanohanana an'A/toa Herizo R.
anisan'ny "sympathisant" an' A/toa Herizo Razafimahaleo ny tenanay nefa indrisy tsy mahalala izay toerana( QG) mety ahafahanan'ireo izay mitovy hevitra aminy mifananohana. Mba miangavy izay mahalala m...
tohiny
novalian'i lagoon ny 19/10/2006 09:08
xxx
(
16/10/2006 16:53)
voahosihosy ny asa fanaovan-gazety eto m/car
ny toe-javatra nitranga tany toamasina nandritra ny fitsenana an'i Pierrot R. ireny no nahitana an'izany. tsy menatra mantsy ny mpitandro ny filaminana ny misambotra sy mandaroka ny mpitatitra vaovao ...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/10/2006 20:58
diamondra27
(
16/10/2006 15:58)
Egyptiens
mba manimanina an-dry zareo Egyptiens toa an'i zefalah za zany.
Ohatran'ny mamindra be le virusn'i Aino:-P:-P...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/11/2006 11:13
salmo
(
16/10/2006 15:10)
Resaka bandy
Faly ny fo ry zalah mahita nareo mivory lahy takizao :-D:-D...
tohiny
novalian'i dylan007 ny 28/10/2006 09:19
lapino
(
16/10/2006 11:00)
Tafapetraka ny dosien'i Pierrot Rajaonarivelo
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1033&ART=20071
Ho hita eo izany hoe firy no horaisina, firy no havela ?
Ary iza hoà ilay kandida farany io e? i Bema? :roll:...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2006 20:35
xxx
(
16/10/2006 10:27)
nareo vehivavy
maninona kay nareo sipa rehefa tina sy hampiadanina no tsy mba mahay mamaly e , tsy ny rehetra io an ...
tohiny
novalian'i anjely ny 07/11/2006 11:27
papala
(
16/10/2006 08:27)
momba ny isa azo sy ny bizoroka
Hery>tsy azoko mihintsy lay isa azo, ka noho izany dia aza asiana isa azo zany intsony ny ahy sy zany biz'oroka zany ! Azafady !...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/10/2006 19:57
infinity
(
15/10/2006 22:01)
Soirée ao Vitry/Seine (Paris) ny 04 novembre 2006
Miarahaba !
Faly ny tenako miantso anareo NAMANA rehetra ho tonga hifaly sy hikorana amin'ny soirée "MISAOMA EN FETE 2006" ny sabotsy 04 novambra 2006 ho avy izao ao @ salle MARCEL PAUL, Zones In...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 10/11/2006 22:28
cutie
(
15/10/2006 19:59)
Allergy
http://www.yahoo.com/
Refa tafiditra @ site io de cliquer-o eo @ le sarin'le saka, de miandrasa kely fa hisy video handeha refa veo, fa mbola misy pub kely aloha.:lol:
de mazotoa mijery :lol::lol::...
tohiny
novalian'i watafon ny 19/11/2006 13:25
xxx
(
15/10/2006 18:54)
fahatokisana
a ry zareo a , ra ny olona miaraka @ nao ve , miresaka @ namany , nefa izy niteny hoe tsy tiko ny nolazainy taloha , fa rehefa miresaka eo alohanao eo izy miresaka tsa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/10/2006 21:10
xxx
(
15/10/2006 15:23)
tanora (fisaorana)
(l)Misaotra anareo namaly ny antso nataoko noho ny vadiko nodimandry dia mba naka ny hevitrareo tanora aho ary faly tokoa sy mankasitraka e. ho ela velona ary mahazoa zay hiriana fa manan-kavana manan...
tohiny
novalian'i cutie ny 16/10/2006 14:55
smile
(
15/10/2006 14:37)
serasera en general
za zao tafiditra ato de tsitako mintsy oe inna ny tena atao ato. Vonjeo e!!!!!...
tohiny
novalian'i mimich ny 17/10/2006 06:44
Aino
(
15/10/2006 12:02)
tao tsy tazana tsony
ary tao tsy tazana hintsony hoa i bedada eh!!!
any ka matetika tsy misy dadabe antsoina hintsony :lol:...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 05/11/2006 10:45
diamondra27
(
15/10/2006 07:54)
Inona no atao hoe: politika?
Samy manana ny politikany daholo ny firenena rehetra. Miovaova araka izany pays izany anefa ilay hoe:politika.
Tsara ho fantatra izany ny atao hoe: "politika" alohan'ny hirosoana lalindalina kokoa.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2006 20:09
rrgmt
(
15/10/2006 02:41)
Andramo ihany sao mahasoa, rehefa mahazo mahalalà misaotra
VATSIM-PIANARANA SY FAMATSIAM-BOLA, VANGIO NY TRANOKALA:
http://www.ueac.org?code=11608771384887...
tohiny
novalian'i Jokera ny 16/10/2006 19:15
rrgmt
(
15/10/2006 02:37)
BOURSES D'ETUDE : http://www.ueac.org?code=11608771384887
Andramo ihany sao dia mahasoa:
vangio ny tranokala :
http://www.ueac.org?code=11608771384887...
tohiny
novalian'i dailynews ny 16/10/2006 12:46
