mampilaza anao namako!!

1. Aino ( 16/10/2006 20:11)
Miala tsiny be indrindra moa raha eto no mandefa ity filazana ity!!!
ho any ninimalala,Binou,Lalaina sns...
ho any hireo namana any mada na eto france dia mampilaza anareo namana ny tenako, fa tsy ananako hintsony ny num anareo fa nisy problem dia voafafa avokoa ny num-ko rehetra ka dia miala tsiny raha toaka tsy niantso na koa nandefa sms, ka miangavy aho mba amerenanareo ny mandefa azy any @ hafatra na koa email.
( Lalaina dia mba alefako koa ilay any Tsiky svp)
merci dol!!
novalian'i Aino ny 25/10/2006 21:42
2. xxx ( 16/10/2006 20:27)
????????:(
3. Fiffi ( 16/10/2006 20:31)
:roll:
4. xxx ( 16/10/2006 20:48)

ary mba alefaso hafatra na e-mail koa mou le izy refa resaka prive e. :D zao zao tsy maintsy voatery hanao aoro size eto ndray za :°):-D:-D
5. Aino ( 16/10/2006 20:58)
xxx ka kamo be aho ande nandefa ho any tsirairay ko, sady tsy izy rehetra fa ilay efa mba nanana taloha na koa... izay ihany.:lol:
6. cutie ( 16/10/2006 20:59)
Aino:-D:-D:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 16/10/2006 23:24)
f'angah mila mandefa ho an'i tsi 1-1 zany dry fa ataondry @ le hafatra ho an'iza le ps na 10 aza no eo lasa foana
asio faingo sa point virgule tsy tadidiko anelanelan'i ps de zay fotsiny

____________________________________________


ndry ty akia ry Aino raha tia resaka privé atao eto en public an!
mba asio discretion ihany @ fiainana fa aza atao transparence be e!:wink::wink:

___________________________________________


directe be za fa c'est la vérité io an!
ra tezitra ndry de avereno aty amiko fa tsy olana.

___________________________________________

:-*:-*


8. colar ( 17/10/2006 05:18)
tsara kosa zao fa am zay ange tena hita we tsy mandainga e,inn ko ary mo no afenina eo e,fahalalahana zao,hiihih,bravo aino
9. fasaly ( 17/10/2006 06:10)
colar:-D:-D:-D
10. fasaly ( 17/10/2006 06:12)
aino: mandefasa aky hafatra de io nazavain'i diam io no fanaovana azy manortra indray mande de vita fa raha tsy miditra forum reo ankizy tinjy hanoratana reo tsy ho voarainy akory ny hfatra, tokony ho hafatra mankana prive marina satria tsy mikasika anay knou!:wink::?:P
11. sarobidy ( 17/10/2006 07:15)
ary zà ve tsy ao anatiny hihihihihi
12. ninih ( 17/10/2006 08:41)
marina aky izany ry aino fa aleo ihany mba ho privée le resaka hataondry @ ireo olona ireo fa sady ny marina retra anie tsy azo hampiseho na tenenina daolo e!
13. diamondra27 ( 17/10/2006 08:42)
fasaly: ie azondry tsara le tiko resahana oe: tsy mikasika antsika rehetra ;

colar/ ny anao koa tssss, na de oe misy fahalalana izany de tsy atao tataka be tahaka an'izao ka!:-D:-D
mamporisika fotsiny colar nefa ny azy aza tsy asehony:-P:-P

f'angah miLa fantan'i be sy ny maro oe: mandainga enao na tsia?

14. Aino ( 17/10/2006 09:17)
ka izaho anie misy ilay tena efa mba kamakama hireny dia efa samy zatra miresaka @ sms de tsy tadidiko hintsony ny ps any nefa tsy izy rehetra voatokana ho namako no manana ny num-ko fa sasatrasany ihany!!

diams marina anky izany fa inn moa no hatezitra ahy any izany ah!! fa efa nametraka fialantsiny aloha aho hoe miala tsiny anareo rehetra raha eto ity no apetrako.
15. robot ( 17/10/2006 10:21)
slut! aino:D
merci akia fa voaraiko io hafatra nalefanao ho ahy io an!=D
tsy misy tokony hialanao tsiny akia zany an:-*
fa aleo omeko anao any @boite nao le num ny tsiky sy ny hafatra miaraka aminy ok:-$



aza tezitra kos mo nama nareo eh!
mba efa nisy fialantsiny koa anie nataony nialoha ilay msg eh
de mazotoa dol

16. diamondra27 ( 17/10/2006 10:29)
Refa miala tsiny zany de tout est permis

:-D:-D:-D
17. Aino ( 17/10/2006 10:58)
diams humm njy ah!!:roll:
ka efa hoe misy hireo pseudo any namana sasany tsy tadidiko ko!! de izay no antony tsy andefasako any @ hafatra azy, saode le tokony tsy lasa indray no lasa.:{
18. fiderana ( 17/10/2006 16:22)
Aino >> izaho tsy manana ny numero nao sa tsy homena zah.... hatahorana ê!...:D:D.
19. ninih ( 17/10/2006 16:32)
ary tsy hiafaka ny hi-forum eo i aino io ny farany fa ho variana hitelefôna ko! :roll: :-D
20. Aino ( 17/10/2006 17:35)
fiderana hahahaha saode mahalany 500 000 ariary eo ianao ka aleo ihany izao:-D

ninih hahahaha mbola afaka faona ak!! rehefa eny andalana my phone rehefa ato atrano afaka mandray ord mi-forum;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1358