mampilaza anao namako!!

41. fiderana ( 24/10/2006 13:52)
i xxx ka , ilay hoe adala sy hendry.8)
42. prime ( 25/10/2006 10:41)
:-D:-D
43. Aino ( 25/10/2006 10:58)
iza aza no adala dia iza no endry?
44. prime ( 25/10/2006 13:26)
Izay tia adala...:°)
45. ninih ( 25/10/2006 15:44)
de ze hendry mody voky raha izany ko! :roll: :-D
46. Aino ( 25/10/2006 21:41)
Mpandefa : prime [ Valio ] 25-10-2006 15:26:10
Lohateny : Re : mampilaza anao namako!!
Izay tia adala...

ary izay tsy tia kosany mba manao ahoana?
47. Aino ( 25/10/2006 21:42)
Mpandefa : ninih [ Valio ] 25-10-2006 17:44:33
Lohateny : Re : mampilaza anao namako!!
de ze hendry mody voky raha izany ko!

mody voky ahoana koa izany:roll:
izaho rehefa endry dia mody tsy miteniteny fa mipirina kely ary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3281