mampilaza anao namako!!

21. boubounezy ( 17/10/2006 17:45)
diam aza mena tsiny izy fa tsy mitovy tona @nao azfd.:wink:
22. colar ( 17/10/2006 18:55)
ty ny phone re ra ol a,0039.........,tsy tadidiko akory ary ko,mitsatoka eto le izy ko,tssssssss
23. cutie ( 17/10/2006 19:51)
:-D:-D:-D:-D
24. fiderana ( 18/10/2006 05:44)
Aino >>tsy maninona fa isika indray mahay mitady vola hatramin'izao ka :D.
25. ninih ( 18/10/2006 08:42)
eny ary koa! ny ahiko indray hoe mitohy any an-trano ny appel de ny tenenina @ phone no voasoratra @ forum! izay vao hors size eo! :roll: :-D
26. Aino ( 18/10/2006 10:04)
ninih :-D :-D

fiderana ny hasako tontolo andro anie de ny mikitikitika num sy mipipika eo!! matetika aza efa bedy fa @ fazaranjatsy dia lasa ihany izoa.
ary raha tena vonona dia mihomana diany izao.:twisted:
27. ninih ( 18/10/2006 13:33)
aino: :-D mazotoa akia a!
28. Aino ( 18/10/2006 21:47)
ninih hihihihi misaotra eh!! aleo aloha anala azy hy bla bla indray izany fa tsy manoratra faona.
29. fiderana ( 19/10/2006 06:58)
ninih >> aiza kosa ê!, isika kosa tsy manao izay mankarary:lol:..!, sady izao , mba any @ vavolombelona no soratana raha mba tsara ny natao fa tsy eto dia tsy miova ny size ka8)8)8)!

Aino >> mitovy izany ny asan-tsika isan'andro k'ina indray.

vonona foana isika ê!....:D:D:D:D
30. xxx ( 19/10/2006 07:33)
rerakin'ny fanaovana monologue ngah :lol:

=))=))=))=))=))=))
31. Fiffi ( 19/10/2006 08:16)
iza :?::roll:
32. xxx ( 19/10/2006 08:23)
Fiffi:

iza :?::roll:


Ny hendry mody voky, ny adala manesika ihany :)


33. Aino ( 19/10/2006 08:55)
:?::?::^)
34. ninih ( 19/10/2006 08:58)
xxx: fa iza no hendry de iza no kilasin' ny adala? :roll:
35. Aino ( 19/10/2006 10:56)
izaho koa mba manotany fa tsy haiko tsara fa iza sy iza marina?
36. ninih ( 19/10/2006 15:52)
:?:?:?
37. fiderana ( 19/10/2006 16:17)
xxx >> zah ve izany? tsory fa zah tsy mba anisan'ireny mora tezitra ireny:lol:, zah indray aloha 8) foana ê!.

xxx >> mono = solo
duo = en deux
trio = en trois

sa ensemble ilay izy?= choral izany.en 4 voix na 5

aza mbola tezitra ary, lazao fa mbola fangalampiery eto ê!, ngaha isika mifankalala ankory fa aza menatra raha tsy nety ny nataoko, zah vonona ny hanova, sa ahoana ozy ianao?
38. ninih ( 20/10/2006 15:31)
:) de ampy e!
39. Aino ( 21/10/2006 19:24)
aza mbola tezitra ary, lazao fa mbola fangalampiery eto ê!, ngaha isika mifankalala ankory fa aza menatra raha tsy nety ny nataoko, zah vonona ny hanova, sa ahoana ozy ianao?

fiderana iza no nolazainy toi any izany?
izaho aloha tsy tezitra raha toaka izaho no lazainy toi any izany eh!!
ny ahy ny any ninih io hoe :D de ampy
40. ninih ( 23/10/2006 14:23)
Aino: :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1442