Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
kitjo ( 20/10/2006 18:09)
clip gasy
http://youtube.com/watch?v=Qj1TvLRRmzI&mode=related&search=... suite
répondu par kitjo le 08/11/2006 01:05
salmo ( 20/10/2006 15:12)
Politika sy tambahoaksa
Mety ve ny mamitaka ny vahoaka rehefa manao fampielezan-kevitra? (oh: raha lany i Koto hihinana yagort ny vahoaka rehetra ary ho vita ny lalana. :-D:-D)babakoto izay mino.:-D:-D . Ny antony: tsy hita ... suite
répondu par Zina le 22/10/2006 19:07
sonwin ( 20/10/2006 14:03)
zistoire
....fa izy raha vao hoe hiaraka hisakafo dia mazoto be an. Fa ny ankoatr'izay miala pà izy.Dia naleoko koa niala pà fa tsy masaka kle. Dia izay ilay tantaranay...... suite
répondu par Zina le 20/11/2006 19:37
lagoon ( 20/10/2006 07:42)
Lanin'i Pety hoe ny vola??
KAOMININA AMBONIVOHITR’I FIANA... Naloan’ny Filoha Marc Ravalomanana ny 80 tapitrisa Ar karaman’ny mpiasa Nitsidika ny Faritanin’i Fiana-rantsoa omaly ny Filoham-pirenena Marc Ravalo... suite
répondu par fijo le 25/10/2006 22:21
caprio ( 19/10/2006 22:47)
Jesosy nanao fahagagana
Araka ny voasoratra ao @baibolin-tsika dia ny nanova ny rano ho divay no fahagagana voalohany naton'i Jesosy,tsy haiko anefa izay fahamarinany fa nisy namako arabo zay ary tena mahal... suite
répondu par prime le 14/11/2006 10:56
petsambava ( 19/10/2006 20:54)
TONGA INDRAY VE NY FOTOAM-PIFIDIANANA RY MPANAO POLITIKA AH!
Tonga ny fotoam-pifidianana dia hay ery ny maka ny fon'ny vahoaka .Firifiry aminareo ireo moa no tompona orin'asa raha mbà angatahana avance sahala @ ireny inona ireny vao azo ! nefa tonga ity ny fif... suite
répondu par rabaradaka le 24/10/2006 06:32
adidy ( 19/10/2006 19:56)
La 2
hitanareo ve ilay émission sur la 2 izao; A vous de juger?... suite
répondu par Fiffi le 22/10/2006 19:48
salmo ( 19/10/2006 19:24)
Fitandremana milalao foot @ vhv
Nareo ve manaiky fa mitovy ny filalaovana baolina eo anatrehany vhv sy lhl:roll: ?? zah miteny ''NO''. satry be dia be ny vhv matahotra kofona :-D:-D:-D. tsy vitany izany ihany anefa, fa ny vhv rehefa... suite
répondu par Aino le 02/11/2006 15:00
sareraka ( 19/10/2006 19:23)
HATRAIZA NY FAHAMARINANA SY NY FAHAMASINANA ?
Fanontaniana mipetraka izy ity ho an'ny mpitondra sy ireo mpomba azy ireo. Ny tenin'ilay kary nahazo akoholahy ity ka ny hoe ny sangany no nahazoako azy hoy izy..tsy vitan'izany anefa no ataon'ny s... suite
répondu par fijo le 25/10/2006 22:30
Aino ( 19/10/2006 17:27)
inn no ho lazaiko azy?
misy namako izay hoe ary tena namako be izy io! izy moa efa man-olon-tiana ary io namany io dia anisany namako ihany koa. andro any ry zareo sendra nifamaly tsy haiko izay tena antony, ka izaho sendr... suite
répondu par Aino le 23/10/2006 17:26
victime101 ( 19/10/2006 17:17)
IZAO TONTOLO IZAO MARARY AVOKOA...
Izao tontolo izao marary avokoa saina vatana fanahy indrindra ny fo ô... avia JESOSY malàla faingana hanasitrana fa tsy ahitàna fanafody ity areti-mandringana.. Hiran 'i tompokovavy ADELINE ... suite
répondu par bonazy le 20/10/2006 13:05
pipiso ( 19/10/2006 16:12)
let me fly
mba mitady ny tonon'ilay hiran'i bodo farany zay manana ô, mitondra ny lohateny hoe "let me fly" misaotra indrindra... suite
répondu par pipiso le 14/12/2006 14:05
Tsingatsa ( 19/10/2006 14:17)
Fanorenana fiaraha-monina mirindra
:?:Miankina amin'ny fahavononana hihaino ny hafa ny fifandraisana... suite
répondu par Tsingatsa le 03/11/2006 07:35
papounette ( 19/10/2006 13:30)
Rehefa amoureuse...
Inn aki ny zavtr ataonareo sy vitanareo rehefa amoureuse nareo? Za an,mahavita manoratra tononkalo lavabe,de faly2 be fôna,de mahavita mande tongotra lavitra be rehefa ohtra mampiaraka nefa ohtra ra... suite
répondu par fijo le 23/12/2006 05:50
akama2006 ( 19/10/2006 13:22)
fanorenana orin\'asa
miarahaba! hono aho !fijo sy ny namana mpisera eto,ahona ny fandehany fanangana orin\'asa any mada!eo anivony lalana ny charge tsy maintsy aloha etsetra,izay tokony ho fantatra rehetra e!pme mpanodin... suite
répondu par prime le 25/10/2006 14:13
akama2006 ( 19/10/2006 13:19)
fanorenana orin'asa
miarahaba! hono aho !fijo sy ny namana mpisera eto,ahona ny fandehany fanaganan orin'asa any mada!eo anivony lalana ny charge tsy maintsy aloha etsetra,izay tokony ho fantatra rehetra e!pme mpanodina... suite
répondu par Rasiligaoma le 02/01/2007 15:59
mandrindra ( 19/10/2006 13:11)
gadraina sa tsy avela hiverina any madagasikara??
efa resaka mandeha eto foana ny mikasika an'i pierrot. ho an'ny milaza fa mpanakorontana i pierot no hitodihan'ny fanontaniana. aminareo iza, na inona no mety ahatonga korontana bebe kokoa : olona g... suite
répondu par manantsoa le 21/10/2006 11:54
lagoon ( 19/10/2006 12:32)
Mbola Gazety ihany ve i Tribune
Mbola azo antsoina gazety ihany ve i Tribune,ary hoe journalistes ny mpiasa ao? Eny fa na dia niaiky fa manipulés ry zareo t@ resaka Antonio iny dia maro ireo tsaho sy resaka nataon'ny Tribune nefa ... suite
répondu par prime le 30/10/2006 12:02
tezitra ( 19/10/2006 12:30)
14 candidats, the show must go on?
non, tsy mbola manomboka ny propagande , fa ny tsy fifidianana no manomboka, donc iza no tokony tsy ho fidiana, ireo izay efa niasa aloha no azo tsaraina dia ireto no piste de reflexion: 1) candidat ... suite
répondu par fijo le 25/10/2006 22:22
belaza ( 19/10/2006 11:43)
KAMARY
akory aby o, mba mitady tononkira zay misy ani KAMARY avy any Bira zay mba manana e. de misaotra mialoha ... suite
répondu par belaza le 09/11/2006 08:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7656