Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nani
(
25/10/2006 12:20)
Zany marina ve ilay atao hoe fitiavana ?
Tsy fantatro izay hevitrareo fa tantaraiko aloha ny zavatra henoko . Raha hanorina toka-trano hono ny olona anakiroa , ka efa tena nifankatia tokoa zareo vao nanapa-kevitra , zany hoe toka-trano ahor...
tohiny
novalian'i pimaso ny 29/11/2006 13:30
tslem
(
25/10/2006 12:08)
fifamaliana
sao mba tokony asiana dinika vaovao indray ry hery etsy @ dinika rehetra etsy fa mba jereo anie ny dinika ao @ fanabeazana ao e,ao @ lé oe surdoué...
tohiny
novalian'i ninih ny 31/10/2006 17:13
tslem
(
25/10/2006 11:32)
mitady hira koa
Asa raha inona no hevutra fa mba misy hira tiako be zay ho aho taloha elabe(1991),ka asa ny RVG raha mety hahita an'io mba ho angatahina e;ty lé hira tadaviko>>>TOKY FITAKA hiran'i JOVIAL....
tohiny
novalian'i lanto ny 26/10/2006 16:33
Aino
(
25/10/2006 10:28)
ianao ve mitomany?
ny akamaroany olona rehefa miala na misaraka @namana,famille,olon-tiana, sns @ toherana ananky iray ka ande ho any lavitra dia betraka ny mitomany!!
fa izhao hoa mbola tsy nitomany teo ampisarahana i...
tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 20:08
belaza
(
25/10/2006 10:02)
romantique
mba ohatriny ahoana ry zareo zany romantique? fa tena tsy haiko mihitsy na fiteny na fihetsika...
tohiny
novalian'i belaza ny 04/11/2006 07:58
robot
(
25/10/2006 09:33)
lozam-piara manidina
slt !
Nisy lozam-piara manidina tany tuléar
ka maty daholo izy 6 tao anatiny
izany no vao2 henoko tamin'ny radio androany maraina
ka ny minisitra no niditra nivantana t@ alaln'i phone
nilaza io...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/10/2006 08:26
Ilo
(
25/10/2006 08:24)
Mitady hira Rija Rasolondraibe
Mba mitady ny hiran'i RIJA lé taloha ireny azafady.Misaotra mialoha!
...
tohiny
novalian'i hira72 ny 26/10/2006 12:46
hery
(
25/10/2006 07:49)
Ny làlan'ny La Gazette de la Grande Ile
Efa nisy tsikera momba ny La Gazette de la Grande Ile nandalo teto. Tsy tsikeraiko ny maha-mpanao gazety andry zalahy ao izay tena anisan'ny sangany raha ny fahaizana sy ny traikefa no jerena. Tahaka ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 28/10/2006 10:22
ari.malala
(
25/10/2006 07:42)
Refa avy aty @ forum
Miarahaba,
tsy haiko ianareo na tratra ohatra ahy, fa ohatra hoe tonga dia aty @ forum no miditra dia mahita hoe ireo misy hafatra, ka hhandeha hiditra hamaky hafatra dia mamerina mampiditra login...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 30/10/2006 07:56
lemenakely
(
25/10/2006 05:59)
LUCKY DUBE à MADA, tongo-bakivaky .....
Tsy vitsy amintsika angamba no mahalàla ity kalazalahy afrikanina tatsimo ity eo @ resaka reggae dia i LUCKY DUBE izany.
Akory nefa ny hagagàna raha mahita ny lahatsoratra voalaza ao @ wanadoo.mg ...
tohiny
novalian'i vale ny 25/10/2006 22:30
kitjo
(
25/10/2006 02:33)
Main'ny menaka!
Hono oa,
main' ny menaka ny tanako ry zareo afak'omaly,
d zao le izy mibontsina oh oe misy zavatra ao anatiny fa tsy nasiako in in mitsy alo e,
dia tokony hopotserina ve sa miandry ze rariny fts?
...
tohiny
novalian'i mimich ny 29/11/2006 07:55
oufouf
(
24/10/2006 20:04)
mba omeo kely é !
Mba misy afaka manome ny adressy garage gasy manao peinture eto amin'ny région IDF ve nareo , toa nahita aho indray mandé ?
Toa nisy "garage mobile" tao Fresnes tao fa ny adresse iny koa fa tsy hit...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/10/2006 05:54
patrick2002
(
24/10/2006 18:47)
taizan-drenikely
Mba inona no mahatonga anareo vehivavy ,tsy mahatanty mitaiza zanaky ny ex ny vadinareo eh!
Ny marina dia tsy hoe tsy mahatanty mitaiza fa mitaiza ihany fa tsy manao @ fo izany hoe mampivelatra an'il...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 26/10/2006 14:40
xxx
(
24/10/2006 15:37)
Tena leo politika aho
Asa nareo raha mba tahak'ahy fa tena leo tanteraka an'ity politika ity aho. ...
tohiny
novalian'i vitsika ny 28/10/2006 13:43
mpanakiana
(
24/10/2006 13:24)
adoption
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana;
Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:11
rabaradaka
(
24/10/2006 13:22)
I Deba no tao ambadika
Mandeha ny resaka sy analyse politika maro dia milaza ry zareo fa i Deba no tao aorinan'iny tsy famelana an'i Pierrot hiditra eto amin'ny tanàna iny. Asa fa jereo ange, i Roland Radeba (hay ratsiraka...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:48
xxx
(
24/10/2006 13:02)
adoption
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana;
Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 17:29
gasykaraoke
(
24/10/2006 12:13)
Gasykaraoke
Teny kely:
1) misy maromaro saika diso fa tandremo, ao @ palais des congrès ao Puteaux ilay fety fa tsy ao porte maillot!
2) maro no nanontany DEMO, ka dia efa eo @ ny site ny gasykaraoke izany za...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 12/11/2006 15:33
tezitra
(
24/10/2006 12:05)
AFERA LA GAZETTE COLOMBO MENE L'enquête
tsy fantatra iza no ni-attaqué ny la gazette , fa androany sahala @ taloha dia tsy azo @ internet.
comme colombo, et hitchcook, on va poser la question: A QUI PROFITE LE CRIME?
piste de reflexion ...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2006 23:04
tezitra
(
24/10/2006 11:50)
afera antonio, , colombo mene l'enquête
A)afera antonio:
ny hoe tany @ hopitaly be na tany @ clinika, sy ny hoe niasa hoy ny tribune t@ 12/10 à 14/10, tsy dia mampiova zavatra, ny tena question:
1)nahazo mandat t@ procureur ve ny polisy...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:01
