ianao ve mitomany?

1. Aino ( 25/10/2006 10:28)
ny akamaroany olona rehefa miala na misaraka @namana,famille,olon-tiana, sns @ toherana ananky iray ka ande ho any lavitra dia betraka ny mitomany!!
fa izhao hoa mbola tsy nitomany teo ampisarahana izany eh, de lazaina fa izhao no tsy misy falahelovana any ilay olona na koa tsy mivakiloha na tia, na famille io na namana na inn!!
nefa tsy de izany laotra ny antony fa tsy haiko fa izhao ve tsy te hitomany dia ande hamorona ranomaso hitomany eo fotsony, :-* sy kopakopa tanana dia vita!!
novalian'i cabot ny 13/11/2006 20:08
2. lost ( 25/10/2006 10:53)
Tsy voatery ka fa misy ol matanjatsaina (otranao),kanefa mitomania ihany fa manjary alaelo miotrika ao anatinao ao ra tazominao ilay izy
3. fiderana ( 25/10/2006 10:55)
zah koa aloha mbola tsy nitomany raha hisaraka amin'iza na iza, eny na dia ilay nisaraka t@ ilay olona izay aza, fa ny hany nampitomany ahy dia t@ nandevina ny raiko ihany dia izay, karazan'ny tsy be ranomaso, fa mba malahelo kosa aloha rehefa tokony izany ê!
4. Aino ( 25/10/2006 10:57)
lost ka izhao anie tahaka ny tsy malahelo de ny ho eo izany mihintsy eh!! fa rehefa andro vitsitsy aty ahoriana vao manembona.
5. booboo ( 25/10/2006 11:36)
Zà refa faly dia mitomany, malahelo dia mitomany,..soa fa tsy vidim-bola ôtra ranon'ny Jirama fa raha tsy zay efa loza :-D:-D:-D:-D
6. chipie1 ( 25/10/2006 11:47)
ary refa tsongoina ve i booboo de mitomany :-D:-D
tsara ngé le mitomany e
7. booboo ( 25/10/2006 11:50)
chipie1 > hanongo angaha anà Chipie1 ? hihihihihi, tsy mitomany zà fa tondé mamely beee ndray kah :-D:-D
8. mandrindra ( 25/10/2006 11:55)
booboo, mamely inn rehefa tsy mitimany ???

ny tomany dia endrika ivelany fotsiny. tsy izay mitomany dia lazaina fa malemy daholo. ary ireo tsy mitomany tsy midika akory fa tsy malahelo.
9. booboo ( 25/10/2006 12:02)
mandrindra > manombo kah :°)

ny tomany dia endrika ivelany fotsiny. tsy izay mitomany dia lazaina fa malemy daholo. ary ireo tsy mitomany tsy midika akory fa tsy malahelo.

eka ouz
10. mandrindra ( 25/10/2006 12:04)
aza hombona kosa i chipie1 e
11. mimich ( 25/10/2006 12:14)
booboo:

Zà refa faly dia mitomany, malahelo dia mitomany,..soa fa tsy vidim-bola ôtra ranon'ny Jirama fa raha tsy zay efa loza :-D:-D:-D:-D



tsika sy booboo mitovy
12. fiderana ( 25/10/2006 12:22)
booboo, mimich > nareo izany bekonetaka :-D:-D:-D,sa moa marivo ranomaso? hihihih!,ngah hita ê! izay ilay fihentsem-po!, satria tsy ny maso ihany no mety hitomany fa ny fo koa, fa ilay mitomany ao am-po hono no tena ratsy.
13. ari.malala ( 25/10/2006 12:30)
dain za ko v mba be konetaka? za ko otran'i booboo sy mimich mintsy :)
14. prime ( 25/10/2006 12:38)
:snif: v zany? :-D:-D:-D
15. ninih ( 25/10/2006 14:56)
misy ny olona otranà na mijery ireny film ireny de tonde :snif: raha vao misy fotoana mampalahelo! mety hoe manararaotra angamba e! :oops:
16. ari.malala ( 25/10/2006 15:11)
tsy manararaotra aky a! za zany mintsy! tsy haiko na efa hitanareo le film jamais sans ma fille iny fa tsy te hijery an'iny tsony mandrakizay za fa mankarary fo b sady mampi :snif::snif: be mintsy!
17. fiderana ( 25/10/2006 15:43)
ari.malala > ngah ianao koa mba bekonetaka?,aza mijery ireny film mampanaelo ireny intsony fa manjary mitomany fôna:lol:
18. Hubert ( 25/10/2006 16:05)
Ny tena marina koa aloha dia aleo mandao toa izay ilaozana e!
Misy hira iray izay manao hoe: "aleo avao lie manenga olo ô! toy izay havako e! engan'olo ô!"
Raha mandao ianao mbola manana force mental kokoa noho ny ilaozana kah!:D
19. ninih ( 25/10/2006 16:39)
marina izany aloha e!
20. Aino ( 25/10/2006 21:35)
Mpandefa : fiderana [ Valio ] 25-10-2006 17:43:14
Lohateny : Re : ianao ve mitomany?
ari.malala > ngah ianao koa mba bekonetaka?,aza mijery ireny film mampanaelo ireny intsony fa manjary mitomany fôna

ny ahy raha film de mampitomany ahy fa raha handao na hilaozana dia tsy mitomany aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1984