ianao ve mitomany?

21. Aino ( 25/10/2006 21:39)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 25-10-2006 14:30:48
Lohateny : Re : ianao ve mitomany?
dain za ko v mba be konetaka? za ko otran'i booboo sy mimich mintsy

hihihihi sahala izany ko!!

nareo izany bekonetaka ,sa moa marivo ranomaso

hihihihi izhao anisany bekonetaka taloha dia rakonetana no anatsoiny mamanay ahy ravo mitomany, pilako mahery fo be nefa koa mora mikonetaka, fa ny ahy t@ izay rehefa hoe hikonetaka de mikonetaka, rehefa miseho ho mafiloha dia hafy fihetsika no dikany ka tsy hitomany izany!!
22. soleil ( 26/10/2006 05:16)
zà ndray angamba le karazan'olona mora tohina na koa tsy manana maitrise na émotions fa zà mitomany foana na film io na toe-javatra miseho , tsara na ratsy indrindra moa fa mampalahelo asa na zany no bekonetaka na ahoana , tsy iniana alatsaka anefa ny ranomaso fa de mirotsaka sy tonga ho azy
23. mimich ( 26/10/2006 06:07)
fiderana> be konetaka tsy ekeko fa ny marivo ranomaso ekeko:-D:-D:-D:-D:-D
sady mba tsy zay sy booboo rery kosa kay fa misy an'i ari.malala sy soleil
24. ari.malala ( 26/10/2006 07:09)
fiderana, tsy be konetaka kosa e! hihihi! mba misy fotoana mampilatsaka tsy satry an'io ranomaso io ihany anie ndraindray e :) avy any am-po mintsy fa tsy provokena:)
25. bebegeante ( 26/10/2006 07:44)
salu dôly alou nareo é!! za manokana alou rizareo tsaiko raha @ maha bb ahy fa d mitomany mits za an! za kou mou mora "attachée" b aminolona izay ka ts tantiko mits zany mifandao izany!
malahelo za knou!!
fa ts voatery hitomany kousa anie refa oe hifandao izany é!!
ny fahafantarana fotsiny sy ny fanomezan-toky fa oe tsy hifandino fotsiny d'efa ampy izay amiko!
mlay anie lé oe" ééhh! mba m6 mahatsiaro za any ho any" na d tsita maso ary!!
26. papounette ( 26/10/2006 08:05)
Za nieriteritra fa zà rery no tena be koretaka eto ambony tany.
Fa za mitomany rehefa misy zavtr mahasosotra anà nefa tsy afa manôtra(rehefa tsy maintsy akombona reny ny vava)na rehefa malahelo dia tena migogogogobe.Efa hitanareo ve le film le version farany Jésus de Nazareth iny.Tsy haiko La passion du Christ angamba ny titreny fa tena nofiazina ny mouchoir.:snif::snif::snif::snif:
Fa ny olana fotsn:oops::oops:hi!hi!mora mangina sy mora maina le ranomaso rehefa misy manambitamby nefa njainjay mbola te hamovokovoka hitomany ny tenanay.:lol::lol:
27. Aino ( 26/10/2006 09:38)
izaho matetika mitomany fa izhao mitomany iny avy eo misy mampihomehy na dia tezitra na koa nitomany be aza dia mikakakaka mihomehy be avy eo!!
28. ninih ( 26/10/2006 13:15)
fa izao e! ny vhv indrindra mora mitomany fa mba efa noeritreretinareo ve hoe raha eo daolo mitomany de samy manana ny fitomaniny. de raisina à choral samy manana ny feony de ny anareo ve fantatrareo hoe foe faha firy refa mitomany? :roll: :-D
29. Aino ( 26/10/2006 13:53)
:-D:-D:-D raha izaho aloha dia tsy ahalala mihintsy eh!!
alaivo sary atsaina ilay miara migogogogo fa tahaka ny mampihomehy be, manomboka ny koral mmmmmm, nnnn sns
30. fiderana ( 26/10/2006 15:15)
Aino, ari.malala, mimich, soleil papounette >> tena mahavita choral ka:lol::lol:, fa marina tokoa aloha ry zareo fa ilaina ihany ny mandefa ny tomany misy ranomaso fa hotran'ny makarary ilay tsy maha tomany fa malahelo be ao am-po fotsiny.
31. Aino ( 26/10/2006 17:43)
ilaina ihany ny mandefa ny tomany misy ranomaso fa hotran'ny makarary ilay tsy maha tomany fa malahelo be ao am-po fotsiny.

izaho tsy mitomany matetika fa rehefa mitomany dia ela ela vao tony ny foko.
32. Fiffi ( 26/10/2006 18:00)
tsara ny mitomany kah ! aleo mihintsy mitomany faran'zay be indrindra de afaka tsara zay zavatra mavesatra ao am-po ao !
33. dailynews ( 26/10/2006 18:36)
ankafaliana, ankarastiana, ankarariana, ankijerevana film mampalahelo.....
ie, latsa dranomaso kah..fa ny tena hoe mitomany mifokofoko rehefa malahelo.
34. fasaly ( 26/10/2006 18:48)
zà eny ambony aviô vao mitomany na efa tonga am toerana hatongavako de tsy maintsy mitomany be mitry kalou! no nostazika ihany ....
35. mimich ( 27/10/2006 06:15)
fiderana:

Aino, ari.malala, mimich, soleil papounette >> tena mahavita choral ka:lol::lol:,

fiderana > za feo voalohany fa mifandamina ry zareo am feo hafa

fany tena tsy tiako an!! de le za mitomany misy mijery !!! , satria mantsy ny vava rehefa mitomany an!!! grrrrrrrrrrrrrr, mapme beuuuuu
36. Fiffi ( 27/10/2006 06:24)
37. bebegeante ( 27/10/2006 06:52)
misy fomba fiteny izay hoe "çà fait bien de pleurer"!
38. fiderana ( 27/10/2006 09:28)
Fiffi > mahita ireo valiteny ireo ve dia mitomaty be! mangala mosoara aloha sao milatsaka eo @ clavienao eo ny ranomaso?.

mimich >> dia hatao ry tanindrazanay malala ny feony:-D:-D:-D
39. andry08 ( 27/10/2006 11:19)
mitomany @ feo voalohany sy feo faharoa ve?
Ny olona rehetra dia mitomany daholo na dia any ambadika any aza e! Toy ny misakafo, matory,mihomehy sns...
40. mimich ( 27/10/2006 12:36)
fiderana> hihi , tsy maninn , tonga de ataovy karaoke , zany de le manaraka fotsiny zay avy eo.

fa zao tokoa hoa ee!! samihafa ve ny latsa-dranomaso sy ny mitomany raha araka ny hevitrareo sa 1 ihany. Rehefa nandinika aho mantsy an!!raha samy hafa ireo dia mora latsa-dranomaso aho fa tsy mora mitomany. asa??? fa raha mitovy de mora mitomany zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1092