ianao ve mitomany?

41. papounette ( 27/10/2006 16:14)
Any atsimo any a,rehefa misy maty indrindra2 reefa olondehibe de tsy maintsy mitomany daholo ny vhv rehetra.Na de tsy misy ranomaso aza de feo mitomany no atao de ny tarehy atao malahelo be raha ohtra ka tsy fantatrao le ol.
De misy amabaratongampeo zareo de samy maka ho azy zareo fa tena misy trémolo mitsy neny sasany le tomany.De misy anakiray mitanisa ny fiainan'nle olonamaty.
Fa tena tsara be ny mihaino azy fa tena miady le feo tomany no sady raha ohtra ka akaiky anao le olona maty de lasa migogogogo mitomany be :snif::snif::snif:satria tena ohtrany misy zavtr mietsika mitsy ny any @ ambavafo @le hira tomany ataondrizareo.
42. colar ( 27/10/2006 19:33)
sambatra i aino tsy mba mitomany, za alo a,ranomasolava ny fiainako,ra nanana rahalahy za de sahiko ny miteny we namono tena za, fa tena enjana ny alahelo, ny fiainana,ny rehetra e,ny fisarahana,fa misaotra an andriamanitra alo we mbola velona ary miezaka ny ho b mokondoha,ary tsisy 4 ko ranga eo a,ampahafirin ny mijaly mo zay za e,tsisy miala zany eo fa aleo ho faty ho azy e,ny dite ko mora b fa 4 eu de mahazo
43. miangalyandria ( 28/10/2006 05:35)
Izaho ry reto mitomany amin'ity zavatra rehetra ity a ! films, nisy nangalatra ny alika, nisy niteniteny mahery sy ny sisa dia mitomany fa mitomany tsy misy feony fa latsa-dranomaso moramora eo. Fa ny zavatra tsy mba mampitomany ahy dia ity : rehefa misy maty, tsy mitomany mihitsy aho! Nisy choc dia taorianan'io tsy nisy ranomaso intsony ! Asa miverina misy choc indray angamba vao mitomany rehefa misy maty :idea::?: Tsy midika anefa izany hoe tsy malahelo na tsy ory fa dia tsy mitomany fotsiny izao :roll:
44. Aino ( 28/10/2006 12:21)
fa tahaka ny tsy tiako indray maheno any ilay olon-dehibe mitomany migogogogo mafy be hireny, manaotra noho ny zaza.
45. diamondra27 ( 29/10/2006 08:32)
sssss aza de be konetana e! il faut réagir dans la vie.

La vie continue fa tsy hoe: vita ny @ iny de fin du monde. Aiza re zany e!
mitomany kely fotsiny raha tena malahelo fa refa aveo tonga de mitrakà.ACTION

46. Aino ( 30/10/2006 12:34)
mitomany kely fotsiny raha tena malahelo fa refa aveo tonga de mitrakà.ACTION

marina izany, nefa misy ilay olona sarotra be ny mampitraka azy rehefa misy hitomaniny izay ah!!
47. ninih ( 30/10/2006 16:13)
toa ahamenatra le mitomany be eo imason'olona fa le eo ampandriana tsy misy mahita iny no tena mameno ondana mintsy koa! de ny maraina le bongo maso be!
48. Aino ( 30/10/2006 20:16)
le bongo maso be!

efa tratra aho de mody hoe tsy ampy torimaso.
49. ari.malala ( 31/10/2006 07:10)
le migogogogo alo tsy talentako e fa ny ahy le mitomany mangina tsisy feo re fa ny ranomaso no milatsaka manjoy ny takolaka d ny sento lasa tsinahy angamba ra imason'olona, fa ny ahy koa manko le voateniteny mahery io tsy zakako mintsy, na misy olona mahatezitra ana nefa tsy afaka manao n'inon'inona an'ilay nahatezitra ahy za de tena latsaka ny ranomaso! fa refa za rery de tena manala ny foko mintsy a!
50. ninih ( 31/10/2006 15:09)
ny ahy sady mivavaka ko no mitomany de mijery fitaratra ko no mitomany de mikentrona be avy eo matsiaro tena hoantitra tampoka eo.
51. kala ( 01/11/2006 06:32)
Aino > zà zao vao avy nitomany fa nilaozana namana akaiky.
Arotsako aloha dieny mbola misy klé! sao lasa "ranomaso efa ritra" eo:wink:

tena aleo arotsaka fa manjary manavesatra ny fo fotsiny.

fa mbola ho avy koa ny tour-ko dia handeha aho fa dia manangona dieny zao mosoara, chamoisine, essuie-tout, serviettes na papier toilettes aza moa maninona!

:D de ampy
52. diamondra27 ( 02/11/2006 11:06)
kala: de nitomany nareo de ahoana , nampiverina azy ve iny? sa mba nihena kely le izy?


Alefaso le ranomaso de tonga de réagir an! eritrereto hoe: inona no tokony hatao mba hanadinoana azy satria izy aza zany lasa koa.

Rehefa miverina izy dia raiso antanandroa
:-*:-*
53. ari.malala ( 02/11/2006 13:22)
kala, ranomaso efa ritra mitnsy an! ;-)
54. Aino ( 02/11/2006 14:35)
ary ny ankizy hoa rehefa mitomany dia maninona mama faona no antsoina fa tsy mba miantso any dada mihintsy?
55. Chiquitto ( 08/11/2006 05:39)

Za ndray alou de tsy mbola nitomany teo imason'ny olon-tiana mintsy hatramin'izay, fa de tonga amin'ilay an'i ninih hoe any ampandriana vao manovokovoka mameno ondana mintsy...fa ny ranomaso narotsaka tamin'ny film alou de efa maromaro ihany, santionany "walk to remember...un homme une femme un enfant....Le champion..If only.. etc.."
56. kala ( 10/11/2006 06:30)
diam > ngah ranomaso mampiverina olona zany??:roll::roll: sady mbola hiverina ka, tsy maharitra ela loatra koa :wink: :-$
:-D :-D :-D

ari.malala > ieeeeeeeeeeeeeeeeee =))=))

Aino > ka ny ankizy ange raha vao miantso dadadia voabetroka eo ndray. Ny tena milay tamin'ny mbola kely dia le mitomany dia mikiakiaka be no miantsoantso "nenyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy â!" :snif::snif::snif::snif::snif::snif:
57. cabot ( 13/11/2006 20:08)
Aino:

ny akamaroany olona rehefa miala na misaraka @namana,famille,olon-tiana, sns @ toherana ananky iray ka ande ho any lavitra dia betraka ny mitomany!!
fa izhao hoa mbola tsy nitomany teo ampisarahana izany eh, de lazaina fa izhao no tsy misy falahelovana any ilay olona na koa tsy mivakiloha na tia, na famille io na namana na inn!!
nefa tsy de izany laotra ny antony fa tsy haiko fa izhao ve tsy te hitomany dia ande hamorona ranomaso hitomany eo fotsony, :-* sy kopakopa tanana dia vita!!

raha mady vady na reny ve ianao dia tsy mitomany andramo aloa dia teneno aho avy eo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4357