Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rainy
(
28/10/2006 22:11)
élimination physique an'i Ra8
Marina dia marina amin'izao fotoana fa tena misy mitady hamono élimination physique an'i Ravalomanana alohan'ny faran'ny taona 2006. Efa vonona daholo ireo mpikarama anady....
tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2006 23:53
diamondra27
(
28/10/2006 18:10)
mpanera
lasa ndray ny eritreritro oe: inona daholo no azo ampiasana an'io?
de ahoana ny tokony atao raha te-hanao izany?...
tohiny
novalian'i kitjo ny 04/11/2006 06:34
besoiiin
(
28/10/2006 16:52)
TSIVALAHARA kanefa misy mpitia sy mpanohana foana
mahagaga tokoa fa misy ny olona tena efa tsy valahara sy tsy mifaditrovana kanefa dia mbola misy fans sy mankamamy ihany na dia eto amin'ny serasera aza, mba mieritrereta ihany e
http://razafimah...
tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 12:39
jpeg
(
28/10/2006 15:00)
Ahoana raha i Ny Hasina Andriamanjato?
Ahoana ny hevitrareo raha i Ny Hasina no lasa filoha?
Mety ho tonga haingana ny ADSL lol.
Ary mety izy no hanao 2 eme tour amin'i Ravalomanana, satria mety hanohana azy i Pierrot sy maro hafa koa.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:58
Aino
(
28/10/2006 12:17)
inn ary io zaiy mahalala?
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/dsc00416_000.jpg
inn aza io? izay mahalala....
tohiny
novalian'i pissoa ny 01/11/2006 16:41
kitjo
(
28/10/2006 10:46)
Ho an'izay tia mandinika rahona!
Ho an izay tia mandefa eritreritra ohatra anah, zao ny fialamboliko..haha..ohatra tsisy atao e?
Vinavinao zay sary hitanao @ilay rahona
http://cloudappreciationsociety.org/gallery/index.php?x=br...
tohiny
novalian'i kitjo ny 10/11/2006 12:53
diamondra27
(
28/10/2006 08:26)
za koa
:-D:-D
hoy ity olona iray:
za koa mba amoureuse de tsy mahavita na inona na inona fa any aminy foana ny saiko.
Dia te-hahita azy aho,te-hamihina azy etc....
Izany ve ny fisehony rehefa tia?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 06/11/2006 10:40
Fiffi
(
28/10/2006 06:04)
I Dada sy i Neny
Ao ry zareo mba omeo tononkira mikasika an'i Dada sy Neny raha mba mahafantatra nareo an!
Ohatra aiko kely hiany izy fa mba tohizo .
Dada sy Neny rehefa miteny
Tsy maintsy hajaina
Fa fototrin'...
tohiny
novalian'i ninih ny 08/11/2006 12:27
xxx
(
28/10/2006 05:49)
Lettres à un tueur
Tsy haiko na firy tamintsika no nahita an'iny film iny fa mamaky an'ilay dinika etsy ambany etsy io aho hoe "ny taminay" dia mahatsiaro an'ilay izy. Ny niafarany moa dia tantara be dia avy eo mba nisy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/11/2006 18:54
McFy
(
28/10/2006 01:47)
Fivadihana Finoana ato Lyon ve?
Paroasy Sanit-Nizier ao Lyon http://saint.nizier.free.fr/ ary raha ny fahitana ny tranonkala dia ho aiza ny tena izy?...
tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 08:42
xxx
(
27/10/2006 23:57)
manina
Za ohatra ny mila hevitra avy aminareo.
Vao roa taona izay aho no taty andafy fa ohatra ny leo be izany aho.:evil: Inona kay no mba fialamboly mahafinaritra aty ankohatra ny toaka....
tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:15
yonikafopl
(
27/10/2006 19:47)
Ny temoin de Jehovah sy ny Adventiste
Hono ho aho, ireo finoana roa ireo ve kristiana sa tsia,raha tsia, inona no mahasamihafa azy amin'ny finoana kristiana?, misy ifandraisany amin'ny fivavahana jiosy ve ireo (juif).
...
tohiny
novalian'i nytsaraharahina ny 02/12/2016 18:26
kelly13
(
27/10/2006 18:55)
aphte
voan'ny aphte matetika ny tenanay oooo!!! inn no mety azo atao a part manao bain de bouche @ ranotsira na hextril na synthol (birk birk birk) sns???...
tohiny
novalian'i watafon ny 13/11/2006 14:20
dailynews
(
27/10/2006 18:09)
assurance maladie
misy ve io asurance io eto madagasikara ary azo hitokisana ve ny fampiasana azy? ohatra: havana sa aro, tena manampy ve izy ireny? ...
tohiny
novalian'i watafon ny 30/10/2006 07:26
tslem
(
27/10/2006 17:06)
jerenareo ange
iza kay no mahay an lé tsenjery t@ mbôla kely oe: jereo ny volonay madio tsara ery sady zay ndray nasina bogôdy,raha misy mahay d mba omeo zah.misôtra an!...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 13/11/2006 13:20
vetsoko
(
27/10/2006 15:58)
pratique anti démocratique
Que concocte le pouvoir en interdisant les meetings en plein air pendant la campagne électorale pour la présidentielle du 3 décembre ? La nouvelle réglementation soulève des réactions, voire d...
tohiny
novalian'i nororavel ny 02/11/2006 10:55
jobala
(
27/10/2006 15:21)
Fitiavana ve!
Fitiavana ve!
Tiako raha toa ahy sy toa anao ny fitiavana!
Satria mantsy izaho mitady anao ho namako ary ianao,tsy hiambahamba hanaiky ho namako!ka hifandray izany ny tia sy ny manina ka tsy hisy in...
tohiny
novalian'i jobala ny 02/11/2006 15:08
rnjak
(
27/10/2006 12:51)
kay le tsy nampoiziko
zao ry zareo a! misy fanontaniana maromaro ireto ka tena tsy nampoiziko ka mba valio
-1- aiza i[b]DO[/b]no miasa
-2- nijery fety tao mahamasina daholo ny biby rehetra fa ny biby inona no tsy to...
tohiny
novalian'i tenagasy ny 08/11/2006 19:06
Aino
(
27/10/2006 10:47)
hoy aho.
Tsara ny fiarahana
tsara raha hinamana
tsara ny mifankatia
tsara ny miaradia
Tsara ny mifampizara,
Tena tiako dia tiako ry malala
Nefa aoka ho fatatrao
Fa tsy tiako ny miantsaravelatsia
toy ...
tohiny
novalian'i cutie ny 27/10/2006 14:13
tenagasy
(
27/10/2006 10:26)
Ancien P.M. Soanagaly
Mankamamy!
[i](lefilefy ny resaka vatokely tato ho ato saingy alefako ihany ity)[/i]
- P.M. soanagaly teo aloha taiza sy natokisan'ny fitondrana ankehitriny
- Nosoloina (alternance) => lasa Ben'ny...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 29/10/2006 07:50
