kay le tsy nampoiziko

1. rnjak ( 27/10/2006 12:51)
zao ry zareo a! misy fanontaniana maromaro ireto ka tena tsy nampoiziko ka mba valio
-1- aiza iDOno miasa
-2- nijery fety tao mahamasina daholo ny biby rehetra fa ny biby inona no tsy tonga nanatrika tao
-3- fantatrao ve ny anana tsy azo hanina ? inonaary ny anana mahafaty
-4- fanatatrao ve ny mampitovy ny telefona sy ny saka?
inona ary no maha samy hafa azy ireo
-5-
novalian'i tenagasy ny 08/11/2006 19:06
2. sonwin ( 27/10/2006 13:15)
kay le, tsy nampoiziko ho ianao no hametraka ireo fanontaniana ireo
3. Hubert ( 27/10/2006 13:45)
tsy hay:roll::roll::roll:
4. cutie ( 27/10/2006 14:10)
fanatatrao ve ny mampitovy ny telefona sy ny saka?

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 27/10/2006 15:06)
rnjak:
-3- fantatrao ve ny anana tsy azo hanina ? inonaary ny anana mahafaty
-4- fanatatrao ve ny mampitovy ny telefona sy ny saka?
-3- beladona
-samy maneno miaouuuuu:-D:-D:-D


6. totofy ( 27/10/2006 19:45)
vitao atramin' ny farany aloha ny fanontaniana jereo fa vo 5 dia tapaka ... izaho tsy hamaly :lol::lol:
7. Fiffi ( 27/10/2006 22:01)
nga mbola tsy vita hatramin'ny farany ?
8. MTN ( 28/10/2006 01:08)
1- any am-piasana
2- rnjak
3- a- eny
b- ny anana mahafaty dia ilay anana tsy azo hanina
4- a- eny
b- ny saka mipips dia ny telefonina ... (portable ve aloha):°)
9. mamzelkely ( 28/10/2006 07:23)
MTN =))=)) le we fatatrao ve ny hanana ts azo hanina de valina ftsn we "eny" =D=D =))
10. enteme ( 28/10/2006 07:52)
MTN:
2- rnjak
^:^ =D:-D:-D:-D:-D
za nanantena be hoe rajako
11. kala ( 28/10/2006 10:29)
:-D:roll::roll::roll:
12. legory ( 28/10/2006 13:37)
Ny anana tsy hazo hanina ve? anana Ravalom, zany ve de tsy arak'areo e RAVALOM ange ANANA e, tsisy fanotaniana sarotra be ve ?
13. cutie ( 28/10/2006 16:43)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. rnjak ( 30/10/2006 10:49)
merci amin'ny le mahay mamaly an!
ny fanontaniana voalohany dia izao ny valiny
(aizai DOno miasa)
val:-ATI-DONO MIASA
de ahona ny manaraka merci
15. Achia ( 30/10/2006 18:11)
Ilay telephone sy ny saka ngamba i pissoa mety mahalala io tsara
16. rnjak ( 08/11/2006 10:58)
1- aiza iDO no miasa
-2- nijery fety tao mahamasina daholo ny biby rehetra fa ny biby inona no tsy tonga nanatrika tao
-3- fantatrao ve ny anana tsy azo hanina ? inonaary ny anana mahafaty
-4- fanatatrao ve ny mampitovy ny telefona sy ny saka?
inona ary no maha samy hafa azy ireo

inty ny fanontaniana manaraka
-5- inona no mampitovy ny ben'ny tananà sy ny kapôty
-6- aiza no toerana eto ambon'ny tany ahafantaranao fa mmisy ny maha-olona anao
-7-
17. tenagasy ( 08/11/2006 19:06)
Tenagasy (péjoratif) be tokoa izahay izany fa tena tsy manan-kavaly :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6905