Fivadihana Finoana ato Lyon ve?

1. McFy ( 28/10/2006 01:47)
Paroasy Sanit-Nizier ao Lyon http://saint.nizier.free.fr/ ary raha ny fahitana ny tranonkala dia ho aiza ny tena izy?
novalian'i prime ny 03/11/2006 08:42
2. Fiffi ( 28/10/2006 05:50)
McFy: heu...toa tsy misokatra fa tondé moroccan islam defenders team , want more ??? More to come !!!
3. ftma ( 28/10/2006 07:03)
Mcfy: tonga dia io nolazain'i fiffi io de rehefa vonoina lasa pbloqué ny page web :( sao virus aza io :wink:
4. jentilisa ( 28/10/2006 07:12)
tonga dia misy soratra hoe hacked by ilay izy koah. Raha ny azy moa no atao ireny inona no mety ho vokany?
5. Fiffi ( 28/10/2006 10:41)
tena bloqué mihintsy le page web an! :(
6. kelly13 ( 28/10/2006 11:24)
sao d mba site a virus zany, za tsy nanaokatra klou an!
7. lapino ( 29/10/2006 13:27)
jentilisa:

tonga dia misy soratra hoe hacked by ilay izy koah. Raha ny azy moa no atao ireny inona no mety ho vokany?

Ko tsy izany ve no atao hoe "miady amin'ny adala" ?
8. prime ( 30/10/2006 10:40)
McFy> f'ahoana marina e...:-w
9. McFy ( 31/10/2006 01:30)
Ka na i Fiffi sy i Jentilisa io ilay izy koa inona indray no ambarako.
Hery zao afaka milaza misimisy kokoa raha ratsy ny mitsidika site HACKED.
10. Fiffi ( 31/10/2006 06:03)
McFy: a le izy aza ange tsy misokatra akory eh !
11. jentilisa ( 31/10/2006 12:06)
Efa tratran'ny tahaka an'io koa anie ny namana serasera ka nidirana virus ve ny matosinareo? fa fotoana fihy ihany an!
12. prime ( 31/10/2006 12:27)
McFy> ka raha site misy virus v hanimba matôsy d mbola alefa eto ihany?
13. McFy ( 01/11/2006 21:45)
McFy:

Ka na i Fiffi sy i Jentilisa io ilay izy koa inona indray no ambarako.
Hery zao afaka milaza misimisy kokoa raha ratsy ny mitsidika site HACKED.


Misy adino le fehezan-teny nolazaiko ka ahitsiko hoe Ka efa nolazain' i Fiffi ....

Nilazako anareo an'io anie dia hoe tokony ts hisy atahorana fa nampisehoako fotrsiny hoe nataon'nny silamo nalama ny katolika e !
14. Fiffi ( 02/11/2006 06:42)
McFy: misaotra nanazava ! :) fa mba tiako hita le izy saingy tsy misokatra koh !
Hoe nataon'ny silamo nalama ny Katolika zao no tsara jerena na tsara hita de hiadina hevitra saingy...
15. jentilisa ( 02/11/2006 07:50)
Saingy efa nisy niteny hoe miady amin'adala raha...sao dia mahatezitra ny sasany kosa ny lazaina hoe adala?
16. prime ( 02/11/2006 12:16)
jentl> :roll:
17. Fiffi ( 02/11/2006 16:57)
:roll:
18. prime ( 03/11/2006 08:42)
McFy:
Nilazako anareo an'io anie dia hoe tokony ts hisy atahorana fa nampisehoako fotrsiny hoe nataon'nny silamo nalama ny katolika e !
... mba tatero eto ny voalaza any raha izany fa tsy misokatra akory ny lien nelefanao ka tsy hita hoe inona no tianao lazaina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0527