hoy aho.

1. Aino
(
27/10/2006 10:47)
Tsara ny fiarahana
tsara raha hinamana
tsara ny mifankatia
tsara ny miaradia
Tsara ny mifampizara,
Tena tiako dia tiako ry malala
Nefa aoka ho fatatrao
Fa tsy tiako ny miantsaravelatsia
toy izao ataonao izao.
Tiako dia tiako
ny miresaka aminao
tiako dia tiako
raha hifanatsitava diany izao
ary koa tiako
ny mizara ny mamy aminao
Raha ho mamy na mangidy
Efa izay no safidy
ka hifampizara ny hafaliana,
ho any namana sy izay tiana.
Nefa aoka ho fatatrao
fa tsy tiako ny toy izao
mihatsaravelatsia any ka-
manimba ilay fitia.
Izaho rehefa tia dia tia
Ary ravo ny miaaradia
Fo ravoª sy saina faly
No indro miseho avy hatrany
Nefa aoka hoa ity
Fihatsarambelatsia
Fa indrao rava ilay fitia
Izay tokony aharitra ho doria.
Ary tiako raha lazainao
Ilay alahelo ao amponao ao
Fa tsy tiako ianao,
ny manao tohy izao
Tiavo aho dia ho tiaviko ianao
Amin'ny fo madio sy trotra fotsony izao.
ny nanoratra dia tsy iza fa ilay namanao.
;)
tsara raha hinamana
tsara ny mifankatia
tsara ny miaradia
Tsara ny mifampizara,
Tena tiako dia tiako ry malala
Nefa aoka ho fatatrao
Fa tsy tiako ny miantsaravelatsia
toy izao ataonao izao.
Tiako dia tiako
ny miresaka aminao
tiako dia tiako
raha hifanatsitava diany izao
ary koa tiako
ny mizara ny mamy aminao
Raha ho mamy na mangidy
Efa izay no safidy
ka hifampizara ny hafaliana,
ho any namana sy izay tiana.
Nefa aoka ho fatatrao
fa tsy tiako ny toy izao
mihatsaravelatsia any ka-
manimba ilay fitia.
Izaho rehefa tia dia tia
Ary ravo ny miaaradia
Fo ravoª sy saina faly
No indro miseho avy hatrany
Nefa aoka hoa ity
Fihatsarambelatsia
Fa indrao rava ilay fitia
Izay tokony aharitra ho doria.
Ary tiako raha lazainao
Ilay alahelo ao amponao ao
Fa tsy tiako ianao,
ny manao tohy izao
Tiavo aho dia ho tiaviko ianao
Amin'ny fo madio sy trotra fotsony izao.
ny nanoratra dia tsy iza fa ilay namanao.
;)
novalian'i cutie ny 27/10/2006 14:13