Ny temoin de Jehovah sy ny Adventiste

61. prime ( 22/11/2006 09:08)
:lol::lol:
62. Mandefitra ( 24/11/2006 07:35)
voalaza teo
IZAY MINO sy NATAO BATISA kanefa TSY VITA BATISA dia tsy handova ny fanjakan’ny lanitra satria tsy vita indray andro ny fanaovana batisa fa ny androm-piainanao iray manontolo
Nga mo JesĂ´sy niteny hoe tsy maintsy hateraka isan 'andro ianareo?AMiko refa vita batisa ianao de zanak 'Andriamanitra,mendrika ny handova ny fiainana mandrakizay.Ny finoanao sy ianao hifikitra @ zay maha zanaka mpandova izay no takiana aminao,"mba tsy hisy haka ny satro boninahitrao"
63. prime ( 24/11/2006 08:32)
Sady ny batisa tsy mba kilalao rahateo satria Andriamanitra no manamasina ilay batisa fa tsy olom-belona... Ka tsy mitombina mihitsy izany batisa isanandro izany... ny fanoloran-tena sy ny vavaka sy ny fifonana sy ny fandraisana ny sitrapon'Andriamanitra amin'ny alalan'ny Teniny no atao isanandro fa tsy ny batisa...
64. tsimatimanota ( 28/11/2006 11:15)
"IZAY MANAIKY FA TOMPO SY MPAMONJINY NY KRISTY NO VOAVONJY"
65. prime ( 28/11/2006 11:36)
=D^:^ ho an'Andriamanitra noho i tsimatimanota
66. prime ( 28/11/2006 12:02)
=D^:^ ho an\'Andriamanitra noho i tsimatimanota
67. xxx ( 26/12/2006 07:53)
Ialako tsiny eto fa raha namaky ny forum teto a dia diso daholo ny fiheveranareo momba ny TJ, za tsy hiresaka ny momba ny advantista. Fa ianareo ve aloha efa mba niresaka tsara tam ireo TJ ireo momba ny finoana arahiny?

1)Diso fa ny TJ dia tsy mino an Jesosy kristy:
Izy ireo de mankalaza ny Paska isaky ny 14 Nisana mifanaraka amin'ny Kalandrier Jiosy, tsy eo atao alahady foana akory ny andro ankalazana ny paska ra tena kristiana. Ary i Jesosy kristy mihintsy no nilaza fa izao no ataovinareo ho fahatsiarovana ahy, Ary tadidio fa ny israelita fahiny dia isaky ny 14 Nisana no mankalaza io Paska io, ka tsy haiko oe iza no tena kristiana, ny manaraka atsakany sy andavany zay lazain'i jesosy sa oe ze mba mahafinaritra fotsiny ny olombelona oe eto no hankalazaiko azy fa eto no mampetipety, ra jerena mantsy ny daty hankalazana ny paka am zao dia alahady foana zany oe miovaova le 14 Nisana.

2)Ny TJ dia tsy mivavaka amin'i Jesosy K satria tsy nandidy antsika hivavaka aminy izy. Fa isika kosa dia tsy maintsy miaiky fa izy dia mpanalalana am Atra sy ny olombelona izany oe mpitatitra ny vavaka ataotsika aminy. toy ny oe ray sy zanaka ka misy olona te hiresaka am le ray dia le zanany no ampitondrainy ilay hafatra zany tsy midika oe io zanany io iany ilay rainy fa manjary mapme be zany, de toy izay koa I Jehovah sy Jesosy. Antsoina hoe andriamanitra mahery izy fa tsy antsoina ho Atra Tsitoha le nahary izao rehetra izao. Zanak Atra i Jesosy fa tsy ilay Atra faratampony akory.
68. nytsaraharahina ( 02/12/2016 18:26)

xxx:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0947