aphte

1. kelly13 ( 27/10/2006 18:55)
voan'ny aphte matetika ny tenanay oooo!!! inn no mety azo atao a part manao bain de bouche @ ranotsira na hextril na synthol (birk birk birk) sns???
novalian'i watafon ny 13/11/2006 14:20
2. totofy ( 27/10/2006 19:24)
mijery dokotera no mety é !:wink:
3. kelly13 ( 27/10/2006 19:31)
efa natao dol re zany fa d totofany fanafody za a! manajary mamôka hevitra eto ndray za hoe marary vavony noho ny fanafody totofan'ny dokotera t@ nahavoan'ny aphte ahy! ou là!!!! je dis koi moi??? hihihiihihihihi
4. Fiffi ( 27/10/2006 19:34)
jereo hiany ity sao de misy mahasoa an! http://www.vulgaris-medical.com/encyclopedie/aphte-537.html
5. kelly13 ( 27/10/2006 19:46)
merci fiffi an, fa natao dol nge reo oa e, fa miverina fôna le venjana io! et c tjs a la meme place! dray, andramana ndray klou zany ny bain de bouche au bicarbonate de soude!!! ôtran'ny hitako eto sahady ny tsirony sady sûre fa tsy maintsy hisy voateliko!!!! brrrrr
6. totofy ( 27/10/2006 19:55)
kelly , tandremo sô minankinam-poana ...., c tjs à la même place ? aasaivo mikisaka izy é :wink:, mifindra hoe etsy fa efa misy tompon-toerana eo :-D
mazotoa é , dé tsaboy tsara ny tena an !:-D
7. mamzelkely ( 28/10/2006 07:15)
totofy =)) marina zany :-D

maka aina tsara de matoru tsara zay no fanafodiny fa matetika ko ange ry kala zay no mahatonga anreny e tam za nanao sokondia talou reny tam mbola mpanao billard be de voan aphte fôna fa ts ampy torimaso no mahatonga azy donky :-w:-D
8. vale ( 28/10/2006 09:42)
mamzelkely: tsy fahampian-tory?:-w ..ary izay koa izany ny mahavoa ahy matetika io..Kelly13: ny bain de bouche @ bicarbonate de soude tena efficace, tsy ataondry be ftsn, ny ahy iny itako mandaitra kokoa noho ny hextril sns aza ,sady tsy manaikitra,..:wink:
9. kelly13 ( 28/10/2006 10:06)
hum! manaôna klou ny tsiron'ilay bicarbonate de soude fa sao d mampi waaaakkkkk sanatria e!
trsy ampy torimaso marina ngamba ka! ande hatory za zany zao =))
10. Vaika ( 28/10/2006 10:30)
Avia aty amiko :*
Sao dia manifestation physique du stress tokoa ? izany hoe raha stresser kely i ndry dia nôrma raha mi-réagir ny vatan-ndry, ho an'ny olona sasany dia allergies, éruptions cutanées... (ohatra) ny fomba hamoahan'ny vatany ny stress, ny an-ndry kosa mety ho aphtes. Alerte kely io aphtes io fa calme fotsiny. Ataovy milamina ohatran'ny voalaza tetsy ambony ny fiainana dia hanampy.
Raha hanao auto-médication ihany dia aleo miditra amin'ny "homéopathie", nefa tsara ihany ny manantona dokotera hijerena ny anton'ny mahatonga ny défenses immunitaires mihena. Ny aphtes manko dia virales matetika, donc, éviter-na (raha tsy sûr amin'ny antony) ny coktails médicamenteux isan-karazany.
Ny bain de bouche indray (araka ny hevitro) dia lasa ohatran'ny agression supplémentaire indray, au mieux, mandrava tanteraka ny propriétés anti-micobiennes-n'ny rora ka sao hanampy trotraka ny fahavoazana.
Ireto misy azo handramana (expérience zaraina, ireo dokotera afaka manitsy)
- mercurius solubilis 9 ch
- borax 9 ch
- Nitricum acidum 7 ch
3 granules/ prises (alternées !)
Dia aza manam-be (l)(l)(l)

mamz : sali ndry !:-*
11. simplex ( 28/10/2006 10:36)

Dr. Vaika, the return II
A l'affiche, cinema Rex
Pour tt public ;-)

maty ka velona indray, very ka hita indray
tonga soa, miandry an'le expertise :°)
12. kelly13 ( 28/10/2006 10:39)
inn dol reo ry seli? taiza fôna klou enao e???? mba lazao anahako haingana (l)(l)(l)
diso toerana ngamba ty soratako ty fa tsy koi :wink:
13. Vaika ( 28/10/2006 10:43)
Sali Ra-Simp !
Feno an'ilay tena revin'i toi aty aminay fa tongava koa aty e !:-$;-);-);-)
Mot de passe : "Bombaysers de Lille":-*
14. vale ( 28/10/2006 10:43)
kelly13:

hum! manaôna klou ny tsiron'ilay bicarbonate de soude fa sao d mampi waaaakkkkk sanatria e!
trsy ampy torimaso marina ngamba ka! ande hatory za zany zao =))
:lol::lol: ny tsirony aky ohatrin ny boisson gazeuse ireny a, somary masira kely kou, fa tsy ataondry be hoà!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:


15. kitjo ( 28/10/2006 10:43)
marina io tsy fahampiatory io fa io koa mpahazo anah refa ankatoky ny exam
16. Vaika ( 28/10/2006 10:47)
kelly13 : :*
Soft tsara ireo kah ! Bonbons kely be de be (any amin'ny pharmacies) atao ambany lela dia amin'izay be rora tsara :*:*:* dia milamina ny olana rehetra.;-);-);-)
17. kelly13 ( 28/10/2006 11:10)
vaika>lazao fa tsy ampy rora ndray za e????? mdrrrrrrrrrr
18. Vaika ( 28/10/2006 11:31)
kelly13 : :-D:-D:-D bà be rora aza ndry e !:*:*:*
19. vale ( 28/10/2006 11:35)
kitjo:

marina io tsy fahampiatory io fa io koa mpahazo anah refa ankatoky ny exam
tena izay mihintsy izany fa zà koa adala miari-tory manko :):wink:


20. kelly13 ( 28/10/2006 12:09)
za kou alou e, vers 2h du mat fôna vao matory fa laozako mijery series debiles, donky normal ra voan'ny aphte ny tenanay!!! ouinnn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0917