aphte

21. watafon ( 28/10/2006 17:16)
kelly13 :matoa voan'ny apthe enao d midina ny hery fiarovana ao aminao (défesne immunitaire oziz vaika) k io no mila jerena ny antony mahatonga azy aloha fa rehefa hita io d tsy hiverina intsony ny apthes !
22. Fiffi ( 29/10/2006 21:06)
wata: mety hoe havizanana ve akia ny mahatonga an'io ?
23. watafon ( 30/10/2006 07:28)
fiffi: possible mihitsy k ! satria refa vizana d mihena ny hery fiarovana d mipoitra doly ny aretina rehetra avy @ virus matetika !
24. mimich ( 30/10/2006 08:09)
humm!!! mazava, satria za koa dia tratran'io matetika ary misy mihitsy amin'izao fotoan anaoratako izao.
25. watafon ( 30/10/2006 11:24)
hihihi! reraka loatra nanao ballon prisonnier angah njy ? sa passa à 10 ? :-D:-D:-D
26. Fiffi ( 30/10/2006 17:29)
aleo hiany zany tsy hatao zay mahavizaka be raha izany an!
27. vale ( 30/10/2006 17:42)
watafon:

hihihi! reraka loatra nanao ballon prisonnier angah njy ? sa passa à 10 ? :-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D mimich


28. mimich ( 31/10/2006 07:25)
wata>:-D:-D tena mety marina zany fa tam jahady hariva ilay izy no nanomboka henoko ndray.
29. watafon ( 31/10/2006 11:33)
efa niteny anie za e ! hihihi!
fiffi: izany mihitsy akia an ! fa aizakosa moa d hoe tsy hanao reraka mihitsy ! ny reraka b loatra no ratsy k !
30. Fiffi ( 31/10/2006 19:22)
wata: le 10h/j devant ny PC zao tena ...:oops:
31. fijo ( 31/10/2006 23:28)
za koa voan'io matetika,fa tena vizana marina kle
32. Fiffi ( 01/11/2006 07:14)
de malemilemy be ve ? de manavy ve ?
33. watafon ( 03/11/2006 11:18)
tsy manavy kosa aloha fa mahatsiaro reraka ftsn d mipoitra izy io !
ie 10h/j zany kosa alou mila mijery ophtalmo e! :-D:-D
34. Fiffi ( 03/11/2006 20:50)
fa mbola mahita tsara le maso koh ! :-D:-D:-D
35. fijo ( 03/11/2006 22:40)
za indraindray tena manavy ka.sady mifangaro courbature
36. watafon ( 04/11/2006 16:29)
mila mikotrana kely elah zany ! :-D:-D
37. fijo ( 09/11/2006 22:31)
izay tokoa ngamba ka
38. watafon ( 10/11/2006 17:41)
zany mihitsy k
39. fijo ( 10/11/2006 22:03)
ao fa hietsika e
40. watafon ( 13/11/2006 14:20)
mazotoa lesy an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0925