za koa
1. diamondra27
(
28/10/2006 08:26)
:-D:-D
hoy ity olona iray:
za koa mba amoureuse de tsy mahavita na inona na inona fa any aminy foana ny saiko.
Dia te-hahita azy aho,te-hamihina azy etc....
Izany ve ny fisehony rehefa tia?
hoy ity olona iray:
za koa mba amoureuse de tsy mahavita na inona na inona fa any aminy foana ny saiko.
Dia te-hahita azy aho,te-hamihina azy etc....
Izany ve ny fisehony rehefa tia?
novalian'i diamondra27 ny 06/11/2006 10:40
2. diamondra27
(
28/10/2006 08:28)
na aiza na aiza hono alehan'io olona io de ohatran'ny manaraka azy foana sy azony sary antsaina ilay olontiany.
3. vale
(
28/10/2006 09:02)
:lol::lol: diam, le sipa ndray ve no hamihina:°)drôle be koa izy izany,hihihih:^):^), amoureuse izy izany koa!!:wink:
4. fasaly
(
28/10/2006 09:05)
ié toa zay ny fisehony alou raha amiko fa mba mahavita zavatra betsaka iany alou fa ny saina no manidina any ihany:wink:
7. fasaly
(
28/10/2006 09:31)
diamondra: marina io ka! fa lay hoe tsy mahavita nin tsy marina hihhihi!:lol: ny ahy vao maika aza mi passer toy ny tsy teo ny fotoana mandrevy sady miasa:-D:-D:-D:-D
8. diamondra27
(
28/10/2006 10:01)
fasaly:de io zany no tonga @ fitenenana lhe oe: "il me hante partout où je vais":-P
vale,fasaly: manidina ahoana le saina
vale,fasaly: manidina ahoana le saina
9. Fiffi
(
28/10/2006 10:26)
tsy hoe manidina le saina fa lasa lavitra ! ny imagin'le olon-tiana manaraka anao hatraiza hatraiza ! ny hitako mahatsara an'io de mba tsy hahazahoana fakam-panahy satria efa manana ny olon-tianao enao ! tsara le amoureuse an! hummmm :)
11. vale
(
28/10/2006 10:32)
diamondra27:diam: hay ve e, ka za manao ara bakiteny be de...:lol::lol::oops::wink:
vale: ka mety hoe: samy hifamihina ry zareo ange e!
fasaly:de marina ihany zany io
12. xxx
(
28/10/2006 10:35)
fasaly:ha ha, le mamihina ve:idea: izany ve tsy ohatra ny hoe avy aty ry zanako fa ela izay tsy nahitako anao izay:-P :-D:-D:-D:-D:wink:
ié toa zay ny fisehony alou raha amiko fa mba mahavita zavatra betsaka iany alou fa ny saina no manidina any ihany:wink:
14. fasaly
(
28/10/2006 11:17)
xxx: fangah mandrevy mamihina ihany fa mifamihina de hafa kou!:-P
diamondra: manidina = mandrevy, lasa saina, manofinofy:wink:
diamondra: manidina = mandrevy, lasa saina, manofinofy:wink:
16. malalatinasoa
(
28/10/2006 15:59)
de satry foana ahita azy, aheno ny feony, ahafantatra izay ataony....(l)(l)
17. Aino
(
28/10/2006 17:51)
:}:}(l)(l)
de raha lavitra azy na tsy afaka hamihina azy de hy:snif: ve sa inn no atao? mandembonembona fotsony dia mandefa vinany manonofy atoandro hoe amihina azy;)
de raha lavitra azy na tsy afaka hamihina azy de hy:snif: ve sa inn no atao? mandembonembona fotsony dia mandefa vinany manonofy atoandro hoe amihina azy;)
18. diamondra27
(
28/10/2006 18:05)
tena tsara tokoa zany amoureuse 'zany ry zareo an!
de raha tsy mandeha @izay laoniny ny zavatra atao de ahoana?
vale: tsy maninona akia fa tsy ary mitovy fijery daholo isika a!
fiffi: ie na aiza na aiza hono de toa le olona foana no hitany koa sy eritreretiny. Tsy manana chance mihitsy zany ze mba te-hiditra @io fotoana io an.Sa mety atao liste d'attente?
vale: tena lasa lavitra be mitsy akia a:wink:
xxx: le mamihina zany tena vrai ka , tsy te-hiala eo aminy mitsy hoe
fasaly : io indrindra no dikany
manidina= mandrevy, lasa saina,nofinofy
fiffi: ndry koa tena mahay azy tsara mihitsy @ le émoticones an
Aino: refa lavitra izy de eritreritra fotsiny zany sisa raha tsy zany de le nounours iny ni fihinindry

20. Fiffi
(
29/10/2006 07:19)
diamondra27:tena tsy misy chance zany ary tsy hasiana liste d'attente zany ! raha zah aloha io an! rehefa tiako de tiako de hummmmm:)
Tsy manana chance mihitsy zany ze mba te-hiditra @io fotoana io an.Sa mety atao liste d'attente?

de zao no manjo rehefa amoureuse ! manaraka foana eh ! :)