pratique anti démocratique

1. vetsoko ( 27/10/2006 15:58)
Que concocte le pouvoir en interdisant les meetings en plein air pendant la campagne électorale pour la présidentielle du 3 décembre ? La nouvelle réglementation soulève des réactions, voire des contestations dans la classe politique, surtout dans les états-majors des candidats
les autres candidats n'ont pas accés au TVM et RNM,qui,ces derniers,les seules chaines qui recouvrent tout le territoire national
D ahoana indray ny hevitr'isika @ io?????
Sur aloha fa mbola hisy ahita indray eto hoe mety foana izany na dia politika sy demokrasia aza no resahina
novalian'i nororavel ny 02/11/2006 10:55
2. kitjo ( 27/10/2006 17:28)
ataovy teny gasy k!
tsy hainay zany
3. xxx ( 27/10/2006 17:48)
tena ataovy teny gasy marina , ny olo eto tsy hari- manampahaizana daholo ...fa mety mazava saina...tandremo sô tezitra ry vetsoko an !
na tandremo vetsoko tezitra an ! miaraka foana ireo sady mitovy hevitra foana no mifanohana foana !
tsaratsara raha manana zenith sy Bercy ny gasy ...hanaovana azy . cool:lol:
4. kitjo ( 27/10/2006 18:35)
xxx> refa oe tsy mahay teny frantsay ange tsy hoe ts manam-pahaizana e

ngah teny faran'tsy hay iany no fahaizana ry tony?
5. xxx ( 27/10/2006 19:30)
kitjo tsy blem zany na teny swahili aza ....fa mba hitenenana an-dry jeneraly( tezitra na vetsoko) hoe : ny gasy anie mazava saina é :wink:
tsy amidy... ary tsy hatakalo cool:lol:
6. fijo ( 27/10/2006 23:37)
adikako teny gasy ary hoan'ny rehetra.
nikoraka ny antoko mpanohitra rehetra,fa matahotra ny tsy ahavita propa,ka matahotra ny tsy holany,nefa lany vola.
7. kolokanto ( 28/10/2006 03:11)
Fa inona marina moa araka ny hevitsika izany atao hoe democrasia izany??? Sa rehefa hoe tany demokratika dia ny mponina ao anatiny afaka manana fahalalahana tsisy fetra fa manao izay tiany atao?? Ary raha ny fahalalako dia mbola tsy ao anaty fampielezan-kevitra isika izao, de misy sahady ny sasany sahy milaza hoe tsy mahazo ny fampielezam-peo nationaly ny kandidà avy @ mpanohitra. Aza manao ambolony loatra ny voalazan'ny gazety fa sao dia voa mafy eo ianao vetsoko!!!!
8. besoiiin ( 28/10/2006 06:42)
vetsoko> diso lalana ny vetsonla e!:D
9. kitjo ( 28/10/2006 10:03)
fijo> ny adalany!

Tsy mampalahelo akory fa raha misaina tsy tokony nirotsaka akory efa fantatra izao fa tsy ho lany
10. gasytsara ( 28/10/2006 12:38)
Refa niady t@ ndradidy de demokrasia no anaran'reny firotsahana andalambe rehetra reny
Fa refa ra8 no mitondra dia manaiky daholo isika fa tsy nety le natao ireny??
Hita eto fa hoe izay manambola ihany no ho lany president, lalàn'ny be vola ny fiainana

O ry reto diniho tsara ty làlana izoran'firenen 'ity e
Aiza intsony ny hoe "au même pied d'égalité" ny rehetra.

Raha mitohy izao de hovidian'ny mpanambola ity nosintsika ity, fa tsika vahoana vendrana daholo, sady natao hilentika amin'ny habadoana hatrany...

Efa mba nianatr isika t@ 2e republika hoe antsika ny fahefana @ alalan'ny fanehoankevitra sy ny fifidianana, dia izao hihemotra indray, ...

Raha izaho aloha dia aleoko tsy milalao fa efa hita fa miangatra ny mpitsara...ny ho tohin'izao no atahorako.
11. lagoon ( 28/10/2006 12:43)
"Quand un candidat se présente à une élection, il compte gagner. Mais il faut également qu'il se prépare à une défaite et éviter de dire dès maintenant qu'il y a une fraude", a rappellé Benoît Girardin. "Je lance un appel aux partis politiques pour qu'ils prennent leur responsabilité", a-t-il continué.

Io no hafatra avy @ ry zalahy Suisse.Misy fahamarinana mihintsy io voateny io.
12. vetsoko ( 28/10/2006 14:41)
raisiko le tenin'i kitjo hoe tena ANGAMBA tsynisy nahazo le sujet ,na marina ,tout simplement,raisiko ho ahy ny fahadisoana nanao an'ilay izy t@ teny vahiny
Miala tsiny ry zareo a!
13. kitjo ( 28/10/2006 15:35)
somary velabelaro kely @ teny gasy aza ny tianao ambara e!

gasytsara> na societe aiza na societe inona aloha misy classe sociale bdb ary misy koa ny hierarchie isan-tsokajiny ka tsy haiko oe "meme pied d'egalite" ahoana ny tianao lazaina?

Sady tsy monotone b v zany?

Ny manana tokony hitady zavatra tsara2 koakoa ny tsy manana tokony hiezaka mba hanana sa?

tsy bado zany tsony ny vahoaka fa aza matahotra k!
14. besoiiin ( 28/10/2006 15:43)
kitjo> marinzany=D=D adinondry ny iray farany izay tsy manana ka tsy miezaka dia izay kely ananany ao aza mbola ho lasan'ny sasany...:-D:-D
15. kitjo ( 28/10/2006 15:53)
haha

le miandry miracle mon ami marina adino!
16. rabaradaka ( 29/10/2006 07:57)
La démocratie (aleo atao teny gasy) eto Gasikara dia demokrasian'ny mpiady an-tsena : zay be vava sy mafy feo no tompony. Fa tandremo fa raha ry Herizo na ry dadatoa Hasina na ry Mpiandry Lahiniriko no ho eo dia vao mainka ho demokrasian'ny mpifandrafy no ho eo. Aza hitako marina, mba e !
17. akama2006 ( 30/10/2006 09:46)
demokratsia malagasy dia demokrasia ny mpiandry omby sy ny mpivarotra ananana,tsy ny fanontaniana apetrakao no valiana fa izay tiany asesika aminao ihany!

ohatra: :oops:mijaly ny vahoaka!
valiny:°):tena efa mandroso madagasikara!
:oops:tokony atao mitovy sy arovana ny orinasa malagasy
valiny:°):midira Tim fa ao no misy ny fandrosoana,tim fanabeazana sa timfitsaboana....

sns....
18. vetsoko ( 30/10/2006 15:48)
izay indrindra anie ry akama e!tsy misy mamaly le koziko fa zavatra hafa mihintsy no alefan-dry leirony dia lany andro be za,sady ry zalahy dia mitovy hevitra foana an!
19. nororavel ( 02/11/2006 10:55)
Tena tsy mety ny ataon'ny pouvoir va izany tsy démocratie velively dia ahaoana no anaovana propangandy lany ho azy ravalo:twisted:
izany no tonga @ dictature
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1509