Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
01/11/2006 01:08)
Fanambadiana
Mba toroy hevitra ry reto @ ty resaka fanambadiana ty a! Tena ilaina ve ny fanaovana fiofanana miaraka @ mopera na pasitera alohan'ny hanaovana mariazy?
Inona ny tombontsoa azo ary mety ho inona ny v...
suite
répondu par andry08 le 09/11/2006 12:21
Aino
(
31/10/2006 14:48)
fa maninona hono?
Nisy nanotany aho izany manao hoe!!
izaho dia lasa saina faona fa maninona aza no mampijaly ny fitiavana!!
de tsy haiko ny valiny....
suite
répondu par cutie le 12/11/2006 21:04
tezitra
(
31/10/2006 13:38)
prix du petrole , R8 responsable ?
ny vidin'ny petrole :
(prix du baril x taux vola gasy)
A) cas baril 65 $ Août 2006 :
1) 1 $ = 13000 fmg ( base 2006)
prix prix petrole = 65 x 13 000 f = 845 000 f (prix d'achat sans taxe)...
suite
répondu par fijo le 10/11/2006 22:46
barry
(
31/10/2006 13:14)
mila toro hevitra
zaho dia manajanaka 2ans ka depuis sa naissances izy dia mifoha faona @ alina 5fois ou 6fois dia mitomany otran'ny misy crise de ner be zany faona ;ny toromasony raha atambatra @ andro alina iray dia ...
suite
répondu par kitjo le 15/11/2006 17:33
akama2006
(
31/10/2006 10:07)
inona no zavabitandra8 vokatry ny fahaiza mitantana
ho any mpomba any ra8 dia betsaka ny zavtra vita ary tsy misy toa izany!ka mangataka azy ireo mba hilaza eto ny zavbita BE izany,ary vokatry ny fahaizana mitantana!
misaotra anareo mialoha!...
suite
répondu par akama2006 le 12/11/2006 10:06
tslem
(
31/10/2006 08:47)
mpanotra
Nisy dinika efa ela be izay tato momba ny hoe otra ve mampiteraka tokoa ho an'ireo izay tsy niteraka,marina izany ,tsy hanao dokam-barotra aho fa ireto misy mpanotra atoroko anareo izay mila izany:mam...
suite
répondu par rakotondrabary.mbola le 11/09/2017 08:23
Fiffi
(
31/10/2006 07:15)
DECES DE RATSIRAKA ETIENNE.
DECES DE RATSIRAKA ETIENNE. Le grand frère de l’ancien président de la République est décédé à Paris dimanche à minuit. Didier Ratsiraka sera-t-il présent aux obsèques ?
Arrivée de la dÃ...
suite
répondu par Fiffi le 16/11/2006 10:42
xxx
(
31/10/2006 07:09)
Nazislamisme: France vs Ozie
http://www.france-echos.com/actualite.php?cle=10638...
suite
répondu par boubounezy le 01/11/2006 22:45
ravatorano
(
31/10/2006 06:48)
festival rock beautiful eo antsahamanitra ny 05/11/2006
Dia hiseho antsehatra faraparany indray izao zany ny taraika tselatra amin izao fandalovany eto Dago izao.Nampitondraina ny lohahevitra hoe festival rock beautiful ilay hetsika izay atao ny 05/11/06 a...
suite
répondu par ravatorano le 10/11/2006 09:53
lemenakely
(
30/10/2006 20:51)
SATYA OBLET mahavoa kosa aloha i leiry eh!...
Asa izay mahalà la ity mannequin frantsay izay teratany indien ity.Ankizy nirenireny tao PONDICHERRY izy ity no natsangana frantsay mivady ary dia lasa mannequin no mpanamory fiaramanidina ihany koa.I...
suite
répondu par vale le 04/11/2006 16:55
Aino
(
30/10/2006 20:19)
faly
mirana ny fo, ravo ny saina fa niverina ilay nilaina!!
dia faly be indray aho mahita any akamatiana ao @sary mino aho fa hiverina tahaka ny teo aloha.
tahaka ny ry stil FanjaTiana etc..:D...
suite
répondu par Fiffi le 02/12/2006 14:46
xxx
(
30/10/2006 18:39)
TSY AZO ITOKISANA INTSONY NY SIPA ANKEHITRINY...
Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny indrindra eto @ tanà na (DAGO) dia mahalasa saina ihany ny sipa ankehitriny fa miodina atsy miodina aroa ny fiainana sarotra ve no mahatonga an'izany sa in...
suite
répondu par batita le 13/01/2007 10:30
Ruby
(
30/10/2006 17:46)
saika namana taloha no tadiavina
Izaho ihany koa dia mitady bandy izay efa ho valotaona lasa izay.(aza mihomehy an, sao dia mba namana eto izy, iza no mahalala?)
Tao amin ny CITE ambohijatovo no nahitako anao voalohany fa nanao expo...
suite
répondu par ninih le 10/11/2006 13:26
rvoulah
(
30/10/2006 16:54)
Namana tsy foy
Ato amin'ny antson'ny fo no apetrako ilay hafatra satria mitady namako iray tena tsy foiko izay aho.
Ka sao dia mba misy mahalala azy amintsika namana ato amin'ny serasera indrindra ny avy any bira.
...
suite
répondu par rvoulah le 10/11/2006 13:53
bosista
(
30/10/2006 16:40)
mitady tononkira!
manao ahoana daoly!
mba mitady tononkiran ny asco music ilay mitondra titre we tsy himpoly raha mba misy mahafantatra o!
de misaotra mialoha!...
suite
répondu par Fiffi le 30/10/2006 17:15
xxx
(
30/10/2006 16:31)
mbola aiza 'zany e!
Aza marary fo fa resa-birtoaly daholo io e, te hanao amiko eo ka zao ve hoe owa owa owa! :-P...
suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 06:42
Tenio
(
30/10/2006 15:58)
lalana sy lalà na
Nivory hono ny biby rehetra indray andro ka izao ny tatitra momba ny fivoriana.
Ny toerana dia teny Ankadilalana
Ny foza no tonga aloha satria nanao lala-mpoza
Ny sokatra dia tara be satria niala...
suite
répondu par pissoa le 02/11/2006 05:59
jobala
(
30/10/2006 15:29)
Hafa 'ndray
Hono ho ah! nareo v efa mbô nadinika ny anjara sy lahatra? hotrany mampitogaigy ihany le iz satria raha anjaran'ny olona roa tokoa ary ny ho mpivady [b]([i]izany hoe voatendrin'andriamamnitra io an[/...
suite
répondu par jobala le 02/11/2006 15:28
toavina
(
30/10/2006 14:55)
Mariazy-n'i njakatiana
Mba mila ny tononkiran'ny Mariazy-n'i njakatiana e! Misaotra mialoha...
suite
répondu par Fiffi le 31/10/2006 06:46
Glouces
(
30/10/2006 14:34)
Marary ny foko tsy hita izay atao
Miarahaba anareo ny tenako.
Tovovavy kely malagasy mipetraka aty ivelany aty aho miaraka amin'ilay lehilahy anglisy ho vadiko afaka 5volana. Amin'izao fotoana izao anefa dia tonga ny olana. Izahay ...
suite
répondu par sasa le 08/11/2006 05:05
