Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
nororavel ( 03/11/2006 08:19)
Fifidianana Tsy hi-démissionner eo mihitsy Ravalomanana.
Ny constitution sy ny lalàna tsy hatahoran'ny fitondrana ankehitriny izany ampahafirin'ny ataon'ny akaman-dra8 deputé TIM anefa izany fanaovana didin'ny be sandry izany tsy misy lalàna intsony any... suite
répondu par fijo le 08/11/2006 23:12
tianne ( 03/11/2006 08:17)
tononkira
mba mila ny tonon'ilay kilalao, MAMBEAU natao tany IMERITSIATOSIKA tamin'ny alahady re raha mba misy mahay e,(tafika diosezy tana) misaotra betsaka... suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 18:43
sasa ( 03/11/2006 05:07)
Ahoana ny hevitrareo
Nisy bandy niaraka tamiko izay 5ans izahay no niaraka, izany hoe nanomboka tam za 17ans no niaraka izahay, mbola nibosy tamzany, vao afaka bacc za nonomboka miaraka izahay,tamza feno 20ans nefa d nila... suite
répondu par colar le 21/11/2006 23:54
MTN ( 03/11/2006 01:57)
mpihira malaza
Iza ndray kay zao ry reto no mpihira malagasy malaza? Raha mety dia mba atoroy ahy ny rohe mankany hoe eh... suite
répondu par ninih le 08/11/2006 11:50
MTN ( 03/11/2006 01:47)
bds 2006
sao dia mahita krakina borland developer studio 2006 ianareo? :}... suite
répondu par MTN le 05/11/2006 20:37
dailynews ( 02/11/2006 23:37)
sary tsy azo adika
hono hoa, mba variana kely fotsiny aho. raha mandoa vola be tahaka izao izay tratra mandika sary eto, dia mba ahoana kosa moa ireo olona izay hapetraky ry zareo eto ny sariny raha izany, sa tsy mani... suite
répondu par Fiffi le 06/11/2006 18:36
kolokanto ( 02/11/2006 22:49)
Ny fitenenan-dratsy olona ve no mety hahalany ho filoha anao
Pasitera Jules Randrianjoary Harodana ny mandan'i Satana « Raha ny fandrodanana ny mandan'i Jeriko no nalaza nandritra ny taona 91 fony nanongana ny Amiraly Ratsiraka ny mpanohitra teto Madag... suite
répondu par fijo le 08/11/2006 23:20
salmo ( 02/11/2006 22:29)
Fialonany vhv samy vhv
Tsy marina ve? Ny sipa rehefa mahita ny kôfiny eo akaikiny sipa tsaratsara bika sy be endrika. Oups, mety eo ihany de torana :-D:-D ... suite
répondu par Fiffi le 24/11/2006 21:02
infinity ( 02/11/2006 21:29)
Entretien d'embauche
Nisy olona 3 voaantso hiatrika fanadinana hidirana miasa (entretien d'embauche) tamina orinasa iray tany Angleterre. Tonga teo @ taranja ANGLAIS, dia hoy ilay mpanadina:" manaova fehezan-teny iray ha... suite
répondu par AndryGTI le 13/11/2006 09:37
lemenakely ( 02/11/2006 19:03)
LOLO VOKATRA ! efa nisy nahita ve?
LOLO VOKATRA io dia ny @ faritra atsimo any no tena misy azy.Ny tenanay moa tsy mbola nahita fa dia feo tetsy sy teroa no heno fa dia misy tokoa izy ity.Raha ny feo heno dia olona efa maty izy ireo f... suite
répondu par belaza le 09/11/2006 08:52
xxx ( 02/11/2006 18:49)
DIEGO sy NOSY BE tsy tia merina!
Dia tsy nino moa aho taloha fa sendra nanao vacance t@ herintaona dia nahita sy nahatsapa tokoa teo an-tsena fa tena tsy tia merina loatra ry zareo ao DIEGO sy NOSY -BE ao asa inona no antony?... suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 09:14
xxx ( 02/11/2006 17:54)
Afaka hitondra firenena ve ny pasitera?
Amin'izao fotoana fifidianana izao dia tafiditra an'isany mandray anjara amin'ny firotsahana hirotsaka ho fidiana ny pasitera.Nisy boky nosoratan'i nenilava fa amin'ny andro farany dia an'isany ho voa... suite
répondu par prime le 28/11/2006 12:10
khaina ( 02/11/2006 17:39)
iza marina i voary?(parhson)
za mba ilazao ny mombamomban'i Voary lay miaraka amin'i Parhson.Raha misy sariny na hoe biographie tsotsotra fotsiny dia efa ampy.Aiza izy no mipetraka firy taona aiza no mianatra na miasa inony i Par... suite
répondu par ninih le 06/11/2006 14:01
rakaroka ( 02/11/2006 17:27)
Mamela ahy hiresaka an' i Amma
Eto amin'ny takelaka fivavahana sy finoana isika! fiheverako tokony ho "sommet" tokony resahina eto tsy i Jesoa ihany na Bouddha, sns... Fa misy an'i "Amma" koa! Fa maninona no i Amma? Satria ny t... suite
répondu par prime le 13/12/2006 10:44
fasaly ( 02/11/2006 17:17)
I dadanay no tena rapida!
Raha niresaka nifamaly izy telo lahy kely tamin'ny fotoana fakan-drivotra tany antsekoly... hoe: ny dadanay letia no tena rapida indrindra eto ambonin'ny tany a! dia hoy ilay: -zazalahy voalohany:... suite
répondu par fasaly le 08/11/2006 11:15
vetsoko ( 02/11/2006 16:29)
propagandy
tokony hitovy zo daholo ny candidats rehetra mandritry ny fampielezan-kevitra:sady ara-dalàna izany no rariny no demokratika tanteraka ... suite
répondu par fijo le 10/11/2006 22:40
oliviero ( 02/11/2006 16:22)
tononkira
salut daholo!!! naika mba hangataka tonokira an'i fitavana marina raha mba azo atao.misaotra mialoha... suite
répondu par ninih le 06/11/2006 14:50
Fiffi ( 02/11/2006 16:04)
« Fotsy, mena, maitso ».
« Fotsy, mena, maitso ». Ces trois couleurs du drapeau national seront bientôt arborées par les écoliers malgaches. Les uniformes, - robe pour les filles ; pantalon et chemise pour les garçon... suite
répondu par Fiffi le 16/11/2006 10:41
matrixone ( 02/11/2006 15:39)
Zo no ataoko anaranao
Iza no mahatadidy an'ity Tononkalo ity (an'i Rado angamba izy io raha tsy diso aho) : Zo Zo no ataoko anaranao Na ho lahy ianao na ho vavy Ry sombin'aiko ato am-bohoka ... Zo lalaina sy andria... suite
répondu par neo16 le 17/04/2016 12:04
matrixone ( 02/11/2006 15:31)
Tononkira havadika teny vahiny
Sao dia mba misy afaka manampy ianareo : tiako havadika teny Frantsay ilay hiran'i Bessa sy Lola, "Tojo anao" Tsy hoe tonony azo hiraina fa dikanteny natao mba hahazoan'ny vahiny ny votoatin'io hira ... suite
répondu par Fiffi le 07/11/2006 17:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1363