DIEGO sy NOSY BE tsy tia merina!

1. xxx ( 02/11/2006 18:49)
Dia tsy nino moa aho taloha fa sendra nanao vacance t@ herintaona dia nahita sy nahatsapa tokoa teo an-tsena fa tena tsy tia merina loatra ry zareo ao DIEGO sy NOSY -BE ao asa inona no antony?
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 09:14
2. cutie ( 02/11/2006 19:23)
ka ny merina hono lazain-dry zareo fa andevo koa , nefa ry zareo no andevo taloha, de navadiky ry zareo fotsiny taty aoriana.
3. Fiffi ( 02/11/2006 19:57)
xxx:
Dia tsy nino moa aho taloha fa sendra nanao vacance t@ herintaona dia nahita sy nahatsapa tokoa teo an-tsena fa tena tsy tia merina loatra ry zareo ao DIEGO sy NOSY -BE ao asa inona no antony?
Raha izany de inona no zavatra nataony anao alohan'ny hilazanao hoe tsy tia Merina ry zareo ?
Efa nisy dinika momba an'io manko teto ary nilaza ny namana zay nandalo tany diego tany hoe io de arakarakin'ny fandraisanao ny olona hiany ! Mihavonavona enao ? de ....mitsikitsiky enao ? de...


4. fasaly ( 02/11/2006 19:57)
:roll::roll::roll:tena sampona mitsy lay malagasy raha izany!:?
5. Fiffi ( 02/11/2006 19:59)
i soanja zao afaka mamaly tsara an'ity satria tadidiko tsara le témoignage nataony teto momba an'io !
6. kelly13 ( 02/11/2006 21:47)
matetika hono rehefa olona any @ la côte d tsy tia ny olona avy ao andrenivohitra e, satria hono malaza ho fetsy ratsy sy intelligent lôtra! asa re ze fahamarinany fa amiko refa malagasy d 1 iany fa tsisy ho i anona côtier na i anona merina etc...

nefa indrisy fa any @tsika no tena ahitana ny racisme na d entre samy isika malagasy aza!

mais bon, fiainana dol zany e
7. Fiffi ( 02/11/2006 22:04)
an3 ! ny zavatra henoko hoa de ny hoe raha mahay mitsiky enao de tsikiany koh ! raha somary miavona tondé raisiny ratsy be de sao de zay no nahatonga an'le izy ?
8. dailynews ( 02/11/2006 22:29)
indrisy.... marina io.
9. diamondra27 ( 02/11/2006 22:49)
ka nareo bôka tsy avy any aminjareo akany de tsy tiany
nareo ambaniandro io koa bôka migeste loatra sy mipoerapoera
10. cutie ( 02/11/2006 23:36)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. Fiffi ( 02/11/2006 23:39)
:roll:
12. patrick2002 ( 03/11/2006 03:21)
diamondra27:

ka nareo bôka tsy avy any aminjareo akany de tsy tiany
nareo ambaniandro io koa bôka migeste loatra sy mipoerapoera


tsy haiko raha volanonao ,mbetika cocote minute ,mbetika rice cooker ah! :-D:-D:-D
13. patrick2002 ( 03/11/2006 03:46)
Ka io amiko ,culture samy manana ny azy eh!
tsy misy tsy tia izany ,samy manana ny culture-ny ,ny olona araky ny fihaviany ,hiteny anao fotsiny izao fa any diego ,rehefa mandeha boite de nuit ianao ka mahavidy labiera ,ka misy olona tsy misotro eo akaiky nao ,dia tsy maintsy mizara @ iny olona iny ianao, aiza ianao ao antananarivo no anao an'izany ,ao iarivo ny culture ao rehefa tsy manana vola hividianana labiera ianao mijanona any hatranonao ,ianao indray no hataon'olona firesaka tsy mi-consomme any @ boite.
Ny tiako hotenenina dia izao ,Ny fombany diego dia lavie na donia na revy ,dia accsessible pour tous le monde ,tsy ankanavaka saranga, fa ny ao iarivo saranga ambony ihany no afaka mirevy ,fa rehefa te hirevy hataovy aloha izay hananana.
Eo izao dia tsy mitovy ilay culture samy manana ny azy,ary samy manana ny mahaizy azy tsy misy ambony tsy misy ambany .Ny any merina izao dia ny revy tsy priorité fa miary aloha rehefa manana ianao dia mirevy. Ny any antakarana tsy izay fa tous le monde ont le droit de faire la vie ,ka raha misy hatoraka ianao aza jerena fotsiny ny afa.
mbola misy azo ambara ohatra rehefa mikoty sipa :ny antakarana ny bandy tonga dia miteny mihintsy hoe vitako caprice nao ,fa zao ko anie nga be vola eh! tsy haiko raha mampiolana anao .Na ny sipa mihintsy tonga dia miteny hoe vitanao izao ,miaraka isika raha d'accord ianao .
Ao iarivo tsy izany mihintsy ny fomba fikotina sipa ,mila miolana kely aloha ,manao galant sns.
Ka io rehefa te hi s'integre ianao dia tsy maintsy manaraka ny fombany ,rehefa tsy izany ,dia tsy hitako ny mahasosotra hanao fa mangalahy ny coin nao,
ary aoka tsy hatao ny fitsarana hoe ny foko izao andevo na ny foko izao andrina ,samy manana ny andevony ,sy ny andrina notompoiny ny foko rehetra ,tsy ny merina rehetra akory dia andrina daholo fa misy merina andevo ,ary tsy ny antakarana rehetra akory no andevo fa misy ny antakarana andrina .
14. prime ( 03/11/2006 10:41)
xxx> misy io, indrisy tokoa hoy daily... ny tantara no fototra niaingany...
15. booboo ( 03/11/2006 10:53)
xxx > zany ve ? tsy nahatsapa an'izany indray zà t@ tany nefany. Ny tsikaritro fotsiny dia zareo mahitsy fiteny dé matetika raisin'ny hafa hoe tsy tia na masiaka et tout et tout. Ny ambaniandro manko miolankolana zay rehefa hilaza raha ...culture araka tenin'i Patrick2002
16. belaza ( 03/11/2006 12:46)
tena marina mihintsy io voalazanao io ry xxx a! tsy tia merina avy hatrany ry zareo vao mijery fotsiny, vao mahita ny volonao tsotra izy dia efa romotra. tena tsampako ary niainako izany teny ankatso, tena mahasahy manao esoteny imaso2 eo ry zareo, ary misy aza tena mihatsy ady mihitsy; ny antony zany hono dia vokatriny nataony mpanjaka taloha e, toa hoe namidind-radamaII taminy frantsay hono ny faritany avaratra rehetra iny, ka izany no maha tsy maty voalavo ankibo andrizareo hatramizao (hono an)
17. diamondra27 ( 03/11/2006 17:41)
patrick20002::-D:-D:-D
tsy hainô ra vilaniko zao?

:-*
18. Fiffi ( 03/11/2006 21:01)
belaza: hono ........
19. kala ( 04/11/2006 09:59)
fa maninona moa no hoe Diégo sy Nosy be fa tsy soratana daholo ny toerana any @ côte rehetra???? :roll::roll::roll::roll::roll:

efa mba mpandehandeha ihany ny tena fa rehetra mahay mandray olona enao tsy misy blèm zany.:D tena marina io an!

belaza > ny traikefa hitanao tsy ampy raha ny fiaraha-monina miaraka amin'ireo côtier teny Ankatso fotsiny. Azafady raha miteny izany aho!mila mandeha any amin'ireny toerana ireny mihitsy mahita izy.:-*:-*:-*

gaga ve nareo raha lazaiko hoe "zà" côtière fa saingy sady tsy misy amiko ny racisme no tsy raciste rahateo mazava hoazy. :wink:




20. Zina ( 05/11/2006 04:24)
za dia mpandeha tany tamatave fa tsy nisy an;izany aloha tany e... miaraka miresaka be zahay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7695