DIEGO sy NOSY BE tsy tia merina!
83. Fiffi
(
29/11/2006 15:44)
prime:
Mifankatiava hiany
Raha mbola velon'aina
Tsy misy toy izany
No mampifaly saina.......:)
Mifankatiava hiany
Raha mbola velon'aina
Tsy misy toy izany
No mampifaly saina.......:)
84. soanja
(
29/11/2006 23:59)
Fiffi:
soanja: ity ....
Io no antsoina hoe Manga Toambato. Matsiro be tokoa io an. Any Nosy Varika koa feno azy.
85. kala
(
30/11/2006 07:18)
Fiffi:
prime:
Mifankatiava hiany
Raha mbola velon'aina
Tsy misy toy izany
No mampifaly saina.......:)
milay hoa le miaraka @ toi, raha misy ny fanomezana prix nobel eto amin'ny serasera dia azoko antoka aloha ny hahazoanao azy :-*:-*:-*:-*
soanja > mamy be mihitsy io manga io. Mitelin-drora zà eto ampitoerana mijery le sary
mbola hihaona ê!
na merina na côtier, samia mifankatia fa samy malagasy. Aza laniana amin'ny fifanenjehana ny fiainana. Rester cool & zen :oops::oops:
86. soanja
(
01/12/2006 12:41)
Kala o, mbola hihoana ve ianao sy ilay manga? Refa mahita azy ianao de mba tsarovy zah.
87. simplex
(
01/12/2006 13:57)
xxx:
Dia tsy nino moa aho taloha fa sendra nanao vacance t@ herintaona dia nahita sy nahatsapa tokoa teo an-tsena fa tena tsy tia merina loatra ry zareo ao DIEGO sy NOSY -BE ao asa inona no antony?
Le izy kosa aloha ry xxx tsy voatery hitsiky sy hanao tsara fanah be aminao doly ny ol eny an-tsena, satria hoe merina enao. Na ao Tana aza enao nga mitsiky aminao doly ny olona retra eny an-tsena?
Ra hanao vacance aloha tsy hitako loatra ny hankarariana loha @ resaka eny an-tsena ee.
Nisy cousin-ako nanao stage tany Diego, ny mpianatra medecine moa le misy manao stage 6 mois any ivelany Tana, d tany Diego (province 1 manontolo fa tsy Diego renivohitra fotsiny) izy no nande. Bon, ny dadanaivonay koa efa tany no nande ary efa somary fantany ny toe-tany tany. Ny nontantarainy d hoe en general ozy refa miezaka ny mi-s'integre enao. Zany hoe tsy miavonavona, manao ny fomban'ny olona, mande @ fandehan'ny olona ary tsy mitokana irery (se marginaliser) d tsy misy olana mintsy. Ny olona sasany ozy ary manatitra cadeau mintsy refa sitrana tsara izy. Tena mafinaritra eeee. Izy moa izany le mifandray b @ olona @ asany sns d lasa raisin'ny olona ohatry ny zana-tany.
Na izany na tsy izany nefa ozy d misy toerana tena tsy azony naleha mintsy.
Io zany le resaka RadamaI, sy ny lonilony taty ao aoriana ny fanjanahatany.
Nisy fotoana tenenin'ny olona (sefony sy olom-pantatra) hoe aza mivoaka ao fa mety vita aty enao sy ohatr'zany. Io ndray tena resaka firazanana mintsy fa tsy hoe ny maha merina fotsiny.
Ny tena tiako hahatongavana d hoe refa Dago d Dago e. Tsy asiana Atsimo sy avaratra zany. Raha tsy mijanona ela enao (manao vacance) mba sokafy ny saina ary aza miahiahy fa ataovy toy eo an-tanana ihany, gasy doly io fa tsisy hoe zao na zao.
Ra maharitra kosa anefa noho ny tantara sy forongony taty aoriana d mitandrema ihany @ asiana ny tongotra, indrindrandrindra any @ le tany ambanivohitra be ireny... D tandremo ny fomba mamoafady. Tsy haiko na marina na tsia fa aleo mitandrina ihany ny miaraka @ sipakely zana-tany. Misy miteny hoe tsy tafody tsony ony, honohono io an.
Ny ankamaroan'ny tanan-dehibe rehetra eto Madagasikara d misy merina (sy karana na sinoa) doly, afaka miara miaina tsara isika ra izany no jerena. Moa refa tena tsy afaka ny hifangaro @ olona moa enao d any Majunga mande na Tamatave na Ford-Dauphin, Tulear... Dago anie midadasika eee.
Samy gasy doly isika rehetra eeeeeeeeeeee :-*:-*
89. miraymel
(
26/11/2007 09:14)
toamasina ko hono, milahatra ao aorian'i diego
fianarantsoa ny fahatelo, hihi
:lol: tsy izy rehetra kosa e, fa ny ankamaroany
fianarantsoa ny fahatelo, hihi
:lol: tsy izy rehetra kosa e, fa ny ankamaroany