DIEGO sy NOSY BE tsy tia merina!
41. rabaradaka
(
09/11/2006 11:33)
Ahitsio kely ny fisainana fa izany no mampiady foko. Matoa tsy tia merina ny any an'indrana dia ny merina no miseo milay sy manambanimbany azy ireo. Zaho zao nitety an'i Madagasikara mbola tsy voahilikilika na indray maka aza. Nymerina mihitsy no mpiatsaravelatsihy sy raciste
42. Fiffi
(
09/11/2006 16:46)
rabaradaka:O! ry rabaradaka aaahhhhh !!! enao miseo milaza hoe Ahitsiho kely ny fisainana fa izany no mampiady foko ??? nefa mba nodinihinao ve ity fitsaranao ny Merina ity ?????
Ahitsio kely ny fisainana fa izany no mampiady foko. Nymerina mihitsy no mpiatsaravelatsihy sy raciste
43. Fiffi
(
09/11/2006 16:52)
Ahitsio kely ny fisainana fa izany no mampiady fokoNy fisainan'iza ry rabaradaka ? satria raha mamaky ny nolazainao manaraka aho de hoe:
ny merina no miseo milayfisainana ahoana indray ary io ?
Nymerina mihitsy no mpiatsaravelatsihy sy racistede aiza @ zao ry rabaradaka le hoe "ahitsiho kely ny fisainana fa izany no mampiady foko ?????
44. kala
(
10/11/2006 09:05)
belaza:
kala> eritrereto hoe ao tanà(ankatso) izy dia efa mampiseho ny toetra ratsiny maika fa tonga any aminy? nareo ko betsaka milaza fa miresaka tsra ry zareo rehefa any aminy satria nareo vehivavy. enao ko milaza fa côtière nefa tsy raciste, ahoana koa moa ny fomba hilazanao hoe raciste eto e
io ndray r'ise rehefa hoe raciste tsy hitako zay blèm ny tsy hilazana azy na tsia eto
aza mamorona sain-dratsy hoa fa tsy misy olona gasy nateraka ho raciste fa ianao no mila mahay manara-drenirano ê!
raha tohizana ity dia ho lava be.
fa tsy vitsy koa ange reo merina vao mahita côtier dia minjilanjila ny masony :evil:
tsisy probolema
45. belaza
(
10/11/2006 09:15)
rabaradaka:
Ahitsio kely ny fisainana fa izany no mampiady foko. Matoa tsy tia merina ny any an'indrana dia ny merina no miseo milay sy manambanimbany azy ireo. Zaho zao nitety an'i Madagasikara mbola tsy voahilikilika na indray maka aza. Nymerina mihitsy no mpiatsaravelatsihy sy raciste
ary raha havadika hoe: matoa tsy tia ny avy any anindrana ny merina dia ny avy any anindrana no miseho milay sy tena favy.
ianao izao no tena niantsaravelatsihy tany amisisiny tany matoa tsy voahilikilika ko..:@
46. rabaradaka
(
10/11/2006 13:38)
Ka izao no tiako ambara tsy hoe tsy tia merina aho fa izaho koa merina fa ny toetsaitsika rehefa tonga any anindrana no mandreraka, tsy ny merina rehetra fa ny miseo milay toa an-dry fiffi sy ry zalahy angamba.
48. vale
(
10/11/2006 14:59)
rabaradaka: f'ahoana moa no afahanao miteny ol hoe miseho milay, zay resaka dinika eto ve? mandiniha ihany vao mitsara olona kosa eeeehh!
49. prime
(
10/11/2006 15:14)
fiffi> borizano no fiantsoan'ny tavaratra ny merina akia a...
rabaradaka> ka izay mpisolelaka koa tsy hahita olana mihitsy na dia efa tsahina eo an-tampon-doha aza...
rabaradaka> ka izay mpisolelaka koa tsy hahita olana mihitsy na dia efa tsahina eo an-tampon-doha aza...
50. Fiffi
(
10/11/2006 21:08)
rabaradaka:ianao zany no merina manao an'zany toetra pfff zany !!!
fa izaho koa merina fa ny toetsaitsika rehefa tonga any anindrana no mandreraka,
52. tywa68
(
11/11/2006 18:15)
xxx:
Dia tsy nino moa aho taloha fa sendra nanao vacance t@ herintaona dia nahita sy nahatsapa tokoa teo an-tsena fa tena tsy tia merina loatra ry zareo ao DIEGO sy NOSY -BE ao asa inona no antony?
Ny fijerinao azy angambany koa hafa² sady efa simba ny loha dia lasa izany no eritreritra ! fa ny olona rehetra rehefa tsara toetra sy mahalala-fomba dia raisina tsara - n'aiza² io ! fa tsy ny gasy ihany !
54. kala
(
13/11/2006 12:55)
fiffi > manino manano tahak'io? :evil:
:D de ampy ê!
rabaradaka > saika hadino toi :-*:-*:-*:-*
io ndray ny akama isany ny saina no mitondra an'io a!
sady tsy ilaina ny complexe dia mandeha hoazy ê!
mamango ê!
:D de ampy ê!
rabaradaka > saika hadino toi :-*:-*:-*:-*
io ndray ny akama isany ny saina no mitondra an'io a!
sady tsy ilaina ny complexe dia mandeha hoazy ê!
mamango ê!
55. valinaka
(
14/11/2006 19:56)
ny malagasy hatrizay no azo ampiadiana(ny mpanao politika...) sy tsy mifankatia fa kosa ny madagascarien de nanao ny atao hoe "fati-drà" ka mbamin'ny taranany ankehitriny de miray hina sy mifankatia aok'izany ary manainga anareo hifankatia sy hifanaja fa izany no fombantsika(zay lasan'ny karana akehitriny) fa aza adino "fa izay be no basy " ary nankaiza ilay tain'omby mivadika aza tsisy mpaka ary ilay valin-tanana?
inona no holazaina ireto kilonga ?hoe mifandrafia?...
inona no holazaina ireto kilonga ?hoe mifandrafia?...
56. cabot
(
17/11/2006 23:33)
iza koa no miraharaha azy rehefa tsy tia merina izy nefa misisika ao tana ao daholo ry drako drako rehetra itony
57. titis
(
17/11/2006 23:54)
rabaradaka!ny fisainanao mihitsy no mampiady foko,lazainao fa ny merina miseho milay ,ny merina no tena mandray vahiny ary zava-marina zany ,sady tsy hitako koa zay mampiady foko @ zany fa sao dia ny fisainanao no tokony ahitsy:twisted:
59. tywa68
(
18/11/2006 18:56)
Cabot > inona zany "drako drako" ?
Ny ahy aloha zay manaja sy tsy ratsy loha na avy aiza dia tsy olana ! samy fandalovana daholo anie na ao Tanà na any amorontsiraka ê ! ny gasy hoa tsy tia miady zany fa adala zay manaiky taritina @zany !
Kala > :-*
Ny ahy aloha zay manaja sy tsy ratsy loha na avy aiza dia tsy olana ! samy fandalovana daholo anie na ao Tanà na any amorontsiraka ê ! ny gasy hoa tsy tia miady zany fa adala zay manaiky taritina @zany !
Kala > :-*