DIEGO sy NOSY BE tsy tia merina!

61. boubounezy ( 19/11/2006 14:43)

[quote=diamondra27]
patrick20002::-D:-D:-D
tsy hainô ra vilaniko zao?

:-*
za mahé ra zakénô
andô tsika roy izaka tamatave

nankéza mou lélah takéo èèèè!=))=))=))

62. boubounezy ( 19/11/2006 14:55)
xxx anô mivôlagna fa ny ny magnangy ny diégo sy ny lahilah ny diégo magnano racisme zégny?? tsy ny diégo retra io, fa na ny volagnina fa merina kou mivôlangna fa tambany ny ny diégo ny dégo mivôlagna fa bourizany ny maerina. mitôvy zégny zalah fa tsy ra misy masamihafa reo fitengenana reo.
atsika oulo raika fô, ary tsy ny jiaby no mivôlgna karan'io ka tsy tsara ra volagninô io!
za ndraiky mifanaraka tsara @ zaré na misy aza ny sasany mananbany viavina hafa. izy kô anô tsy mivôlagna ratsy @ zaré tsy ra misy ny alaôlagna.
mifankaty sy mifanaja zégny no tègna tsara.:wink:
63. xxx ( 19/11/2006 17:39)
fiteny inona io ?:roll:
64. kala ( 20/11/2006 06:26)
xxx > :-D :-D :-D :-D teny gasy io ka!
65. vale ( 20/11/2006 12:57)
boubounezy: mesiiii!=D=D=D
66. booboo ( 20/11/2006 13:13)
xxx > :-D

boubounezy > eka ouz !
67. Tsingatsa ( 20/11/2006 14:10)
Misaotra fa :D dia ampy Zalahy.

Izaho dia avy ao Antsirabe Vakinankaratra ( Imerina enintoko ara-tantara) ary fati-drà'ny Sakalava ao Diego II.
(l) Miankina @ toetra nataoko no nandraisan'Anketrakabe zaho manafo ô!

:arrow:Nisy hatsarana (soa) nifanaovako tamin'ny havana koa dia mifankatia tsara izahay efa 22 taona izao.
Samia lava velona Zalahy, ho aomby mazava loha @ raha atao jiaby ê.

:arrow:nefa misy toerana tsy azoko idirana ao Anketrakabe na dia fati-drà aza aho. Ny tantara no antony, dia manaja izany zaho.

Ny Fikajiana fihavanana dia talentantsika Malagasy! Koa ampiasao ny talenta ry Zandry fa aza asitrika (afenina) anaty kapoaka!

(l)Ndeha antsika hanatevina ny fiarahamonina mirindra mahay mifanaja: iray ny kolontsaina Malagasy nefa samy manana ny soa toavina ateraky ny faritra iainany!

:arrow:Ohatra: Koranan'Ambodimanga hoy isika Sakalava na koa hoe mitsokotsoko!
Kifosafosa hoy isika Merina sy Vakinankaratra!
Nefa zavatra iray ihany no tiana ho tenenina!

Ny prehistorique dia misy ampahany ao @ dinika Madagascarien sa Madagascarois koa mazotoa mandalina. Dia ilazao vokany drako ô ( ilazao vokany akia an!)

Samy tsara ê! Mandrapihaona! (l)
68. soanja ( 20/11/2006 15:18)
Tsingatsa:

Misaotra betsaka anao amin'ny fahendrena anananao. :D

69. kala ( 20/11/2006 15:21)
:wink:
70. cabot ( 22/11/2006 19:47)
boubounezy:

xxx anô mivôlagna fa ny ny magnangy ny diégo sy ny lahilah ny diégo magnano racisme zégny?? tsy ny diégo retra io, fa na ny volagnina fa merina kou mivôlangna fa tambany ny ny diégo ny dégo mivôlagna fa bourizany ny maerina. mitôvy zégny zalah fa tsy ra misy masamihafa reo fitengenana reo.
atsika oulo raika fô, ary tsy ny jiaby no mivôlgna karan'io ka tsy tsara ra volagninô io!
za ndraiky mifanaraka tsara @ zaré na misy aza ny sasany mananbany viavina hafa. izy kô anô tsy mivôlagna ratsy @ zaré tsy ra misy ny alaôlagna.
mifankaty sy mifanaja zégny no tègna tsara.:wink:

tsy teny gasy ofisialy io ry nandra fa aza be geste a!

71. cabot ( 22/11/2006 19:50)
Tsingatsa:

Misaotra fa :D dia ampy Zalahy.

Izaho dia avy ao Antsirabe Vakinankaratra ( Imerina enintoko ara-tantara) ary fati-drà'ny Sakalava ao Diego II.
(l) Miankina @ toetra nataoko no nandraisan'Anketrakabe zaho manafo ô!

:arrow:Nisy hatsarana (soa) nifanaovako tamin'ny havana koa dia mifankatia tsara izahay efa 22 taona izao.
Samia lava velona Zalahy, ho aomby mazava loha @ raha atao jiaby ê.
zay tia ny malagasy rehetra fa rehefa tsy tia anay koa dia tsy tianay sady tsisy mifamelona sy mifangataka koa e!lay borizano aloa aza averina @ nay lay phrase fa tsy tianay maizina merina zay fa tsy borizano
:arrow:nefa misy toerana tsy azoko idirana ao Anketrakabe na dia fati-drà aza aho. Ny tantara no antony, dia manaja izany zaho.

Ny Fikajiana fihavanana dia talentantsika Malagasy! Koa ampiasao ny talenta ry Zandry fa aza asitrika (afenina) anaty kapoaka!

(l)Ndeha antsika hanatevina ny fiarahamonina mirindra mahay mifanaja: iray ny kolontsaina Malagasy nefa samy manana ny soa toavina ateraky ny faritra iainany!

:arrow:Ohatra: Koranan'Ambodimanga hoy isika Sakalava na koa hoe mitsokotsoko!
Kifosafosa hoy isika Merina sy Vakinankaratra!
Nefa zavatra iray ihany no tiana ho tenenina!

Ny prehistorique dia misy ampahany ao @ dinika Madagascarien sa Madagascarois koa mazotoa mandalina. Dia ilazao vokany drako ô ( ilazao vokany akia an!)

Samy tsara ê! Mandrapihaona! (l)

72. prime ( 24/11/2006 12:00)
Aoka samy hifanaja fotsiny dia mety... fa na eo aza ny zava-misy dia azo arenina any ifotony izany...
73. Fiffi ( 24/11/2006 20:59)
marina akia zany ry prime an !
74. fiderana ( 27/11/2006 07:29)
hotran'ny tsy nahita taratra izany zah aloha, efa mba niasa tany sambava teo @ 2taona mahery teo zah sady nivezivezy , vohemar, ambilobe, diego, tonga hatrany andapa sy antalaha, fa milay daholo ny olona ny fandraisako tany, respo° comm° no asako tany ary hatramin'izao, tena miresaka sy mifandray @ sarangan'olona rehetra, fa tsy dia nahita izany tsy tia merina izany aho, ary tena nandeha ny asako tany noho ny fanampian'ireny olona ireny, asa ny anareo???? toro-hevitra kely, raha vonona ny hifandray aminy dia jereo aloha ny fomba fiaina na ny volon-tany dia 8):!::!:fotsiny fa ok io:lol:
75. soanja ( 27/11/2006 12:00)
Eto no mila ampiharina ilay nampianarin'i Kristy antsika hoe Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao. De hoe tiavo koa izay eritreretinao ho fahavalonao na efa izy. De milamina daholo ny rehetra. Marian e.
76. kala ( 28/11/2006 07:32)
fiderana > zany mihitsy ange hoa ê! :-*:-*:-*:-* toi

soanja > oviana mankany diégo?
77. Tsingatsa ( 28/11/2006 09:17)
:D
Rehefa mankany Diégo dia mba itondray vaovao avy ao Nosy Lonjo. Taona 2001 zaho no tany farany ary madio tokoa ny rano ao sy ny manodidina satria voahaja ny hasin'ny toerana izay masina araky ny finoan'ny razana.
Avy eo ianao afaka mandeha mamonjy fivavahana andeglizy. Mbola finoana nankamasin'ny bebenay ihany koa izany!
:arrow:
Izay ve no atao hoe fifanajana ara-pinoana: synergie culturelle ho an'ny mpandalina serasera?
(l)
78. soanja ( 28/11/2006 11:53)
kala:

fiderana > zany mihitsy ange hoa ê! :-*:-*:-*:-* toi

soanja > oviana mankany diégo?

Isa taona aho mankany foana kah.

79. Fiffi ( 28/11/2006 12:25)
te-ihinana mangan'i Diego zany zany an ! :):miam::miam:
80. soanja ( 28/11/2006 16:00)
Manga esy ve Fiffi sa manga Tombato?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.247