« Fotsy, mena, maitso ».
1. Fiffi
(
02/11/2006 16:04)
« Fotsy, mena, maitso ». Ces trois couleurs du drapeau national seront bientôt arborées par les écoliers malgaches. Les uniformes, - robe pour les filles ; pantalon et chemise pour les garçons-, offerts gracieusement par le gouvernement chinois sont, en effet, à ces couleurs nationales.
312.295 uniformes,
162.232 ho an'ny ankizy vavy
150.063 ho an'ny ankizy lahy
Ces premiers uniformes seront attribués aux élèves de la classe CE2 (équivalent de la classe de 7ème), si l’on s’en tient aux propos du Chef de l’Etat, Marc Ravalomanana, dernièrement à Manakara. En fait, ces uniformes de Chine, 3.400.000 unités en tout, sont destinés à tous les écoliers du primaire à travers le pays, qui se mettront donc aux couleurs nationales : « fotsy, mena, maitso ».
Vola Andriamanana Midi Madagascar
Dia miainga any zany ny ankizy mpianatra Malagasy fa hitovy fikanjoana ohatran'ny sinoa saingy Fotsy ,Mena Maitso !
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 10:41
2. lost
(
02/11/2006 18:18)
Mahazo tsifirifiry avy sa iray iny ihany??
tsy lasa kosa ra iray fa tsy misasaka akory ny taona
d maty antsasa iny ary tsy misy soloina farafaharatsiny indroa isankerinandro,asa re d hifampihaino fofona ao andakilasy ao zany ny ankizy ko !commerce ho an'ny kely maso ndray zany zao

4. Lejim
(
02/11/2006 19:51)
Dia ahoana indray raha manohitra an'izany ny sekoly tsy miankina sasany?
Juste mba fanontaniana manitikitika ny ahy fa tsy fanakianana na zavatra otran'izany.
Juste mba fanontaniana manitikitika ny ahy fa tsy fanakianana na zavatra otran'izany.
8. Fiffi
(
03/11/2006 10:20)
mety hanondrana tsi-tsi-tsangola bdb ho any dago indray angamba ? :-D:-D:-D
12. Fiffi
(
06/11/2006 16:43)
fa nga ry namana avy any Dago , ny mpianatra mbola mitondra an'ireny tablier ireny foana hatramin'zao ?
14. Fiffi
(
08/11/2006 14:58)
prime: an3 kah ! tsy hoe ratsy fa noheveriko hoe efa tsy misy an'zany intsony !
15. Simpona
(
09/11/2006 16:07)
Raha ny fahalalako ny antony nanaovana aron'akanjo indrindra ho an'ny sekolim-panjakanba dia eo ihany ilay hoe fitandremana ny fahadiovana fa indrindra mba hitovian'ny rehtra fa tsy misy hoe zanaka mpanana dia manaraka lamaody sy tena tsara fitafy ny sasany. Mba mihena eo izany ny complexe(inn kay no andikana an'io am teny gasy???).
Raha izay no handraisana azy dia tsara ilay hevitra akanjo mitovy saingy manotany tena aho hoe ampy ny mpianatra malagasy ve io. Indrindra fa ny ankizy any amin'ny Ambaratonga voalohany dia tena mpanimba akanjo miits. Nmga raha tsy efatra isan'ankizy farafahakeliny tsy ho ampy mandritra ny taona
3400000 eo amin'y ampahadimin'ny isany' malagasy eo ho eo, nefa dia ny zaza no betsaka eto amintsike)

16. Fiffi
(
09/11/2006 17:09)
3.400.000 unités en tout, sont destinés à tous les écoliers du primaire à travers le pays, qui se mettront donc aux couleurs nationales : « fotsy, mena, maitso ». de asa na ho ampy io na tsia ?