Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jpeg ( 05/11/2006 18:23)
manahy vary vita Bac
Misy ireo tanora malagasy izay vao afaka Bac no lasa miroana manahy vary any ambanivohitra.... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/11/2006 16:02
mirambola ( 05/11/2006 17:25)
decoration
mba toroy logiciel na decation na sary hoe za raha mafantatra nareo bordure sy ny sisa m dia misaotra mialo e!!... tohiny
novalian'i MTN ny 05/11/2006 21:33
mirambola ( 05/11/2006 17:01)
fialana @fahabadoana(fahaizana mamaky teny sy manoratra)
dia lasa ni eritreritro nisy mpampianatra iray zay nilaza t@nay mba hialana @tsy fahaizana manaky teny sy manoratra tany cuba dia mandeha mampianatra daolo ny ankizy (3eme ka atraminy terminale... tohiny
novalian'i ninih ny 08/11/2006 12:32
Lejim ( 05/11/2006 15:17)
fanamelohana an'i Saddam Hussein ho faty
Iza no mitsipaka, dia iza no mankasitraka izao fanameklohana an'i Saddam Hussein, ancien president dictateur an'i Irak izao? Zah aloha mitsipaka an'ilay procedure e! Raha tamin'ny fomba hafa no nit... tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2006 22:43
jobala ( 05/11/2006 14:17)
reformation
Iza no mety ho afaka manazava ny atao hoe [i]reformation[/i]? "[b]Herinandron'ny reformasiona eto bira..."[/b]... tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2006 10:21
kitjo ( 05/11/2006 11:15)
sakafo hafahafa kanefa tsara!
Ho antsika tia manandrakandra sakafo tsy mahazatra.. Ohatra: [u][b]thailandais:[/b][/u] desera: sakamalaho sy vomanga voasana ary tetehina toy ny mitetika mangahazo ny vomanga, ampangotrahina.... tohiny
novalian'i melody ny 23/11/2006 18:51
lemenakely ( 05/11/2006 11:07)
SADDAM HUSSEIN le verdict est levé .....PENDAISON!!!!
Araka ny vaovao hita etsy sy eroa dia voaheloka @ famonoana ho faty ingahy SADAM HUSSEIN ary pendaison na ahantona @ tady no fomba amonoana azy! Maro moa no raharaha hanamelohana an'ity filoha irak... tohiny
novalian'i kitjo ny 05/11/2006 19:12
Aino ( 04/11/2006 19:48)
sary
mba mety hoa ve razoky Hery raha toaka ny sary ny tsirairay, possible ve raha toaka mba hovaina hoe tsy azo alaina ilay sary na koa tsy azo atao copie raha tsy mahazo lalana avy any @tompony!! ny ahy... tohiny
novalian'i fanaina ny 12/11/2006 12:45
degree ( 04/11/2006 19:35)
TENA FITIAVANA MARINA VE SA FANARARAOTANA ,
Misy bandy sy sipa iray mpiara-miasa mpinamana be tokoa,nitombo hatrany anefa ny fitiavan'ilay bady ka te haka io kala io ho olo-tiany ,nefa ny fihavanana no taloha.Inona no tokony hataony ? Marina f... tohiny
novalian'i degree ny 26/11/2006 17:53
Robert ( 04/11/2006 18:47)
Ki-fifidianana ato @ serasera (Lisi-pifidianana)
Efa nifidy tao ny tenako. Azo itokisana ve ny valin'io sondage io.. Indray mandeha iany no mifidy. Ary raha misoratra anarana maro2 ny tenako de ahoana? Webmaster, ny IP koa tokony hojerena koa. Ami... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:31
sareraka ( 04/11/2006 18:02)
MBOLA HINO FOTSINY IHANY VE ?......
Fanontaniana mipetraka @ malagasy rehetra io fanontaniana io .Mbla hino fotsiny ihany ve isika mianakavy raha mijery ny zava-misy ankehitriny raha jerena fotsiny ohatra ny resaka solika dia raha ny ra... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:54
jampela ( 04/11/2006 17:10)
Ankamantatra ôôô!
Ankamantatra ôôô!!!!:roll: Fa naninona ary no nolazain'ny olona fa lava volo Jesoa?... tohiny
novalian'i shao ny 15/11/2006 15:02
jampela ( 04/11/2006 16:57)
Inona ary zany???????????????
Ankamantatra ô!ô!ô! Fa maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa???... tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2006 10:03
kitjo ( 04/11/2006 15:41)
tonga ny tablie ho an' ny mpianatra!
http://madagascar-tribune.com archive : 02Nov rubrique: divers tonga ny tablier ho an' ny mpianatra nampanantenain' ny filoha, ampahany fa mbola ho avy ny sasany... tohiny
bonaventure ( 04/11/2006 15:32)
fitiavan'antitra
Asa ry akama isany fatoa ohatra tsy mirevy sipakely intsony isika ttanora fa toa miaraka @ ramama efa mananika ny faha 45 taona eny na dia bandy kely mbola 20taona aza,fa dia inona loatra ny antony sa... tohiny
novalian'i coline42 ny 06/03/2007 17:23
Aino ( 04/11/2006 15:02)
mba ampio aho ry zareo hoa!!
andro any niasa be ny saiko momba ny namako iray!! izy io moa mbola zandriko erin-taona. niantso ahy t@ phone izany izy dia tsy nilaza ninoninona taminko aloha fa tonga dia izao no nolazainy. tena ... tohiny
novalian'i prime ny 10/11/2006 15:21
degree ( 04/11/2006 13:52)
mba andramo hoe !
Ity misy tantara kely mahatsikaiky e! -Neny a!.......avia ange i neny e! -ahoana anaka ? -avia ange i neny fa ilazako zavatra! zavatra inona e! -aiza aloha i dadabe ? -ato an'efitra izy,......in... tohiny
novalian'i cutie ny 06/11/2006 15:01
degree ( 04/11/2006 11:14)
mba marina ve ?
tany NOSYBE HELLE VILLE aho nahita saka sy voalavo miaraka misakafo @ vilia iray; tsy miady izy ireo,ka moa ve ilay saka no be fitiavana sa ilay voalavo no efa siviliser ka tsy mataotra saka intsony... tohiny
novalian'i MTN ny 06/11/2006 21:32
jpeg ( 04/11/2006 10:49)
TDM mety hanohana an'i Ny Hasina
Efa mandeha ny resaka ny fifanarahana fa mety hanohana an'i Ny Hasina Andriamanjato ny TDM.... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:34
enteme ( 04/11/2006 09:32)
mihomehy tany vaky
:-D:-D:-D=))=))=)):-D:-D:-D=)):-D:-D:-D... tohiny
novalian'i tenagasy ny 06/11/2006 21:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7253