SADDAM HUSSEIN le verdict est levé .....PENDAISON!!!!

1. lemenakely ( 05/11/2006 11:07)
Araka ny vaovao hita etsy sy eroa dia voaheloka @ famonoana ho faty ingahy SADAM HUSSEIN ary pendaison na ahantona @ tady no fomba amonoana azy!

Maro moa no raharaha hanamelohana an'ity filoha irakianina ity ka isan'izany ny famonoana olona miisa efa 200 mahery t@ taona 1986 tao BAGDAD raha naheno hisy fa hisy fanakotrehana fanonganam-panjakàna!

novalian'i kitjo ny 05/11/2006 19:12
2. kiali ( 05/11/2006 11:38)
i bush koa tokony atao an'izany satria maro ireo irakianina tsy nanantsina matimaty fôna t@ fanibohitra nataondry zareo! iza aminareo no hanaiky oe matimaty fotsiny @ tsisy dikany ny havanareo!
azo lazaina ve tena olona firenena demôkratika ny firenena mampiasa fitaovampiadina hanery ny firenena ray ho lasa demokratika? araky ny hita aloha hatramin'izao de tsy milamina tsony irak eh!lasa feno "attentat" betsaka amizany ny tsy manatsiny maty!
raha mandinika nareo de efa firy zay ny irakianina sy malamila amerikanina maty hatramin'izay niantombohan'ny fanafihana nataon'y "u.s" izay? tsy efa mihotra lavitra nohon'ny nataon'i saddam hussein ve?
tsy miaro an'i saddam zah! namono izy ka mendrika ho azy ny zavatra hazono fa i bush mbola "pire" lavitra noho iz raha ny fijeriko azy!
de iza no tena mpamono olona @ zany bush sa saddam??
3. kitjo ( 05/11/2006 12:31)
ary ratsiraka?
4. methode ( 05/11/2006 15:44)
Ataovy lisitra eo daholo zany e! lol
5. Lejim ( 05/11/2006 17:45)
Kay efa misy ato ity dinika ity! lol
6. cutie ( 05/11/2006 17:50)
Mpandefa : methode [ Valio ] 05-11-2006 16:44:08
Lohateny : Re : SADDAM HUSSEIN le verdict est levé .....PENDAISON!!!!
Ataovy lisitra eo daholo zany e! lol

:-D:-D:-D:-D:-D
7. kitjo ( 05/11/2006 19:12)
lejim> tsy koi io e,

mamerina in2 manana ny in moa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1639